29/04/2026
📣 TENSION MÈTRE POIGNET À VENDRE
,🚨📢EFA betsaka hianareo no nitady azy ity tonga izao ny arrivage
👉 Fitaovana fandrefesana tosidrà (tension) mora ampiasaina eo amin’ny hato-tanana
💓 Mahita:
Tension ambony (systolique)
Tension ambany (diastolique)
Fitempon’ny fo (pouls)
📊 Tension normal:
120/80 mmHg eo ho eo
⚠️ Tension ambany:
Latsaky ny 90/60 mmHg
💓 Fitempon’ny fo normal:
60 – 100 bpm (rehefa miala sasatra)
💰 Vidiny: 30 000 Ariary
🚚 Livraison misy 📍 Mandefa manerana ny faritra rehetra
📩 Mifandraisa aminay raha mila fanazavana na hanafatra
📞0386310789