21/03/2025
Aza matahotra échec!
Aza matahotra ny ho lavo!
Tsarovy fa aorian'io échec lalovanao io no hahatonga anao ho grand, ho mafy ary hahay ny tena fanaovana ilay zavatra nanaovanao échec.
Rehefa avy mandiso anie ianao dia hainao ho azy ny tena marina avy eo eh. Ka lasa arofanina ho anao amin'ny ho avy.
Soa lavo hahay hamindra hoy isika izay.
Eny, aza matahotra échec!
Aza matahotra ny ho lavo!
Eny, vitanao izany!💪