Fer'hay travaux métalliques

Fer'hay travaux métalliques Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fer'hay travaux métalliques, Real Estate, Alakamisy Fenoarivo, Antananarivo.

Fer'hay travaux métalliques réalise tout types d'ouvrages métalliques tels que des portails, des portes, des fenêtres, des rampes, des grilles de protection ... N'hésitez pas à nous contacter en message privé.

Mbola mandray commande hatrany fa feno feno kely fotsiny ny fotoana teo dia efa miverina zao tompokoIzay rehetra momban'...
07/11/2025

Mbola mandray commande hatrany fa feno feno kely fotsiny ny fotoana teo dia efa miverina zao tompoko
Izay rehetra momban'ny vy rehetra ataonay daholo

Salama tompoko...Rampe d'escalier teny ambohidratrimo tenyMpajifa afapo tsaraMankasitraka antsika rehetra tompoko nahato...
12/09/2025

Salama tompoko...
Rampe d'escalier teny ambohidratrimo teny
Mpajifa afapo tsara
Mankasitraka antsika rehetra tompoko nahatoky
Ianareo ko afaka mandefa mp aty aminay na miantso ny
Laharana
📲📞0348436064

🔨✨ Portail moderne & sécurisé ✨🔨 Réalisation signée **Fer’hay** à **Ankazomanga** 🚪 Un portail en fer robuste, raffiné e...
07/09/2025

🔨✨ Portail moderne & sécurisé ✨🔨

Réalisation signée **Fer’hay** à **Ankazomanga** 🚪 Un portail en fer robuste, raffiné et élégant, conçu spécialement pour apporter **sécurité ❤️** et **esthétique ❤️** à votre demeure 🏡.

✅ Matériau solide & durable ✅ Finition travaillée avec soin ✅ Style moderne qui valorise votre maison

📍 Commandez dès maintenant en message privé.

👉 Avec **Fer’hay**, la qualité, la fiabilité et l’élégance vont toujours de pair ❤️ 👉 Et n’oublions pas : **Tsara ny manjifa ny vita Malagasy 🇲🇬❤️**

🔨✨ Vavahady maoderina & azo antoka ✨🔨

Asa vitan’ny **Fer’hay** eto **Ankazomanga** 🚪 Vavahady vy matanjaka sy raitra, natao manokana ho an’ny fiarovana ❤️ sy ny hakanton’ny tranonao 🏡.

✅ Vy mateza sy maharitra ✅ Vita amin’ny antsipiriany tsara ✅ Endrika maoderina manampy hakanto

📩 Raha mila fanazavana fanampiny, andefaso hafatra avy hatrany.

👉 Amin’ny **Fer’hay**, kalitao sy hakantony no entina ho anao ❤️ 👉 **Tsara ny manjifa ny vita Malagasy

🔨 Portes métalliques solides & élégantes – Vita Malagasy 🇲🇬Chez Fer’Hay Travaux Métalliques, nous fabriquons des portes ...
24/08/2025

🔨 Portes métalliques solides & élégantes – Vita Malagasy 🇲🇬

Chez Fer’Hay Travaux Métalliques, nous fabriquons des portes en métal sur mesure, alliant sécurité, durabilité et design moderne.
✨ Idéal pour vos maisons, commerces et entrepôts.

✔️ Matériaux robustes
✔️ Finition soignée
✔️ Adapté à vos besoins et dimensions

📌 Soutenez le savoir-faire local !
📞 Contact : 034 84 360 64

👉 Donnez à votre maison la sécurité qu’elle mérite avec une porte signée Fer’Hay.

---

🇲🇬

🔨 Varavarana vy matanjaka & manja – Vita Malagasy 🇲🇬

Ao amin’ny Fer’Hay Travaux Métalliques, mamokatra varavarana vy izahay araka ny filànareo, mampiray fiarovana, faharetana ary endrika maoderina.
✨ Tena mety ho an’ny trano fonenana, fivarotana ary trano fanatobiana entana.

✔️ Akora vy mateza
✔️ Famaranana voadio tsara
✔️ Araka ny haben’ny fangatahanao

📌 Tohano ny asa tanana vita Malagasy !
📞 Fifandraisana : 034 84 360 64

👉 Omeo fiarovana mendrika ny tranonao amin’ny varavarana vita amin’ny Fer’Hay.

Tsy maintsy atao mitovy hono rehefa grilleNy iray ouvrable...Tsotsotra nefa tsara e...Raha mila ohatran'izao ianareo dia...
10/08/2025

Tsy maintsy atao mitovy hono rehefa grille
Ny iray ouvrable...
Tsotsotra nefa tsara e...
Raha mila ohatran'izao ianareo dia alefaso ny refy dia ataonay ny devis e...
Afaka miantso 0348436064 ianareo

Eritrereto nge hoe miaraka amin'ny fitaratra antelio izao hoe...👉👉👉 manomeza refy dia ato ny devis tompoko... Fenêtre vi...
28/07/2025

Eritrereto nge hoe miaraka amin'ny fitaratra antelio izao hoe...
👉👉👉 manomeza refy dia ato ny devis tompoko...
Fenêtre vitrée alefako eto ny apres rehefa misy vitre o...
Zao kosa ve dia ho ratsy jereo nge ilay ZOOM e..

Zao kosa ve dia tsy mahababo anareo e...Nalefa tany Ambohijafy tany e...Mankasitraka tamin'ny fahatokisana tompoko..Tena...
26/07/2025

Zao kosa ve dia tsy mahababo anareo e...
Nalefa tany Ambohijafy tany e...
Mankasitraka tamin'ny fahatokisana tompoko..
Tena faly izy nahita ny asa dia tena faly ko izahay...
Mandray commande hatrany tompoko...
Gratuit ny devis

Salama e...Ireto misy karazana grille de protection azo lazaina hoe tsotra nefa tsara sady manintonaRaha anao devis sy c...
22/07/2025

Salama e...
Ireto misy karazana grille de protection azo lazaina hoe tsotra nefa tsara sady manintona
Raha anao devis sy commande dia midira mp
Na antsoy ny numero 0348436064 e...

Voici quelques unes de nos réalisations Portes un ou dex vataux....Devis entièrement gratuit ...Des Finitions impecables...
22/07/2025

Voici quelques unes de nos réalisations
Portes un ou dex vataux....
Devis entièrement gratuit ...
Des Finitions impecables..
Venez en privé pour plus d'informations ou appelez le numero 0348436064
Fer'hay Alakamisy Travaux Métalliques

Les finitions sont les bases de tous travaux Travaux biens accomplis...Voyez plutôtVenez en mp ou appelez le 0348436064 ...
20/07/2025

Les finitions sont les bases de tous travaux Travaux biens accomplis...
Voyez plutôt
Venez en mp ou appelez le 0348436064 pour plus de renseignements

Mba asiana tsy misy ifandraisany kely aloha ry zareo a
13/07/2025

Mba asiana tsy misy ifandraisany kely aloha ry zareo a

Salama tompoko...Ity misy modèle coullisante tsotra nefa tsara a...Alefaso ary ny refy izay mety aminao fa miankina amin...
12/07/2025

Salama tompoko...
Ity misy modèle coullisante tsotra nefa tsara a...
Alefaso ary ny refy izay mety aminao fa miankina amin'izay no anaovana ny DEVIS GRAGUIT...

Address

Alakamisy Fenoarivo
Antananarivo
102ANTANANARIVOATSIMONDRANORN1

Telephone

+261348436064

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fer'hay travaux métalliques posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fer'hay travaux métalliques:

Share

Category