Chacun a sa part.mg.

Chacun a sa part.mg. 📞📞0348900812. faly mandray anaooo tompokoo !!! vonona izahay n'y anome n'y soa s'y n'y tsara ho Anaooo atrany!!!

tsisy mañana n'y ampy fa sambatra izay mifanampy
📞📞 0348900812

06/09/2026

chacun a sa part 〽️
faly manolotra arrivage tsara Kely ôô 📣📢

,〽️lampe chargeable intelligente ❤️

🫧 Chargable type C ( EFA misy chargeur
🫧 détecteur de mouvement
🫧baterie 5a6h matanjaka tsara
🫧mety permanent détecteur mety foana
🫧 longeur 40cm lava tsara
🫧cool adhesive+ aiment
🫧 couleur blanc sy noir

❌ prix 23 000ar (( 40cm ))

point de vente en ligne ihany
livraison tout province 🇲🇬🇲🇬

ataovy ny commande stock limité

mp // watsap 📞0348900812

chacun a sa part 〽️ faly manolotra arrivage promotion beee 📢 mini camera HD m9🫧caméra sy sary mazava be na andro na alin...
06/09/2026

chacun a sa part 〽️
faly manolotra arrivage promotion beee 📢
mini camera HD m9
🫧caméra sy sary mazava be na andro na alina
🫧 connection wifi MBA surveillé distance
🫧asina cart SD raha tsy manana wifi.
🫧 détecteur de mouvement misy alerte
•🫧Automie une heure max ( atao permanence , Power bank ,mande isan Andro

❌45 000ar livraison gratuite
Livraison tout province de Madagascar 🇲🇬
Stock limités 20piecs promo 📢

mp / watsap 📞0348900812

30/08/2026

Faly manolotra arrivage tsara Kely 📢📣

rano madio antoka ny fahasalamanao
filtre eau robinet 💦
💢mora ampiasaina Sady mora apetaka ( EFA misy serrage intérieur)
💢ara pahasalamana tsara
💢 standard sy metyy rehetra2

❌❌prix 18 000ar n'y 2piecs ❌❌
promotion beee

🚚mañao livraison atrany izahay na @ faritra enaó samy mahazo ny anjarana

📞📞0348900812

Tonga indray ny arrivage tsara Kely 📢📢ho  atsika mpampiasa bisikileta jiro 2pieces avant sy arrière chargeable tsara na ...
17/08/2026

Tonga indray ny arrivage tsara Kely 📢📢

ho atsika mpampiasa bisikileta

jiro 2pieces avant sy arrière
chargeable tsara na avant na n
arrière
EFA miaraka Amin ny fixation mora ampetraka mora ampiasaina
autonomie 5h be Zao

❌20 000ar ny avant sy arrière ❌

livraison disponible tout province de Madagascar 🇲🇬

0348900812

Tonga indray ny arrivage ooôô 📢📣 pose phone manja Kely ❤️ ➰ fixations alu fa Vatany no plastique ➰ mety ho téléphone reh...
12/08/2026

Tonga indray ny arrivage ooôô 📢📣

pose phone manja Kely ❤️

➰ fixations alu fa Vatany no plastique
➰ mety ho téléphone rehetra2 (( android
➰ mafy tsara Sady mihaja be
➰ tsy mifidy moto ( scooter, routier, bisclette,

prix💰 20 000ar 💰

🚴livraison toutes province Madagascar

📞0348900812

30/07/2026

chacun a sa part 〽️
faly manolotra arrivage tsara Kely 📢📣

pose phone Sady chargeur magnétique❤️

✅ chargeur magnétique intelligent Kely
✅ caple type C atrany ( mafy sy mateza tsara
✅ tsy mifidy téléphone io an ( iphone, google, Redmi ,Realme Motorola ,,
✅ mora ampesaina Sady mora apetaka ( fixe @ tableau d aération
✅ Misoroka ny hafanan ny téléphone

❌tsy chargable ( tsy power bank)❌

💰 prix 50 000ar 💰

mañao livraison izahay
mandefa any am faritra ihany kiooó

aza misala2 manao commande fa Stock limités

📞📞0348900812

Arrivage ooôô 📢 montre murale mihaja tsara ⚡ 🥢mande pile bâtonnet Kely 🥢 silencieux Tsara 🥢mazava Alina tsara 🥢doré Kely...
27/07/2026

Arrivage ooôô 📢

montre murale mihaja tsara ⚡

🥢mande pile bâtonnet Kely
🥢 silencieux Tsara
🥢mazava Alina tsara
🥢doré Kely ny manodidina azy

Tena tsara Sady mihaja be izy ity an

prix ❌❌40 000ar ❌❌

manao livraison atrany izahay 🛵
mandefa any Amin faritra ihany kioo

📞📞0348900812

Tonga indray ny arrivage tsara Kely 📢 📣🎀 ✨🌿 NOUVEAUTÉ – Vase Lumineux LED Décoratif 🌿✨  Design moderne et élégant✅ Éclai...
19/07/2026

Tonga indray ny arrivage tsara Kely 📢 📣🎀 ✨🌿 NOUVEAUTÉ – Vase Lumineux LED Décoratif
🌿✨ Design moderne et élégant
✅ Éclairage LED doux et économique
✅ Idéal pour décorer votre maison ou votre bureau
✅ Cadeau parfait pour toutes les occasions
✅ Chargable type C avec baterie puissant

🚚 Livraison disponible rapide toutes les 6 province de Madagascar 🇲🇬.

stock limité juste 1carton ( 20piecs reste)

📞📞0348900812

Tonga indray ny arrivage ooôô 📢 📣 parfum voiture am endriny mafinatra Design moderne sy élégant✅ Mora apetraka amin'ny t...
19/07/2026

Tonga indray ny arrivage ooôô 📢 📣 parfum voiture am endriny mafinatra Design moderne sy élégant
✅ Mora apetraka amin'ny tableau de bord
✅ Mamoaka hanitra malefaka sy maharitra
✅ Mety ho fanomezana tsara ho an'ny mpamily rehetra
✅ tsy Mila courant tsy Mila pile fa azavana fotsiny

💰 Vidiny: 30 000 Ar / 1 pièce
📦 Livraison rapide mandefa faritra ihany koa izahay

⚠️ Stock voafetra! Aza miandry ho lany vao hanafatra.

Commande izao dieny izao!

📞📞0348900812

Address

Antaninarenina
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chacun a sa part.mg. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category