Sava immo service by Aress

Sava immo service by Aress Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sava immo service by Aress, Real Estate, SAVA/Madagascar, Antalaha.

01/11/2025

Filazana, ho anao zay mitady tokotany akaiky ny université Antalaha aty antsiranambidy , ambodimanga maro , ampotatra na manambato, na morondranomasina asa misalasala miantso directe amin' numéro 0323199261/0389877826, fa vonona hanampy anao amin' izany izahay ato amin' Sava immo service by Aress

21/10/2025

Bonsoir, ity misy tokotany amidy, toerana eto Antalaha,ireto ny zavatra miaraka amin': trano vato (1), trano kakazo vodivato mirefy 8/8m (1), misy dobo ndoko ao anaty la cour, devant lalana accessible voiture, aveo misy trano afaka hanaovana épicerie ka ao. La cour mbl malalaka tsara, efa misy jirama koa ao. K mila fanazavana fanampiny midira mp na miantso mivantana 0323199261/0389877826,. Ok vonjy vonjeo sao dia tara.

01/10/2025

Io tokotany, 2lot amidy 33millions d'ariary jiaby 2lot. MBl afaka mikoragna tsara amin' prix io. Accessible voiture, 40m miala goudron. Lieu Ambatofisaka Antalaha. Infos miantso 0323199261/0389877826

25/09/2025

Mbl disponible i tokotany ity ay mirefy 10sur 10m . Tso mba mety amin' activités nao, manolotsoa ambatomitraka Antalaha fanazavana fanampiny miantso directe ny Sava immo service by Aress @0323199261/0389877826

Antalaha tananako tieko tsy foiko tsy amidiko ary tsy atakaloko ny afa. Eto tany nahatombo Fy ay. Ho anao zay mitady tok...
18/09/2025

Antalaha tananako tieko tsy foiko tsy amidiko ary tsy atakaloko ny afa. Eto tany nahatombo Fy ay.

Ho anao zay mitady tokotany ho vidina hanorenana trano na koa tany amboliana na hiompiana. Dia aza misalasala miantso mivantana ny Sava immo service by Aress eto Antalaha fa vonona handray hanao sy hanome fahafahampo ho anao zahay.
Antsova 0323199261/0389877826

18/09/2025

Bonjour ! Je suis Aress de Sava immo service. Nous proposons des services immobiliers sur mesure dans toute la région SAVA.

Sava immo service : l'immobilier en toute confiance . Avec Aress, vos biens sont entre de bonnes mains. Antalaha aussi mérite le meilleur service immobilier .

Si vous avez un bien à vendre, louer où gérer, je suis à votre disposition.
Contact 0323199261/ 0389877826
Merci et à bientôt.

Address

SAVA/Madagascar
Antalaha

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sava immo service by Aress posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category