06/08/2024
❗❗Trano amidy maika vola❗❗
Trano mbola tsy vita( en cours de finition) maidy maika. 💥
2 étages misy hefitra 7 miampy terrasse lehibe 😊
Toerana: Andavamamba akaikin'ny lavage
(Akaiky kelin'ny arrêt bus)
Accès voiture tsara satria mahazo bord de route pavé. (Afaka anaovana activité ihany koa✅)
Papier: Kadasitra (misoratra amin'ny olona iray)
Superficie: 50m²
Prix: Efa nahena be ho 52 millions d'ariary na 260 millions fmg (Roambidimampolo tapitrisa ariary) mbola miady varotra 😱
Contact: 034 90 866 98
033 47 511 98