Akany Miorimbatosoa

Akany Miorimbatosoa Villa et espace loisirs privatif

07/09/2026
Finaritra eee!Efa mafana ny andro ô,velombolo ny zavamanan’aina!Alamino indray ny prôgrama🙂☎️0349188616 hatrany😘
25/08/2026

Finaritra eee!
Efa mafana ny andro ô,velombolo ny zavamanan’aina!
Alamino indray ny prôgrama🙂
☎️0349188616 hatrany😘

Salama daholo ny mpitsangatsangana rehetra!Araraoty ity tolotra manokana mandritra ny ririnina ity:Toerana fandrahoana s...
03/08/2026

Salama daholo ny mpitsangatsangana rehetra!
Araraoty ity tolotra manokana mandritra ny ririnina ity:

Toerana fandrahoana sakafo sy fanaovana kitonotono,misy rano,
Ambany sapin,misy table picnic sy bozaka fipetrapetrahana,
Chalet sy seza canapé,
Terrain de basket sy baolina
Gradin ho an’ny spekta,
Terrain de pétanque sy boules,
Aire de jeux ho an’ny ankizy,
Toilettes madio tsara.

Afaka mitondra sakafo sy boisson.
Izany rehetra izany dia 5.000ariary isan’olona fotsiny.
Fandriho haingana ary ny toerana.
0349188616.
Tongava ô!

Coucou les amis!Akany Miorimbatosoa sera fermé du 24 juin au 12juillet 2026.Ravie de vous revoir et vous accueillir à pa...
23/06/2026

Coucou les amis!
Akany Miorimbatosoa sera fermé du 24 juin au 12juillet 2026.
Ravie de vous revoir et vous accueillir à partir du 13juillet 🤗😘
☎️0349188616.
Bonne fête de l'indépendance à tous et à très bientôt😘

Toujours une bonne ambiance chez Akany Miorimbatosoa Anjomakely.Samy faly ny tsirairay.🥂💃🕺🏀🎱🏓🩱🎉🛝🚲🍽️🌻🔥🦅🪕🎤Tongava koa iana...
02/06/2026

Toujours une bonne ambiance chez Akany Miorimbatosoa Anjomakely.

Samy faly ny tsirairay.🥂💃🕺🏀🎱🏓🩱🎉🛝🚲🍽️🌻🔥🦅🪕🎤
Tongava koa ianareo eee!
☎️0349188616 🙂

22/03/2026

De @ manaraka indray ô!

09/03/2026
Elles sont toutes jolies et toutes en couleur🩷❤️🧡💛💚💙💜🤎
08/03/2026

Elles sont toutes jolies et toutes en couleur🩷❤️🧡💛💚💙💜🤎

Des femmes et des femmes....
07/03/2026

Des femmes et des femmes....

Address

Anjomakely
Anjomakely
102

Telephone

+261349188616

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akany Miorimbatosoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share