Association Tamara

Association Tamara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association Tamara, Real Estate, AMPANEFENA, Ampanefena.

🌍💚 TAMARA – Hetsika feno fitiavana ho an’Ampondra, Vohemar ! 💚🌍Eo anatrehan’ny toe-draharaha sarotra iainan’i Madagasika...
31/10/2025

🌍💚 TAMARA – Hetsika feno fitiavana ho an’Ampondra, Vohemar ! 💚🌍

Eo anatrehan’ny toe-draharaha sarotra iainan’i Madagasikara amin’izao fotoana izao,
l’association TAMARA n’a pas hésité à prendre une initiative solidaire ho an’ireo fianakaviana ao Ampondra – Vohemar.

🛢️ Nizarà huile, 🫧 savon, 🍚 sucre sy entana ilaina andavanandro izahay,
mba hanampiana kely ireo olona marefo amin’izao fotoan-tsarotra izao.

Tsy zavatra lehibe, fa fihetsika kely feno fitiavana sy firaisankina no manova zavatra. 💫

🤝 TAMARA – Toujours pour le bien des autres, mitodika hatrany amin’ny ho avy.

🌍 Association TAMARA SambavaAppelle tous les jeunes motivés ✨👉 FORMATION SPÉCIALE : Culture Entrepreneuriale & Vente en ...
03/09/2025

🌍 Association TAMARA Sambava
Appelle tous les jeunes motivés ✨

👉 FORMATION SPÉCIALE : Culture Entrepreneuriale & Vente en Ligne
Izany dia fotoana hahafahanao mianatra fomba hananganana projet, hanamboatra boutique digitale ary hianatra hivarotra amin’ny fomba matihanina sy maharitra 🚀

🎯 Ho an’ny tanora rehetra te hanamafy ny fahaiza-manao amin’ny fandraharahana numérique sy hivelatra amin’ny sehatra e-commerce.

📌 Inscription & Informations :
📞 +261 37 62 723 90

⚡ Places limitées – Aza tara !

🌸 [TAMARA x JCI Sambava – JIFA 2025] 🌸🎉 Jour de Clôture – On vous attend nombreux ! 🎉L’Association TAMARA est fière d’av...
03/08/2025

🌸 [TAMARA x JCI Sambava – JIFA 2025] 🌸
🎉 Jour de Clôture – On vous attend nombreux ! 🎉

L’Association TAMARA est fière d’avoir apporté son soutien à la JCI Sambava pour la célébration de la Journée Internationale de la Femme Africaine – JIFA 2025 !

💬 Deux journées incroyables (31 juillet & 2 août) remplies de partages, de formations, d’émotions et d’engagements forts en faveur du leadership féminin 💪🏽💙

📣 Et ce n’est pas fini !

📍 Rendez-vous ce dimanche 3 août à 14h30 au Jardin de la Région SAVA pour vivre un moment unique de clôture :

👗 Défilé de mode – L’élégance africaine à l’honneur
🎭 Animations culturelles et artistiques – Ambiance festive et conviviale
🌟 Hommage aux talents, à la beauté et à la force des femmes de notre région

🙏🏽 Merci à tous les participants, partenaires et invités qui ont répondu présents.
💖 Ensemble, valorisons les femmes et faisons rayonner nos traditions !

📸 Ne manquez pas ce dernier rendez-vous de la JIFA 2025… TAMARA vous y attend !

🌿✨ Action verte à Ambohitrakongona ! ✨🌿L’association TAMARA, en collaboration avec l’association SMART, a mené une belle...
19/07/2025

🌿✨ Action verte à Ambohitrakongona ! ✨🌿

L’association TAMARA, en collaboration avec l’association SMART, a mené une belle action communautaire au Centre de Santé de Base (CSB) d’Ambohitrakongona :

✅ Clôture du CSB pour renforcer la sécurité et l’hygiène des lieux
✅ Plantation d’arbres fruitiers 🌳 et de plants naturels répulsifs 🌿 contre les moustiques et insectes nuisibles

Une initiative qui allie protection de la santé, valorisation de l’environnement et mobilisation citoyenne.

💚 TAMARA – Toujours pour le bien des autres, toujours tourné vers l’avenir.

🌿✨ TAMARA agit pour un futur plus vert ! ✨🌿Notre association collecte actuellement des jeunes plants d’arbres fruitiers ...
16/07/2025

🌿✨ TAMARA agit pour un futur plus vert ! ✨🌿

Notre association collecte actuellement des jeunes plants d’arbres fruitiers et des plants qui repoussent moustiques et insectes nuisibles.
👉 Objectif : les planter dans les écoles et centres de santé de base, pour protéger, nourrir et embellir nos espaces communs.

🤝 Ensemble, semons l’espoir !
Participez à la collecte, proposez des plants ou rejoignez-nous pour les journées de plantation.

💚 TAMARA – Toujours pour le bien des autres, toujours tourné vers l’avenir.

📩 Contactez-nous pour en savoir plus ou pour contribuer !

02/07/2025

. EFA SITRANA SOAMANTSARA ILAY RENIM-POANAKAVIANA NANAOVANA VONJY AINA TATO @ CSB2 Ampanefena.
👉 Mankasitraka hatrany hoany ireo Mpitsabo sy ny solontenany Association Tamara ary ny filoha mpanorina ( CoCo Vanille )

.              Association Tamara Raha navoaray antso avy t@ Chef CSB2 Ampanefena ny FIKAMBANANA TAMARA dia avy hatrany ...
30/06/2025

. Association Tamara
Raha navoaray antso avy t@ Chef CSB2 Ampanefena ny FIKAMBANANA TAMARA dia avy hatrany dia nifanome tanana .
Nisy Renim-pianakaviana iray tao @ CSB2 marary nefa sahirana teo @ lafiny fividianana FANAFODY , ka niantso ny solontenany FIKAMBANANA ny mpitsabo . Rehefa natao ny fitsiriana dia hita fa ilaina haingana ny vonjy aina ; ka nividianana fanafody mba hanavotana azy haingana ny FIKAMBANANA.
Ny tanjony FIKAMBANANA dia ny hifanome tanana @ mpiarabelona hatrany .
👉 Mankasitraka🙏🙏 ny mpitsabo teto Ampanefena izay nahatsapa ny fisiany FIKAMBANANA Tamara , ka nampiata hafatra harapotoana , mba hifamonjena @ mpoarabelona
👉 Mankasitraka ny🙏🙏 solontenany FIKAMBANANA izay nanatanteraka ny adidy .
👉 Mankasitraka 🙏🙏 taigna Mankasitraka 🙏🙏 ny filoha mpanorina ny FIKAMBANANA CoCo Vanille izay loharanony fanampiana rehetra .

NY TANJON-TSIKA dia ny mba HIFANAMPY hatrany .
Hoany izay te hifandray @ Solontenany fikambanana :
👉 Ampanefena
- Filoha Narisy Alphonse : 032 02 986 32
- Mpitantsoratra Ratsarafara Davis Calvin 032 40 283 38
- Sõä Fãnírÿ Audrica 037 68 225 09

🌟 Ny Association TAMARA dia mirary fahombiazana sy herim-po ho anareo rehetra hiatrika ny fanadinana BEPC 📚✍️✅ Mazotoa m...
30/06/2025

🌟 Ny Association TAMARA dia mirary fahombiazana sy herim-po ho anareo rehetra hiatrika ny fanadinana BEPC 📚✍️
✅ Mazotoa mianatra !
✅ Matokia tena !
✅ Mahereza fa azontsika io ! 💪🎓✨

Mirary soa sy vintana tsara ho anareo rehetra ! 🍀💙

29/06/2025

Ny Pages Association Tamara irery ihany no pages tokana ahitan-tsika vaovao rehetra mahakasika ny FIKAMBANANA TAMARA , ka araho tsy tapaka .

✅ Vita soa aman-tsara !Tontosa tamim-pahombiazana ny FORMATION SPÉCIALE VENTE EN LIGNE & CRÉATION DE CONTENU izay natao ...
28/06/2025

✅ Vita soa aman-tsara !
Tontosa tamim-pahombiazana ny FORMATION SPÉCIALE VENTE EN LIGNE & CRÉATION DE CONTENU izay natao tetsy Ampandrozonana Sambava. 🙌

📈 Tena hita fa manana talenta sy compétences tsara ny mpandray anjara, ary efa manana pejy sy boutique digitale izy ireo izao afaka miboost-er sy manomboka mivarotra amin’ny fomba matihanina !

💪 Noho ny fangatahan’ireo mpikambana maro, hisokatra indray ny fiofanana amin’ny manaraka, mba hahafahan’ny rehetra manam-pahaizana sy manangana tetikasa maharitra anaty aterineto.

📢
👉 En collaboration avec Centre KANANA, l’Association TAMARA Sambava dia manasa antsika rehetra hanaraka fiofanana maimaim-poana sy hanamafy ny fahaiza-manao amin’ny fandraharahana numérique.

📍 Toerana : Ampandrozonana, Sambava
🗓 Daty manaraka : ho lazaina ato ho ato !
📞 Info sy fisoratana : +261 32 60 943 53

🔔

Mankasitraka atsika jiaby nandray anjara t@ ity hetsika " Famorana faobe" zay natao niany ty. Isaoragna manokana irô man...
28/06/2025

Mankasitraka atsika jiaby nandray anjara t@ ity hetsika " Famorana faobe" zay natao niany ty. Isaoragna manokana irô manam-boninahitra ambony, ry zareo mpiasany fahasalamagna, commune urbaine de vohémar ary ireo fikambanana maro nagnampy t@ fanatanterahana ny hetsika!!!

FAMORANA FAOBE ETO VOHÉMAR Na koa " famosiragna" araka ny fahaizantsika izy. Magnaintagna atsika jiaby Ray aman-dReny et...
27/06/2025

FAMORANA FAOBE ETO VOHÉMAR
Na koa " famosiragna" araka ny fahaizantsika izy.
Magnaintagna atsika jiaby Ray aman-dReny eto Vohémar sy magnodidigny mba samby hitondra zazantsika agny, fa ho atao amaray ASABOTSY 28 Juin 2025 ny famosiragna faobe izay karakaraindrô ekipa avy ao amin'ny fahasalamagna sy commune Urbaine de vohémar ary ireo fikambanana maromaro izay manohana sy magnampy, agnisany zegny ny Association Tamara. Atao eo @ tokotany malalakany commune urbaine de vohémar ny famosiragna ary tsy ialambola ( bôjo). Marihina fa Tsy misy fisoratana agnaragna mialoha izy io fa zay jiaby avy ary tsy maintsy raisina. Programme :
- 07 ora maraina: carnaval , depart Station Total
- famosiragna

Animé par GROUPE JIRACKS

Address

AMPANEFENA
Ampanefena
209

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Tamara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category