Acting Motivating Operating School

Acting Motivating Operating School AMOS

03/04/2025

Ny vola ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ talohan'ny 1896.

โ†—๏ธTalohan'ny 1896 dia novakivakiana ny vola iray lehibe mba ho vola madinika fampiasa isan'andro.

Tsy novakivakiana fahatany anefa fa nisy ny fenitra.

โ˜Ny vola tsy nivaky no Ariary.
โ˜Ny 1/2 ana ariary no nantsoina hoe "Loso"
โ˜Ny 1/4 ana ariary no nantsoina hoe "Kirobo"
โ˜Ny 1/8 ana ariary no nantsoina hoe "Sikajy"
โ˜Ny 15/144 ana ariary no nantsoina hoe "Lasiroa"
โ˜Ny 1/72 ana ariary no nantsoina hoe "Eranambatry"

โ˜Ary ny 1/144 ana ariary no nantsoina hoe "Varidimiventy"


Mila mihetsika isika rehetra milaza aintsika fa Kristiana vitรฆ batisa.efa nomena fahefana e, io no fahavalontsika manjak...
03/04/2025

Mila mihetsika isika rehetra milaza aintsika fa Kristiana vitรฆ batisa.efa nomena fahefana e, io no fahavalontsika manjakazaka. Fa maninona isika samy kristiana no mifanambany, mifandnjika, fiangonana samy fiangonana. Ndao hiala amin'ny havendranana fa io ny fahavalo mahazo laka. Dรฉvoly no tsy makany andanitra fa izay rehetra Kristiana vitรฆ batisa ary tsy izy intsony no velona ao aminy fa I Kristy no velona ao aminy no hiakatta any andanitra Ary maharesy izao tontolo izao

๐—–๐—˜๐—š ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฏ๐˜† ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ :

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐—ฉ๐—ผ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜†.

Nisehoan'ny trangan' ambalavelona indray tao amin'ny CEG Andilanatoby, distrikan'Ambatondrazaka androany 3 Aprily tokony ho tamin'ny 02 ora sy folo minitra, ka ireo tovovavy no tena lasibatra. Zazavavy iray tao amin'ny kilasy faha-7 na 5 รจme no niandohany ary nihetsika daholo koa ny tao amin'ny kilasy faha-8 avy eo. Rava noho izany ny fanadinana natrehin'izy ireo. Sady manaikitra no mamono ary manimba fitaovana ireo voan'izany ary tsy mahatazona azy raha tsy olona maromaro.

Voalaza koa fa misy fanahy ratsy manala ny akonjon'izy ireo amin'ny alina, izay manao firaisana ara-nofo amin'ireo lasibatra ka mampitaraina ireo Ray aman-dRenin'ny mpianatra.

ยฉ๏ธLova Jana/Feon'ny Demokrasia

02/04/2025

Thank you for passing๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช

๐Ÿ‘‰ Aza tara misokatra fisoratana anarana.โ˜๏ธ Fidirana 1er Avril 2025 .โ˜Ž๏ธ 038.77.557.01Tomorrow depends on today.Mr Amos
29/03/2025

๐Ÿ‘‰ Aza tara misokatra fisoratana anarana.
โ˜๏ธ Fidirana 1er Avril 2025 .
โ˜Ž๏ธ 038.77.557.01
Tomorrow depends on today.
Mr Amos

Fidirana 1er Avril 2025
28/03/2025

Fidirana 1er Avril 2025

16/03/2025
18/02/2025

Address

Ankaraobato
Ankaraobato
101

Telephone

+261387755701

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Acting Motivating Operating School posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Acting Motivating Operating School:

Share

Category