Glow Queen cosmétique

Glow Queen cosmétique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Glow Queen cosmétique, Antananarivo.

VENTE produits Authentiques🇫🇷En ligne📲Avec une bonne
qualite👌VIDE peut ENTAMÉ et NEUF📦
Parfums💧Crème solaire🧴Soin du visage et pour les corps
Soin pour cheveux 💇Livraison à domicile🛍️
👉pour plus d'informations👇
👉 demande sur message privé 📲

🟨✨ FOMBA VOAJANAHARY MANAMPY AMIN’NY FIKARAKARANA NY ATY ✨🟨Betsaka ny olona miatrika olana amin’ny aty 😔Ny tsy fahatomom...
15/04/2026

🟨✨ FOMBA VOAJANAHARY MANAMPY AMIN’NY FIKARAKARANA NY ATY ✨🟨
Betsaka ny olona miatrika olana amin’ny aty 😔
Ny tsy fahatomombanan’ny aty dia mety hiteraka fahasahiranana maro eo amin’ny fahasalamana ⚠️
Misy anefa fomba voajanahary ampiasain’ny olona sasany ho fanampiana 🌿💚
Indro zaraina aminao ity “smoothie” ity 👇
🟢🍋 AKORA ILAINA

🍋 Citron 3
🌿 Seleria 4 taho lehibe
🌱 Persily 1 fehezana
💧 Rano 3 vera

🥤 FOMBA FANOMANANA 1️⃣ Sasao tsara madio ny citron sy ireo akora rehetra 🧼
2️⃣ Tetehina madinika ny seleria sy persily 🔪
3️⃣ Atao anaty mixeur daholo miaraka amin’ny rano 💧
4️⃣ Totoina tsara mandra-pahazo fangaro malama sy mitambatra 🌀
🕒 FOMBA FAMPIASANA 👉 Sotroina in-3 isan’andro
👉 Mandritra ny 2 andro
⚠️ FANAMARIHANA ZAVA-DEHIBE ❌ Aza mihinana sakafo mavesatra mandritra io fotoana io

🍖🚫 Hena be
🛢️🚫 Menaka
🌶️🚫 Epices sy sakafo masiaka

💡 Fanampiana natoraly fotsiny ity, tsy misolo fitsaboana ara-pitsaboana. Raha misy olana ara-pahasalamana dia manatona dokotera foana 👨‍⚕️👩‍⚕️

🙏✨ Raha hitanao fa mahasoa dia aza misalasala mizara amin’ny hafa
💚 Aza adino ny manaraka ny pejy ho an’ny torohevitra sy zavatra mahasoa isan’andro
👉 Tsindrio fotsiny ny “Suivre” eo ambony dia manaraka anay ianao ✔️
✨ Misaotra indrindra amin’ny fanohanana anao 🙏🇲🇬💚

Coucou👋Les Filles😍Coucou👋 fans😍❌VENDU❌⚪Parfum💧XXL Sensuality❣️Marque : Adopté❣️ Provenance de France 🇷🇺🪭Note de tête: Ce...
07/10/2025

Coucou👋Les Filles😍
Coucou👋 fans😍
❌VENDU❌
⚪Parfum💧XXL Sensuality❣️

Marque : Adopté❣️ Provenance de France 🇷🇺

🪭Note de tête: Cerise rouge
🪭Notes de cœur: Bois ambrés et Accord Amaretto
🪭Note de fond: Vanille

Eau de parfum 100ml💧 Authentique 💯💯
Mp si intéressé 🎀

👋Coucou👋 fansAto ndray ni manimanitra oh😍❤️ !!             •  Détails et prix sur chaque photo 🏷️      •  Livraison part...
02/10/2025

👋Coucou👋 fans
Ato ndray ni manimanitra oh😍❤️ !!

• Détails et prix sur chaque photo 🏷️
• Livraison partout sur Tana et en provinces 🚲

Shampooing Olaplex N°4 PRay io iany an.,hoany volo blond🤗Mp zay haka azy.,tsara be❤️
03/07/2025

Shampooing Olaplex
N°4 P
Ray io iany an.,hoany volo blond🤗
Mp zay haka azy.,tsara be❤️

Coucou👋👋👋Mba hangataka retour kely ho anareo efa nanjifa zavatra tato am ko.,zah azafady😐Efa nivarotra zavatra osoka tam...
30/05/2025

Coucou👋👋👋
Mba hangataka retour kely ho anareo efa nanjifa zavatra tato am ko.,zah azafady😐
Efa nivarotra zavatra osoka tamin'Areo tato ve zah.?🫡
Mapalahelo be le toetsan'olona sasany🥲
Tsy hainy ngamba zany hoe entamé😂
Sous carton sy mifono sachet ngamba no alalany an zany oe entamé🫢😂
mifona am le vava kely aloha😂

Zavatra sendra nifandiso ve.,de reny vava atao🫢
Misaotra🙏ko nisy an zay🫡Anitsiko ny tsy nety🫶
merci bcp🥰😘

Bonsoir👋🤗Manja be daholo ki eeee🤗Jp+confirmation sur mp🤗Sur livraison iany reto a👋❌Livraisons à partie de 3000ar✔
29/05/2025

Bonsoir👋🤗
Manja be daholo ki eeee🤗
Jp+confirmation sur mp🤗
Sur livraison iany reto a👋❌
Livraisons à partie de 3000ar✔

Manjas be kia ann🥰Mp haingana🥰😘Entamé 80%
28/05/2025

Manjas be kia ann🥰
Mp haingana🥰😘
Entamé 80%

07/05/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Henintsoa Rakototahina, Perle Desiree, Fanihy Ram, Sarah Koloina, Mosa Sorontsoa, Laza Jacquis, Sara Maria'h Aurélie, Mihaja Niaina, Fera Jenny, Mitiaray Aim Fitï, Aina Miaro, Tianah Rahandarinivo, Aina Mayah Alyciah, Be Lah, Marie Julia Razafinirina, Rénesme Marie, Mara Christophe, Jelinah Miora, Tombo Stanislas, Domoina Raherinjafy, Iantefana Tojo Ny Anjara, Nomeny Hersua, R Ella Fano, Fanevasoa Fanatenana

Address

Antananarivo

Telephone

+261342549614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Glow Queen cosmétique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Glow Queen cosmétique:

Share