Agence immobilier LAM

Agence immobilier LAM ➡️Varotra tany, trano, ahofa, mutation, etc

01/01/2026

Izahay eto amin'ny page Agence immobilière LAM dia faly miarahaba anareo mpanjifa rehetra tratran'ny taona vaovao 2026 🎉🎊🎁ho tao-pavokarana anie ity taona ity..
Salamo :75:1

Averiko eto ndray ity Tany ity !!!🛣️🗺️TANY AMIDY MAIKA Soavimbahoaka MALAZA ampitatafika ! Eo @ akaiky ny lotissement ma...
28/12/2025

Averiko eto ndray ity Tany ity !!!🛣️🗺️
TANY AMIDY MAIKA Soavimbahoaka MALAZA ampitatafika !
Eo @ akaiky ny lotissement malaza Soavimbahoaka. Sy eo akaikin' ny Fokontany Soavimbahoaka MALAZA.
👉 TANY Mirefy : 24ares 80ca na 2480 m² ( MORCELLABLE à partir du 100m²)
👉 TITRE BORNE misoratra olona iray (misy boky)
👉 ACCÈS voiture (FIARA rehetra)
👉BORD de ROUTE pavé ,efa mifefy tamboho gasy, efa akaiky poto jiro sy rano, Plat tsara, efa tonga dia azo anorenana.
👉 PRIX :60 000ar ny m² na 300 000 fmg ny m²
👉 Contacter : 0332184077 na MP, WhatsApp 📱 0386286927
👉 Droit de visite :10000ar, miantso mialoha tompoko !!!

26/12/2025

Izahay eto amin'ny page Agence immobilière LAM dia faly miarahaba anareo mpanjifa rehetra ,tratran'ny KRISMASY 🌲🎁dia ho samy ho tahin'Andriamanitra ho tratran'ny taona vaovao 2026 indray.

Averiko eto ndray !!!!TANY AMIDY MAIKA, Soavimbahoaka MALAZA ampitatafika,eo akaikin'ny lotissement malaza BDR pavé.👉MIr...
19/12/2025

Averiko eto ndray !!!!
TANY AMIDY MAIKA, Soavimbahoaka MALAZA ampitatafika,eo akaikin'ny lotissement malaza BDR pavé.
👉MIrefy : 24res70ca na 2470m2 (morcellable)
👉 Papiers : Titre borne misoratra olona iray.
👉 Accès fiara rehetra , plat tsara tonga dia manorina, BDR pavé ,efa mifefy tamboho gasy, efa akaiky poto jiro, efa be tanana manodina azy.
👉 prix : 60 000ar ny m2 na 300 000fmg ny m2
👉 contacter : 0332184077 na WhatsApp :0386286927 où MP
👉 Droit de visite :10000ar miatso mialoha tompoko !!!

TANY sy TRANO 🛣️🗺️AMIDY MAIKA !!! 👉 Toerana :Ambohidranomanga ,ampanokely ,lalana mankany @ villa Vert.👉 MIrefy :12 ares...
01/12/2025

TANY sy TRANO 🛣️🗺️AMIDY MAIKA !!!
👉 Toerana :Ambohidranomanga ,ampanokely ,lalana mankany @ villa Vert.
👉 MIrefy :12 ares na 1200m2 (afaka mizara roa)
👉 Papier : Karatany misoratra olona iray
👉 MOMBA ny TANY :efa plat tsara , mifefy tamboho gasy, misy trano vo vita sy tsy vita (étage 1, efitra 3 ) efa misy lavadrano , tsara Toerana .
👉 Accès fiara rehetra , double accès avaty akatsaoka eo camping katsoka no miditra dia 2km miala eo.
👉 PRIX :25 000 000ar na 125 000 000 fmg miady varotra kely.
👉 Contacter :0332184077 ou WhatsApp 📱 :0386286927 où MP
👉 Droit de visite :10000ar ,milaza mialoha tompoko.

Averiko eto ndray ity Tany ity fa mbola tsy lasa !!!👉 Toerana : Malaza antampotanana eo akaikin'ny fiagonana katolita Ma...
24/11/2025

Averiko eto ndray ity Tany ity fa mbola tsy lasa !!!
👉 Toerana : Malaza antampotanana eo akaikin'ny fiagonana katolita Malaza ampitatafika.
👉 MIrefy :460m2 na 4a 60ca (afaka mizara roa)
👉 MOMBA ny TANY :Efa akaiky poto jiro sy rano, efa bé tanana manodina azy, efa plat tsara, BDR, lalana lalovany bus malaza, doublé accès fiara rehetra.
👉 prix :42 000 000ar na 210 000 000fmg (fixe)
👉 papier : titre cadastrale misoratra olona iray.
👉 Contacter :0332184077 , WhatsApp 📱 :0386284077,ou MP
👉 Droit de visite :10000ar miatso mialoha tompoko.

TANY AMIDY MAIKA 🛣️🗺️ 👉 Toerana : Ampitatafika eo Antanimenabe akaikin'ny Mateza tôle.👉 MIrefy : 27a na 2700m2 (Non Morc...
12/11/2025

TANY AMIDY MAIKA 🛣️🗺️
👉 Toerana : Ampitatafika eo Antanimenabe akaikin'ny Mateza tôle.
👉 MIrefy : 27a na 2700m2 (Non Morcellable)
👉 papier : titré borne misoratra olona iray
👉 MOMBA ny TANY : BDR lalana RN1 ,plat tsara, Efa akaiky poto jiro,azo anaovana activités tsara.
👉 prix : 400 000ar ny m2 na 2millions fmg ny m2 (fixe)
👉 contacter :0332184077 où MP, WhatsApp 📱 0386286927
👉 Droit de visite :10 000ar miatso 1andro mialoha tompoko !

Averiko eto ndray fa mbola tsy lasa ity Tany ity !!!!!TANY AMIDY MAIKA 🛣️🗺️ !!👉 Toerana : MALAZA ampitatafika antampotan...
12/11/2025

Averiko eto ndray fa mbola tsy lasa ity Tany ity !!!!!
TANY AMIDY MAIKA 🛣️🗺️ !!
👉 Toerana : MALAZA ampitatafika antampotanana eo akaikin'ny fiagonana katolita Malaza ,tsy lavitra RN1.
👉 MIrefy : 4a 60ca na 460m2 ( afaka mizara roa)
👉 Papier : Titre cadastrale misoratra olona iray
👉 MOMBA ny TANY : Plat tsara ,efa be tanana manodina azy, akaiky poto jiro sy rano, Azo anaovana activités , double accès fiara
👉 prix : 500000fmg ny m2 na 100 000ar ny m2
👉 contacter :0332184077 ou MP WhatsApp 📱,0386286927
👉 Droit de visite :10000ar miatso mialoha tompoko !!!

Averiko eto ndray ity Tany AMIDY MAIKA 🛣️🗺️ !!!👉 TOERANA : Soavimbahoaka MALAZA ampitatafika eo akaikin'ny lotissement m...
09/11/2025

Averiko eto ndray ity Tany AMIDY MAIKA 🛣️🗺️ !!!
👉 TOERANA : Soavimbahoaka MALAZA ampitatafika eo akaikin'ny lotissement malaza
👉 MIREFY : 24ares 80ca na 2480m2 (MORCELLABLE)
👉 PAPIER : Titré Borne misoratra @ olona iray .
MOMBA ny TANY :BDR pavé , accès fiara rehetra, plat tsara, efa mifefy tamboho, akaiky poto jiro sy rano, efa bé tanana manodina azy.
👉 PRIX :75000ar ny m2 na 375 000fmg ny m2
👉 Contacte: 0332184077 ou MP WhatsApp 📱 0386286927
👉 DROIT de visite : 10000ar miantso mialoha tompoko !!!

TANY AMIDY MAIKA 🛣️🗺️      👉 TOERANA : AMPITATAFIKA eo Antanimenabe akaikin'ny Mateza tôle, lalana RN1 ,BDR.👉 MIREFY :27...
31/10/2025

TANY AMIDY MAIKA 🛣️🗺️
👉 TOERANA : AMPITATAFIKA eo Antanimenabe akaikin'ny Mateza tôle, lalana RN1 ,BDR.
👉 MIREFY :2700 m2 na 27ares
👉 PAPIER : Titré Borne misoratra @ olona iray
👉MOMBA ny TANY : Efa akaiky poto jiro sy rano, efa bé tanana manodina azy, efa plat tsara,azo anaovana activités tsara.BDR.
👉 PRIX : 2 250 000 fmg ny m2 na 450 000ar ny m2
👉 CONTACTER : 0332184077 ou MP , WhatsApp 📱 0386286927
👉 DROIT de visite :10 000ar miatso mialoha.
👉 NB : NON MORCELLABLE na ( tsy mizara)

Address

Ampitatafika
102

Telephone

+261330516176

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agence immobilier LAM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category