Abeh Immob

Abeh Immob Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Abeh Immob, Commercial property agent, Lot SVY 112 Bis, Ambatomirahavavy.

10/12/2025

👋Nahita ity publication n'olona ity aho omaly
💍 Si tu n’aimes pas céder, ne te marie pas.
💍 Si tu ne sais pas demander pardon, ne te marie pas.
💍 Si pardonner te coûte,ou tu ne pardonne pas facile ne te marie pas.
💍 Si tu n’es pas prêt à renoncer à certaines choses par amour pour quelqu’un, ne te marie pas.
💍 Si tu ne penses qu’à ta propre joie, ne te marie pas.
💍 Si tu adores ton indépendance au point de ne rien vouloir partager ou consulter, ne te marie pas.
💍 Si tu veux toujours faire uniquement ce qui te plaît, ne te marie pas.
💍 Si tu n’assumes pas tes erreurs, ne te marie pas.

Dia tena niteny irery hoe raha nahita io post io avant nanaiky hanao mariage tena naleoko naka sisiny🤣🤣🤣
👉Tena otran'ny sarotra bé Ilay izy rehefa vakiana tahak'izao🤣

👉Inona no tena sarotra, Inona n'y nandeha ho azy? Inona no nanahirana anareo tamin'ny tao anaty tokantrano?

👉Ny ahy Ilay isaky ny manao Zavatra dia maka décision irery foana🤣 Kay moa efa tokony hifampierana raha resaka tokantrano😅

Mirary soa😘

10/12/2025

📌𝗥𝗼𝗷𝗼 𝗖𝗹𝗮𝘂𝗱𝗶𝗻𝗼 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗔𝗦𝗢𝗟𝗢: 𝗩𝗼𝗮𝗳𝗶𝗱𝘆 𝗵𝗼 𝗙𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗗𝗶𝗮𝘀𝗽𝗼𝗿𝗮 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗡𝗼𝘀𝘆 𝗠𝗮𝗼𝗿𝗶𝘀𝘆

▶️Nivory voalohany tamin’ny fomba ofisialy ny Diaspora Malagasy ao Maorisy ny 07 Desambra 2025 tao Beau-Bassin, ka niresahana ireo olana iainan’ny Malagasy, indrindra ny pasipaoro fohy fe-potoana, ny olan’ny taratasy, ny asa ary ny tsy fisian’ny fanohanana ara-institisionaly. Nandray anjara tamin’ny antso an-tariby 30 minitra ny Filohan’ny Refondation, Michael Randrianirina, ka nampanantena fanohanana sy fanatsarana ny asan’ny masoivoho.

▶️Nambaran’i Rojo Claudino Andrianasolo, izay voafidy ho Filohan’ny Diaspora Malagasy ao Maorisy, ny hananganana ny CEMM, ho lasa Chambre de Commerce Madagascar–Maorisy hanamafisana ny fifanakalozana ara-toekarena sy hanohanana ny mpandraharaha. Voafidy ihany koa ny Birao Maharitra hitantana ny asa iombonana, ary nampiray ny mpianatra, mpiasa, sendika, matihanina ary Gen X, Y, Z ny fihaonana, manamarika vanim-potoana vaovao ho an’ny firaisankina sy ny feon’ny Malagasy ao Maorisy.

✍️ Yaro

23/10/2023
06/10/2023
05/10/2023

Mélangez la banane, le miel et l'eau - la toux et la bronchite disparaîtront
*S'il vous plaît, nous avons besoin de votre aide pour rester sur ce réseau social. dites quelque chose à nos messages (oui, les émoticônes mignonnes ou souriantes conviennent) ou nous disparaîtrons complètement♥️
Le lien est dans le premier commentaire 👇👇👇

05/10/2023

Nahoana ireo kandida sasany mizaka zom-pirenena hafa no tsisy mpanakiana mihitsy? Satria ve fahavalo iombonana sy atahorana ny candidat Rajoelina dia iaraha-mamingana. Avelao samy hilatsaka ny rehetra dia hohitantsika eo n'y safidin'ny vahoaka.

11/09/2023
11/09/2023

Fanazavana misimisy kokoa avy amin'i coach Roro 👇 izay nahavita ny fifanarahana nataony tamin'ny Federasiona malagasin'ny baolina kitra :

" Nisafidy ny tsy niseho teto nandritra ny fotoana ela satria nifantoka tamin’ny asa 🧘
🚩Tapitra ity ny fifanarahana taorian’ny vonjiranovaky izay tsy niambohoana ny adidy nanendrena ahy hitondra ny Barea 🇲🇬
🥉Medaly alimo isika t@ CHAN
🥇Medaly volamena t@lalaon’ny Nosy
🏆Nibata ny amboara Jubilé Ahmad
✊Tsy resy isika t@ireo lalao 2 qualifications CAN izay nodimbiasina farany na dia efa tsy tafiditra anaty lisitr’ireo tafiakatra intsony aza. Saingy kosa nahatohitra ny Ghana 🇬🇭sy Angola🇦🇴
6️⃣ Grands Matchs
3️⃣ Ady sahala
3️⃣ Fandresena

Tsy afaka hiteny hoe « mission accomplie » satria tsy mbola eo ny nofinofin’ny Malagasy ⚽😍
------- Fa kosa faly fa tsy resy na nanafika tany ivelany na teto an-toerana.
------- Mamelà ahy, haneho fankasitrahana ny Malagasy rehetra tsy ankanavaka nanome fitokisana 🙏🙇

Tsy nanamavo ny an’ny tena fa natoky sy nametraka fanantenana nahafahako niseho tamin’ny sehatra maro sy lehibe ✅ Na toy ny omby mahia be tandroka aza ka nizaka ny tsy eran’ny aina, satria sady nanazatra ny CHAN , Barea des iles, Barea CAN. Dia niezaka natoky ihany isika Malagasy ka tsy niala lavitra.

Fa satria nomena aho dia tsy maintsy misaotra 🤝
Mankasitraka tompoko nanome fitokisana 🤍❤️💚"

11/09/2023

Address

Lot SVY 112 Bis
Ambatomirahavavy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Abeh Immob posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share