Myk-Alu

Myk-Alu Spécialiste en vitrerie et menuiserie aluminium (porte et fenêtre)

Miarahaba tompoko 🙏Mbola vonona ny ihara hiasa sy hanome fahafaham po hoanareo mpanjifa hatrany izahay tompoko Afaka mia...
02/07/2025

Miarahaba tompoko 🙏
Mbola vonona ny ihara hiasa sy hanome fahafaham po hoanareo mpanjifa hatrany izahay tompoko
Afaka miantso avihatrany ny 0347508984

Myk-Alu dia mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra , eo ambany fahasoavan ilay Tsitoha.
25/12/2024

Myk-Alu dia mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra , eo ambany fahasoavan ilay Tsitoha.

Finaritra e!Elaela zay tsisy promo tsika an !Andao ary araraotitsika ity faraparan ny taona ity e! :👌Coulissante : 245 0...
25/10/2024

Finaritra e!
Elaela zay tsisy promo tsika an !
Andao ary araraotitsika ity faraparan ny taona ity e! :
👌Coulissante : 245 000ar /m2
👌Ouvrante : manomboka @ 320 000ar /m2
👌Inox et metallique et volet roullant mirary.
Afaka miditra MP àvy hatrany na miantso 034 75 089 84.
Pose gratuit et livraison offert raha partie Antananarivo.

14/10/2024
Faly miarahaba antsika rehetra indray tompoko!Izahay diambola vonona hiara hiasa sy hanome fahafaham-po aminareo mpanjif...
27/06/2024

Faly miarahaba antsika rehetra indray tompoko!
Izahay diambola vonona hiara hiasa sy hanome fahafaham-po aminareo mpanjifa sy izay vao hanjifa eto aminay tompoko
Momba ireto asa ireto
-Fenêtre ; porte ; Naco ; sns izay momba ny Aluminium
-Inox
-volet roulant
Koa raha misy mahaliana anao dia afaka miantso ny : 0347508984
0331146486
Na MP avihatrany

20/06/2024

Fenêtre coulissante 1m2 blanc
240 000ar ny 1.
Vitsivitsy fa aza tara.
Sady livrenay gratuit no apetaka Koa raha eto Antananarivo.

Salama daholo e!Amin' izao fety ny Reny izao atolory azy ny fanomezana tsara kalitao sady mafy e!Izahay ato -Alu  Manari...
23/05/2024

Salama daholo e!
Amin' izao fety ny Reny izao atolory azy ny fanomezana tsara kalitao sady mafy e!Izahay ato -Alu Manarintsoa Anatihazo dia manolotra hoanareo fihenam-bidy amin'ny asa izay hatao rehetra!
Toy ny fenetre ; porte ; grille de protection ; inox ; sns
Afaka miantso ny 0347508984 na .miditra MP avihatrany tompoko

Amin ny sarany mirary hatrany nefa tsara kalitao.🏘️Fenêtre et porte coulissante : manomboka @255 000 Ariary /m2🏘️Fenêtre...
07/03/2024

Amin ny sarany mirary hatrany nefa tsara kalitao.
🏘️Fenêtre et porte coulissante : manomboka @255 000 Ariary /m2
🏘️Fenêtre et porte ouvrante : manomboka @350 000 AR /m2
🏘️ Naco, assouflée, jalousie.
🏘️ Rampe escalier, véranda, ny Asa rehetra .
🏘️ Volet roulant.
🏘️🏘️🏘️🏘️ Vaovao be, efa misy Koa n'y ouvrage metallique.

👍👍Araroty ary midira MP àvy hatrany, na miantso ny laharana 034 44 034 36 / 034 75 089 84.

Address

Manarintsoa Anatihazo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261347508984

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Myk-Alu posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Myk-Alu:

Share

Category