03/10/2024
TRANO AFONDRO BELLE ROSE ANTALAHA
_____________________________________
✅ Trano vato 1 efitra ( chambre )
✅ WC/Douche
✅ Misy Jiro sy rano
✅ Morondalana
✅ Ambony riana terasse malalaka tsara( Premier étage )
Ao ankoalabe toerana misy azy ity.
Mp izay liana na antso ☎️ : 0324371605
__________________________
Hoanareo izay manana Trano ahofa aza misalasala mandefa message aty aminay fa afaka manampy anareo izahay tompoko 🙂
Abonné page amizay maharaka foana ianao amin'ny Publication izay alefanay eto 🙏😊