Ampefy Relax & View

Ampefy Relax & View 🏠🏘️manampy anao amin'ny fijerena toerana hivatanana milamina aty ampefy🌌

"Mipetraha am-pilaminana, jereo ny hatsaran’i Ampefy"

06/05/2026
🌅✨ PÂQUE ANY AMPEFY – ATAOVY MIAVAKA NY FETY! ✨🌅Te hankalaza PÂQUE amin’ny toerana mangina, madio rivotra, misy vue maha...
03/03/2026

🌅✨ PÂQUE ANY AMPEFY – ATAOVY MIAVAKA NY FETY! ✨🌅

Te hankalaza PÂQUE amin’ny toerana mangina, madio rivotra, misy vue mahafinaritra? 🌿🌊
➡️ Ampefy no safidy tsara indrindra!

Aza miandry ho feno vao mihetsika!
📌 Réserver-o dieny izao ny toerana ivantananao Pâque

Raha maniry hankalaza ny Pâque aty Ampefy, dia:
📩 Alefaso hafatra mivantana eto aminay
📞 Antsoy izahay 0342353670
🗓️ Ataovy mialoha ny réservation anao

🎉 Fety milamina
🏡 Toerana mahafinaritra
👨‍👩‍👧‍👦 Mety ho an’ny fianakaviana sy namana

⏳ Voafetra ny toerana – aza tara!

Tongava hankafy Pâque tsy hay hadinoina aty Ampefy miaraka aminay 💙

23/12/2025

26-27-28.
chambre couple sisa dispo.
miisa 3

21/12/2025

🌿 Tsy mila mikorapaka mitady trano intsony ianao fa izahay afaka manome toerana mahafampo anao.🌊
Izahay efa manolotra ho anao toerana madio sy milamina ho an’ny:
➡️ Trano fandraisana vahiny manoloana ny farihy – madio, milamina, tony.

🛏 Chambres Couple – toerana tony ho an’ny roa miaraka

👨‍👩‍👧‍👦 Chambres Familiales – toerana malalaka, mifanentana amin’ny ankizy ( cuisine Équipé)

🏢 Salle/Séminaire – toerana milamina ho an’ny fihaonambe, fivoriana

💰 Tarif mirary – manaja ny teti-bolanao.
✅ wifi/Eau chaud/TV tout canal/
✅ Vue panoramique manaitra: farihy, rivotra madio, toerana milamina

📞 Réservation ankehitriny: 0385701127
📩 Inbox/WhatsApp: 0342353670
📍 Ampefy – 120km avy ao Antananarivo

☎️  0385701127            🏕️🏘️🏕️
17/09/2025

☎️ 0385701127
🏕️🏘️🏕️

✨ efa Kely sisa n’y chambre  ho an’ny Weekend  aty amin'ny faritra ampefy a!!✨👉 Aza tara, miantsoa mivantana dieny izao ...
10/09/2025

✨ efa Kely sisa n’y chambre ho an’ny Weekend aty amin'ny faritra ampefy a!!✨
👉 Aza tara, miantsoa mivantana dieny izao hanaovana réservation!

📌 Budget: manomboka @ 40.000Ar – 600.000Ar
🏡 Chambre:

Ho an’ny Couple 💑

Ho an’ny Familiale 👨‍👩‍👧‍👦 hatramin’ny 50 personnes 🎉

☎️ Antsoy izao mba tsy ho lany toerana ianao! 0385701127

📢Salama tompoko ! izahay dia mandray réservation chambre ivantanana  aty ampefy. MBA tsy ho taraiky ianao ka tsy ahazo e...
08/09/2025

📢Salama tompoko ! izahay dia mandray réservation chambre ivantanana aty ampefy. MBA tsy ho taraiky ianao ka tsy ahazo efitrano hivantanana. 🏘️🏘️

🪙mety amin'ny izay budget anao rehetra.

Tarif :
chambre couple : 40.000ar - 120.000ar

famille : 60.000ar - 400.000ar.

💵réservation : 50% acompte

☎️contact : 0385701127

Address

Itasy Ampefy Immo ( I. A. I )
Ampefy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ampefy Relax & View posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share