31/07/2026
EHHHH! HOANTSIKA ALAKAMISY SY NY MANODIDINA:
VAOVAO INDRAY IZY ITY!
➡️AMPY IZAY NY FAHAVEREZAM-BOLA TAMIN’NY FIFIDIANANA TANY / TRANO
➡️AMPY IZAY NY FAHAVEREZAM-POTOANA AMIN’NY FITADIAVANA TANY / TRANO
➡️ARY AMPY IZAY NY FAHAVEREZAM-PANANTENANA T@ FIVIDIANANA TANY / TRANO
ARY MINO AHO FA FANTATRAO FA EFA BETSAKA IREO KARAZANA HOSOKA SY OLANA MISEHO AMIN’IZAO FOTOANA IZAO❗️
✅️Ohatra amin’izany:
⛔️DOUBLE VENTE
⛔️MPANDOVA TSY NANAO SONIA
⛔️TARATASIN-TANY TSY MAZAVA
⛔️FETRA TSY MAZAVA
⛔️MPIVAROTRA TSY MARINA
⛔️TARATASY HOSOKA
⛔️TANY MISY ADY
⛔️MPIVAROTRA NANJAVONA
KOA MANOMBOK’IZAO: MITANDREMA SAO VOAFITAKA ❗️SAO VERY VOLA ❗️
IZANY INDRINDRA NO ANTOM-PISIAN’NY AGENCE IMMOBILIER DADATOA HO ANAO❗️
NY AGENCE IMMOBILIER DADATOA ALAKAMISY FENOARIVO ❓️
Masoivoho ara-barotra TANY / TRANO sy torohevitra momba ny fananan-tany eto Madagasikara.
Izay mbola eto Alakamisy Fenoarivo aloha no misy antsika ankehitriny.
⚜️Manampy antsika amin'ny fividianana TANY
⚜️Manampy antsika amin'ny fividianana TRANO.
⚜️MANAMPY antsika amin’ny fivarotana TANY sy TRANO
Ary Vidy voakajy avokoa ny FANANANA amidy mifanaraka @ tokony vidiny ankehitriny ary MARINA - TSARA - AZO ANTOKA.
✅️Ny tanjontsika dia:
📍Ny hanamora ny fifampiraharahana amin'ny fividianana, na Fivarotana FANANANA
📍Ny hanome tolotra mifanaraka amin'ny filan'ny mpanjifa, miaraka amin'ny fanajana ny lalàna sy ny fiarovana ny zon'ny tompon’ny FANANANA sy ny mpividy mba tsy ho very vola sy fotoana.
📍Ary varotra ho lavitry ny fifandirana sy fitaka eo @ samy roa tonta.
⚜️NY VOKATRA AZO ANTOKA SY AFA AZO AROSO HO ANAO DIA:
🥇Fividianana sy fivarotana FANANANA
Tsy voatery hividy foana anefa i DADATOA ann❗️
✅️Fanombanana maimaim-poana ny sandan'ny TANY / TRANO izay amidy, mba tena ho amin’ny vidiny marina.
✅️Fanamorana ny fifandraisana eo amin'ny mpividy sy ny mpivarotra.
t
Ary eo ihany koa ny Fitantanana trano hofaina, ✅️hoanareo tompontrano eto antanana sy ny manodidina: aza misalasala, misokatra ho anareo ny Agence Immobilier DADATOA Alakamisy Fenoarivo.
➡️Hianareo mpivahiny, mpandraharaha mitady trano ihany koa: Tongava manontany fa vonona hanome fahafahampo ho anao izahay @ lafiny maro ary aza hadino fa ny Alakamisy sy ny manodidina dia efa mandroso ary vao maika mandroso ary mandroso hatrany.
ARY ITY❗️
✅️Torohevitra, toro-làlana maimaim-poana ny @ fikarakarana ny taratasin-taninao izay efa olanao hatrizay iny❗️
✅️Fanaraha-maso sy fanampiana amin'ny fanomanana taratasin-taninao.
ZAVA-DEHIBE IZANY ANN❗️❗️
Ny mpandraharaha: i DADATOA izany: dia efa za-draharaha matihanina ary nivoaka fianarana tamin’izany sehatra izany fa matokisa azy ee❗️ Ary mpandraharaha azo ifampiresahana tsara ihany koa izy e❗️
Ny soatoavintsika❓️
🟪 MARINA (VÉRITÉ)– satria Manao asa mangarahara ka aseho amin’ny alalan’ny asa sy taratasy izany, mba ho porofo.
🟨 TSARA (QUALITÉ)– Satria Mikatsaka ny tolotra manara-penitra, ary ianao mpividy dia mendrika homena FANANANA tsara satria niala vola❗️
🟧 AZO ANTOKA (SÉCURITÉ)–Satria ny fiarovana ny volanao sy ny fanananao no laharam-pahamehana @ DADATOA
ARY EFA MISY TANY AMIDY ATO AMIN’IRETO FARITRA IRETO IZAY TENA AZO ANTOKA, TSARA TOERANA SY AZO TONGA DIA ANORENANA,
📍ETO ALAKAMISY FENOARIVO
📍CUR VONTOVORONA / CNAPS
📍AMPITATAFIKA
📍AMBATOMIRAHAVAVY
📍ARY IMERINTSIATOSIKA
MISY IHANY KOA TRANO AMIDY 2 ETAGES CON FORT BE IZAO ETO @ FARITRA ALAKAMISY IZAY @ VIDINY TSARA, MIARAKA @ FACILITE DE PAIEMENT (MIAVAKA BE).
➡️KOA RAHA MAHALIANA ANAO ARY, AZA MISALASALA TONGAVA ETO @ FOIRE ALAKAMISY FENOARIVO BOX 39 NY ANDININ’IZANY.
➡️FA VONONA HANOME FAHAFAHAMPO ANAO IZAHAY ARY HO AFA-PO TOKOA IANAO❗️
AGENCE IMMOBILIER DADATOA
ALAKAMISY FENOARIVO ❓️
MARINA - TSARA - AZO ANTOKA❗️
BIRAO ANDAVAN’ANDRO: AMPITA ATSIMON’NY PAVÉ ANTSINANA- MIDITRA @ TSENA ALAKAMISY (TSY VAVAHADY BE MANKAO @ TSENA IO AN - FA 100m miantsinanana ankavanana raha miala @ vavahadin’ny tsena:
Na 100 m miankandrefana @ ilany ankavia raha miala @ BONARA Alakamisy, misy labasy be tazana ety ivelany hoe: AGENCE IMMOBILIER DADATOA ALAKAMISY FENOARIVO.
Tel: 033 17 156 36
Mpandraharaha: DADATOA
TONGAVA MARO