Terrain, maison à vendre Madagascar

Terrain, maison à vendre Madagascar Ho anao manana tany na trano amidy sy ampanofaina eto Tana na any amn'ny faritra aza misalasala fa vonona hiara hiasa amnao izahay�

24/07/2026

client maromaro mitady tany hovidiana eto Antananarivo

taratasy ara dalana

🏡🌿 TERRAIN  2 HECTARES À VENDRE 🌿🏡📍Mitady tany lehibe hanaovana tetikasa ve ianao?Ity no fotoana mety!✅ 2 Hectares ✅ Tit...
24/07/2026

🏡🌿 TERRAIN 2 HECTARES À VENDRE 🌿🏡
📍Mitady tany lehibe hanaovana tetikasa ve ianao?
Ity no fotoana mety!
✅ 2 Hectares
✅ Titré & Borné
✅ Accès voiture
✅ Prêt à bâtir
✅ Clôturé
✅ Morcelable
✅ Prix mora be
✅ Bord de route
✅ Rivotra madio sy tontolo mahafinaritra

🌱 Azo hanaovana:
🏡 Villa na Résidence 🌾 Fambolena 🐄 Fiompiana 🏊 Espace de loisirs + Piscine 🏕️ Projet touristique 🏘️ Lotissement ...sy tetikasa maro hafa.
💎 Fahafahana tsara ho an'izay mitady hampiasa vola amin'ny tany manana ho avy.

📩 Mandefasa hafatra (Message Privé) raha mila fanazavana fanampiny na te hitsidika ny toerana.

⚡ Aza tara fa mety ho lasan'ny hafa!


Vontovorona

Contact.0349775506

03/06/2026

Tany 200m² efa misy trano amidy mora
📌Alasora
📌akaiky arrêt bus
📌 Accès 🏍️ Moto
📠📞0384798789

31/05/2026

🔊🔊Client mitady maika, tany aty ambohibao,
ambonjanahary sy andranoro
📌tany titré, borné
📌accès voiture
💬Tsy mora tratrn rano rehefa fahavaratra⚠️

ilaina maika

31/05/2026

🔊Tany 500m² ,efa misy trano R+1 amidy
📌accès voiture,🚗
📌titré borné
📌clôturé
📌akaik terminus Bus
📌Efa Misy voakazo

Toerana : Ambohibao
☎️+261 34 41 945 87

Address

Tana Ville
Antananarivo
101

Telephone

+261384798789

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Terrain, maison à vendre Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category