Andrisoa Immo

Andrisoa Immo Essentiel - Légalité - Sécurité - Confort

06/08/2026

Finding the right house isn't just about the walls—it’s about finding a place where you truly feel at home. 🏡✨ We specialize in connecting you with secure, family-friendly neighborhoods with welcoming communities and a vibrant atmosphere. Calm or related area, we found it. Let us help you discover the dream home that matches your lifestyle and values!

📩 Send us a message today to start your journey home!

, , , , , , , , , , , , , , , , , , ,

27/07/2026

Welcome into Andrisoa Immo ! 😊

Tongasoa eto amin'ny Andrisoa Immo ! 😊

MITADY TANY VE IANAO ETO @ FIRAISANA 105 ? ARY MILA TOKY NY RESAKA TARATASIMPNJAKANA? MANANA MARO ZAHAY ARY EFA VOASIVAN...
21/05/2026

MITADY TANY VE IANAO ETO @ FIRAISANA 105 ? ARY MILA TOKY NY RESAKA TARATASIMPNJAKANA? MANANA MARO ZAHAY ARY EFA VOASIVANA ARA-DALÀNA.

Salama tompoko,IREO FIKARAKARANA AZO ATAO ETO AMINAY :1 - Mivarotra tany ary tompony mivantana no mifanaraka aminao (ao ...
21/05/2026

Salama tompoko,

IREO FIKARAKARANA AZO ATAO ETO AMINAY :

1 - Mivarotra tany ary tompony mivantana no mifanaraka aminao (ao @ mur ny liste).
2 - Mikarakara taratasy aradalàna ny tany sy tranonao eny amin'ny toerampanjakana rehetra
3 - Mikarakara fanarahamaso sy fiakarakarana ny toerana
4 - Managana trano miaraka amin'ny injeniera sy ekipa efa manana traikefa mihoatra 20 taona.
5 - Agence arampanjakana izahay.

Maniry ho anao hahazo sy hanangana trano ara-dalàna sy manara-penitra.

Raha liana ianao dia manorata ao amin'ny pejy na miantso avy hatrany.

TANDREMO !Tandremo ny mpisoloky na ireo tsy mahalala ny VAROTRA TANY nefa manentana ny mpividy, ary taratra amin'ny tsy ...
08/05/2026

TANDREMO !

Tandremo ny mpisoloky na ireo tsy mahalala ny VAROTRA TANY nefa manentana ny mpividy, ary taratra amin'ny tsy famenony ny zavatra tena ILAINA HO FANTATRA :

- toerana mazava (firaisana sy fokontany na repere avy eo amin'ny arabe)
- refiny m2
- vidiny /m2
- papier titre na cadastre na fanajariana aradalàna, fahazoandalàna aradalàna hivarotra sombiny na izy rehetra izay eken'ny domaine, fahazondalana hanorina, hampiasa ilay toerana ankahalalahana.
- ny olana amin'ny toetany : azo tonga dia hanorenana ve ?
- numero tel
- tompony sa mpanera (anakifiry?) ilay miresaka aminao.

Mirary soa sy ahazo tany mahasambatra.

IRETO NY TANY AMIDY !0-Tany amidy 1000m2, acces moto ihany, efa plat nambolena taloha, miala avy eo @ arret vavahady dia...
03/05/2026

IRETO NY TANY AMIDY !

0-Tany amidy 1000m2, acces moto ihany, efa plat nambolena taloha, miala avy eo @ arret vavahady dia andranomena nord,, lova, non morcellable, 180.000ar /m2.

1- Tany 130m2 eo ho eo andraharo apitan'ny Floreal, deuxieme plan, acces moto, papier juridique, 170M fmg.

1- Tany 300m2 fokontany antsahabe, mandalo espace evasion, miala 1km avy eo rn7 amboanjobe Iavoloha, acces, manao assistance mutation, papier cadastre, tany lova, 60000ar/m2.

2- Tany 3000m2 eny Iavoloha angodongodona 120 000 ariary / m². morcelable manomboka 200 M² miakatra, Titré, borné, accès voiture. Vue panoramique, Quartier résidentiel, Akaiky poteaux jirama, Mahazo Rano

3 - Tany 560m2, miala cinq minutes avy eo Pagode Iavoloha ary eo amin'ny tetezana Iavoloha no miivily , 140000ar/m2. Titré et borné. Quartier résidentiel, vue panoramique, accès voiture

MISY TANY HAFA AMIDY MORABE aty : 100M2 hatramin'ny 400m2 eo ho eo IRETO AVY NY TOERANA :

☀️Ambohimangakely
☀️Alasora
☀️Ambohidratrimo
☀️Ampitatafika.

mandefasa mp avy hatrany.

Address

Imerinafovoany En Face D'école Jean Baptiste
Ambohibao
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andrisoa Immo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category