ELIOT Creaction

ELIOT Creaction ELIOT CREATIONS
Toerana ifaneraseran’ny Hihomehy & Hihira ���
Araho eto raha te hahazo hehy��� 𝙢𝙗𝙖 𝙠𝙞𝙩𝙞𝙤 𝙞𝙤 𝙨𝙪𝙞𝙫𝙧𝙚 𝙞𝙤👇👇👇

04/02/2026

𝙀𝙇𝙄𝙊𝙏 𝘾𝙍𝙀𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉

03/02/2026

💖Mahaiza mifidy namana iarahana amin’izao taona 2026 izao raha te hahomby.

💖Tsy ny olon-drehetra eo akaikinao no mitondra anao ho amin’ny hoavy tsara kokoa. Misy ny namana manandratra ary misy kosa ny namana misintona anao midina.

💖Ny fahombiazanao rahampitso dia miankina betsaka amin’izay iresahanao androany.
Ka noho izany, mifidiana namana:

💖Mampirisika anao hivoatra, fa tsy haneso ny nofinao,

Miresaka vahaolana, fa tsy mitaraina lava,

💖Miasa amin’ny tanjony, fa tsy miandry toloram-potsiny,

💖Manaja ny fotoananao sy ny ezaka ataonao.

💖Tsarovy fa ny toe-tsaina dia mifindra. Raha miaraka amin’ny olona manana tanjona ianao, dia voatosika hanana tanjona. Raha miaraka amin’ny kamo sy be fialan-tsiny ianao, dia ho voasintona amin'izany ihany koa.

💖Tsy hoe te hiavaka ianao, fa misafidy ny lalana tena mety aminao. Indraindray, ny fanapahan-kevitra hendry indrindra dia ny manova ny manodidina anao mba hahafahanao manova ny fiainanao.

👉 Amin’izao taona 2026 dia mahaiza misafidy namana izay mitondra anao hanakaiky kokoa ny fahombiazanao, fa tsy hanalavitra azy.

Azadino mi abonné page ntsika

ELIOT Creaction 👈

⭕️Ny tena namana ve?🥺Ny tena namana : Ilay maneho ny fisiany rehefa iny enao tojo ady sarotra , ilay mahafoy ny fotoanan...
03/02/2026

⭕️Ny tena namana ve?

🥺Ny tena namana : Ilay maneho ny fisiany rehefa iny enao tojo ady sarotra , ilay mahafoy ny fotoanany ho anao, ilay hita fona na hafaliana na amin'ny fahoriana, ilay mahatsapa marary rehefa iny enao marary, ilay tena mbola tsy nivadika taminao hatramin'izao, ilay nahavita nanitsy anao, na koa hoe nahavita nihaino ny fananaranao azy.

🥰 ilay miara mizaka aminao ny mafy indrindra, ilay efa noraisinao ho toy mpiray tampo aminao mihitsy , ilay tsy mba nanary anao n'inona n'inona nahazo anao, ilay tsy mora manadino ao anaty fahatezerana fa miezakin'ny micomprendre anao fona.

Iza ary ilay tena namanao bé iny 🥺

Eliot Hassan ELIOT Creaction 👈 ✍🙏

02/02/2026

𝙎𝙊𝘿𝘼𝙂𝙀 𝙎𝙔 𝙑𝙎 𝙆𝙀𝙇𝙔
🇨🇵
𝙑𝙎
🇧🇫
𝙨𝙤𝙧𝙖𝙩𝙚 @𝙘𝙤𝙢𝙚 𝙣𝙮 𝙩𝙚𝙣𝙖 𝙚𝙣𝙟𝙖𝙣𝙖 𝙧𝙖 𝙩𝙚𝙣𝙖 𝘼𝙘𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙂𝙊✍🙏
゚viralシalシ 🤣✍🙏

😭😭PARTAGE MAX 😭😭😭🚨 FAMPANDRENESANA MAIKA 🚨👨‍👩‍👦 Olona mianaka no maty an-drano 😭📍 Renirano  – Ikopa, akaikin’ny Sky Blue...
31/01/2026

😭😭PARTAGE MAX 😭😭😭
🚨 FAMPANDRENESANA MAIKA 🚨
👨‍👩‍👦 Olona mianaka no maty an-drano 😭
📍 Renirano – Ikopa, akaikin’ny Sky Blue
🙏 Iangaviana izay mahalala azy ireo mba hampandre ny fianakaviany tompoko .
🤲 Misaotra mialoha amin’ny fiaraha-miasa sy ny fizaràna.,, COMSA NY SARY FA NDRAINDRAY FAFAN'NY FB

Mbola tsy hay hoe namono tena sa nianjera , 😭😭😭😭

😥😥

30/01/2026

𝗔𝗡𝗗𝗔𝗢 𝗛𝗢𝗘 𝗔𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗥𝗔 𝗧𝗔𝗟𝗢𝗔 𝗜𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗜𝗭𝗔 𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗜𝗛𝗜𝗥𝗔 𝗜𝗧𝗬 𝗜𝗥𝗔 𝗜𝗧𝗬 👇
𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗼𝗺𝗲𝗸𝗼 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗔𝗯𝗼𝗻𝗻𝗲 𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘆 𝗚𝗢✍🙏

Mianara tsy mivaky loha fankahalana......Tsy ny teny no maharary indrindra,fa ny fanomezan-danja azy.Misy olona manarats...
29/01/2026

Mianara tsy mivaky loha fankahalana......

Tsy ny teny no maharary indrindra,
fa ny fanomezan-danja azy.
Misy olona manaratsy anao satria tsy vitany ny mitovy aminao.
Misy manakiana satria tsy sahiny ny mandeha amin’ny lalanao.
Misy mandratra ianao satria izy ireo ihany no feno ratra.
Fa aza entinao ao am-ponao izany.
Satria izay tazoninao ao, dia mifehy anao.
Tsy mila miady amin’ny rehetra ianao.
Indraindray, ny fandresena dia ny mangina.
Avelao izy ireo hijanona amin’ny haiziny,
fa ianao kosa mifidiana fahazavana.
Ny fahanginanao no valin-kafatra matanjaka indrindra.
ELIOT Creaction ✍🙏

félicitations ZOK Big MJ  🎊🎉🥰arabaina nomen'Andriamanitra ny Fara👶Mitomboa taiza ny zaza 🙏🥰            ✍🙏
28/01/2026

félicitations ZOK Big MJ 🎊🎉🥰
arabaina nomen'Andriamanitra ny Fara👶
Mitomboa taiza ny zaza 🙏🥰
✍🙏

Mba mampiasa saina kel we tsika sady mihome ndro manalaz mafy ity jeanvier th🤣🤣🤣🤣🤣      ELIOT Creaction               🤫
28/01/2026

Mba mampiasa saina kel we tsika sady mihome ndro manalaz mafy ity jeanvier th🤣🤣🤣🤣🤣
ELIOT Creaction 🤫

Nisy zazalahy kely iray izay nankany amin’ny banky foana isan’andro ka nametraka vola 50 euros tao amin’ny kaontiny. Gag...
27/01/2026

Nisy zazalahy kely iray izay nankany amin’ny banky foana isan’andro ka nametraka vola 50 euros tao amin’ny kaontiny. Gaga be ny mpiasa tao amin’ny banky nahita izany, ka niresaka tamin’ny tale izy ireo. Nilaza ny tale hoe: “Rehefa miverina eo indray izy rahapitdo dia hoento aty amiko hoe.”

Ny ampitso dia tonga indray ilay zazalahy hametraka 50 euros, ka nentin’ilay mpiasa tao amin’ny biraon’ny tale izy. Nanontany azy ny tale hoe:
— “Avy aiza no ahitanao vola 50 euros isan’andro nefa ianao tena mbola zaza kely?”

Nitsiky ilay zazalahy ka namaly hoe:
— “Miloka aho, dia mandresy foana.”

Nihomehy ny tale ka niteny hoe:
— “Asehoy ahy àry hoe ahoana no ataonao amin'izany!”

Hoy ilay zazalahy:
— “Hiloka aminao aho fa homenao 50 euros ve aho raha afaka manoroka ny masoko aho.”

Nanaiky ilay tale satria nieritreritra fa tsy azo atao izany manoroka maso ny tena izany.
Fa ilay zazalahy dia nanao lentilles de contact kay.
Nesoriny ireo lentilles, norohany, naveriny napetraka, ka tanteraka ara-bakiteny ilay filokana.
Noho izany dia azo ara-dalàna ilay vola, satria tsy nandainga izy fa fetsy tamin'ny saina 😄

Tezitra sy sosotra be ilay tale nahita ilay izy.

Ny ampitso, rehefa tonga indray ilay zazalahy, dia nosakanan’ny tale ka niteny hoe:
— “Namitaka ahy ianao omaly ka naka ny volako. Te-hamerina azy aho, mbola mazoto ve ianao?”

Namaly ilay zaza hoe:
— “Vonona aho hiloka indray. Raha ianao no mandresy dia hahazo in-telo amin’ilay vola nomenao ahy, izany hoe 150 euros. Raha izaho kosa no resy, dia tsy haka vola aminao mihintsy aho fa hamerina 150 euros aminao indray aza.”

Nanaiky i Tale ary niantso mpiasa 10 hijery ilay filokana atao vavolombelona, ary nanaiky tamim-pifaliana izy ireo ireo hanatrika izany.

Hoy ilay zazalahy:
— “Hiloka aminao aho fa manga ny siliponao!”

Nihomehy ny tale ka niteny hoe:
— “Tsy manga izy ao ka!”

Hoy ilay zazalahy:
— “Manga ny siliponao ka!”
Namaly amim-pahatokisana ny tale hoe:
— “Mianiana aminao aho fa tsy manga no ato!”

Dia nampidina ny patalohany ny tale hanaporofoana fa diso ilay zaza, ka niteny hoe:
— “Jereo tsara, fa tsy manga!”

Nitsiky ilay zazalahy, namoaka ilay 150 euros, nanome izany ho an’ny tale, ary lasa izy avy eo.

Nihomehy ny tale ka niteny sady niantso hoe:
— “Resy tamin’ilay filokana ianao, nahoana no tsy malahelo anefa very 150 euros?”

Nitsiky ilay zazalahy ka namaly hoe sady nihomehy ihany:
— “Tsy malahelo aho, satria efa niloka tamin’ireo mpiasanao 10 ireo aho fa hampidina ny patalonao eo imason’izy ireo ianao!” 😂😂😂
50✘10
ELIOT Creaction

26/01/2026

🤫🤣🤣Nareo varina
WENDY & CKYCKY Nefa toroteny ato madeha iany 🤣🤣🤣
ELIOT Creaction ELIOT MAN Eliot Hassan ✍🙏

Address

MANERINERINA
Ambato Boeni
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ELIOT Creaction posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category