小米

小米 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 小米, Real Estate, Wuhan.

🇲🇬欢迎🇨🇳
Tongasoa ato amin’ny pejiko 😊❤️
Ity dia pejiko manokana Hizarako zavatra maromaro izay mba mahafinaritra ahy 💜
Ankoatran’ny Fampianarana teny sinoa 🇨🇳 dia ho hitanao ho zaraiko ato ihany koa:Motivation ,Humor ,sns
🥰

14/10/2026

Made in China 😂😂

Ao aloha hijery Shine Blight like diamond ee 😂😭🇨🇳

Hankafizo ny fiainana ❤️🌸💜
11/10/2026

Hankafizo ny fiainana ❤️🌸💜

Indraindray anie mba mila manokana fotoana kely koa hiarahana amin’ny namana na dia sahirana lava ary ee ☺️🌸Teto zao iza...
09/10/2026

Indraindray anie mba mila manokana fotoana kely koa hiarahana amin’ny namana na dia sahirana lava ary ee ☺️🌸

Teto zao izahay dia samy nandamina ny fotoanany mialoha daholo dia mba nanao soirée Pijama ❤️💜

Afakafaka aloha ny stress satria dia niomehy foana teto 😂❤️

Soa ny fiarahana ee 🎉❤️

Pika pika sary kely aloha miaraka amin’i madamo anahy ty ❤️Ino loatra raha anaty phone akao zalah ?😂Francia Ravo ❤️🌸
08/10/2026

Pika pika sary kely aloha miaraka amin’i madamo anahy ty ❤️

Ino loatra raha anaty phone akao zalah ?😂

Francia Ravo ❤️🌸

Iza daholo no mahafantatra an’ity sipakely ity ato oo? ☺️🇨🇳Efa nifankahafantatra tato amin’ny Facebook foana ihany izaha...
07/10/2026

Iza daholo no mahafantatra an’ity sipakely ity ato oo? ☺️🇨🇳

Efa nifankahafantatra tato amin’ny Facebook foana ihany izahay hatramin’izay fa izao vao tafahaona ety Wuhan izao ☺️❤️
Ratsikitsiky kely Ikiala aan ☺️❤️

Annie Haritiana 🌸💜

Heyy 🌸❤️Te hiteny kely fotsiny aho hoe hifalio sy hankasitrao ny fiainana kelinao sy izay hanananao dia ho hitanao fa ha...
06/10/2026

Heyy 🌸❤️

Te hiteny kely fotsiny aho hoe hifalio sy hankasitrao ny fiainana kelinao sy izay hanananao dia ho hitanao fa hahatsiaro sambatra kely foana ianao ❤️💜

😘

🇨🇳 COURS SPÉCIAL DE CHINOIS ORAL – 中文口语强化班🇨🇳🌸EFA MANANA HSK3 NA HSK4 VE IANAO, NEFA MBOLA SAHIRANA MIRESAKA AMIN’NY TENY...
03/10/2026

🇨🇳 COURS SPÉCIAL DE CHINOIS ORAL – 中文口语强化班🇨🇳

🌸EFA MANANA HSK3 NA HSK4 VE IANAO, NEFA MBOLA SAHIRANA MIRESAKA AMIN’NY TENY SINOA?❌

✅ Mahazo tsara rehefa mamaky teny sinoa, fa sahirana rehefa miteny?

✅ Mahafantatra vocabulaire maro,kanefa tsy mahavita conversation spontanée?

✅ Matahotra ny hiresaka amin'ny teny Sinoa sao diso ny prononciation na ny grammaire?

📢 VAOVAO HO ANAO ITY ❌

Efa Misokatra izao ny COURS SPÉCIAL DE PRATIQUE ORALE EN CHINOIS, natao manokana ho an'ireo efa manana niveau HSK3 na HSK4 no miakatra , saingy mbola te hanatsara ny fahaizany mifampiresaka.

🎯 TANJON'NY FIANARANA :

Tsy hianatra vocabulaire sy grammaire marobe intsony, fa hampiasa mivantana ireo teny sinoa efa nianarana!

📚 INONA AVY NO HATAO AO?

🔹 Conversation quotidienne (日常会话)

🔹 Pratique de prononciation (发音练习)

🔹 Jeux de rôle et situations réelles (情景对话)

🔹 Questions-réponses spontanées (即问即答)

🔹 Compréhension et expression orale (听说训练)

🔹 Discussions et débats simples (话题讨论)

🔹 Simulation de conversation avec des Chinois.

💡🌸NY MAMPIAVAKA AZY:

✅Ity cours ity dia hifantoka indrindra amin'ny PRATIQUE.
✅Ny mpianatra tsirairay dia hanana fotoana hitenenana, hifanakalozan-kevitra ary hanatsarana ny fahaizany miteny.
✅Tombony manokana ihany koa ny fahafahanao miresaka miaraka amin’ny ☺️🇨🇳

👥 Niveau takiana : HSK3 – HSK4

📅 Fidirana: Dimanche 08 Novembre 2026

📍 Toerana : En ligne (ZOOM,Google meet,…)

📞 Inscription : +8615629181579

❌Efa misokatra izao ny fisoratana anarana koa dia aza misalasala ary manoratra ety amiko na ao amin’ny page Mandarin Club Mie

⚠️ Voafetra ny isan'ny mpianatra ho raisina mba hahafahan'ny tsirairay manao pratique tsara.❌
Koa aza tara ary misoratra anarana

大家好🌸💜🇲🇬Ny an’ny zokinareo koa ve raisiny matotra be ´lay manambady aman-janaka ?😂😂🥹Ny an’ilay zokinay manko dia mahavita...
03/10/2026

大家好🌸💜🇲🇬

Ny an’ny zokinareo koa ve raisiny matotra be ´lay manambady aman-janaka ?😂😂🥹

Ny an’ilay zokinay manko dia mahavita toy izao mihintsy : Manao appel video eo izahay dia tampoka eo izy miteny hoe : Havelako aloha ndry fa zany tonga zany ny vadiko 😭😂

Ndry amin’io efa 20 taona no naha zandriny andrii 😂😭🙄

Dia mba rariny ve izany tompoko ?🙄😂😭

Rovatiana Sahanihasina 😂❤️

大家好🌸💜🇲🇬Ny an’ny zokinareo koa ve raisiny matotra be ´lay manambady aman-janaka ?😂😂🥹Ny an’ilay zokinay manko dia mahavita...
03/10/2026

大家好🌸💜🇲🇬

Ny an’ny zokinareo koa ve raisiny matotra be ´lay manambady aman-janaka ?😂😂🥹

Ny an’ilay zokinay manko dia mahavita toy izao mihintsy : Manao appel video eo izahay dia tampoka eo izy miteny hoe : Havelako aloha ndry fa zany tonga zany ny vadiko 😭😂

Ndry amin’io efa 20 taona no naha zandriny andrii 😂😭🙄

Dia mba rariny ve izany tompoko ?🙄😂😭

Rovatiana Sahanihasina 😂❤️

02/10/2026

大家好🌸💜🇲🇬

Ny ahy izany rehefa zavatra kely mba haiko na mba hananako expérience kely dia ampianariko na zaraiko amin’ny hafa foana ,indrindra fa ny namako ☺️🌸

Teto aho dia nampianatra hira amin’ny teny français an’ity namako sinoa anankiray ity ☺️

Vao voalohany nihirany hira amin’ny teny français ity ☺️
Mba te hahay hiteny français koa hono i kiala ☺️🌸

———————————————————

Fa ho antsika rehetra izay te hanatsara ny Orale-any(Chinois) 🇨🇳🇨🇳
Na mahatsapa mbola sahirana miteny sinoa dia misy vaovao tsara be ho anao ity :

❌❌COURS SPÉCIAL DE PRATIQUE ORALE (CHINOIS)❌❌

🌸Ity dia afaka hianaranao ato amin’ny Mandarin Club Mie ihany koa ,ankoatran’ny Cours HSK

✅Iza avy no afaka mianatra azy?
✅Ireo izay efa manana HSK3 na HSK4 no miakatra 🇨🇳🇨🇳

🌸Fidirana : 8Novembre 2026

❌❌Aza tara ary misoratra anarana fa voafetra ny toerana,,,olona vitsivitsy ihany no raisina❌❌

Address

Wuhan

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 小米 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category