13/04/2026
🚩 Appartement Ahofa
📌 Sis à Namontana ( eny @ ranolava) . Avaratrin'ny Tsena Namontana
⚓. Aiza daholo nareo tia trano tsara sady malalaka be ireny ô , Calme sy Mangingina ny tanàna ho anao tsy tia tabataba👍
👉 Living + 2 Chambres bien séparé
👉 Cuisine
👉 Wc Do**he mitokana anatiny
👉 Misy jiro sy rano
👉 Tongan'ny moto anaty la cour/ Misy parking fiara tsy lavitra ny trano
👉 Misy bassin fanasana sy fanazan-damba
👉 Misy lavarangana malalaka anao irery ihany
🚩🚩 Loyer : 500.000 Ariary. Tsy mandoa rano intsony. Ny jiro izay lany eo no zaraina (4) afaka mampiasa rehetra. 🚩🚩 Tsy misy Caution 👍
👉 Azon'ny andro tsara mihintsy ny trano sady mazava be
👉 Tsy amoron'arabe fa mitsofoka 3 minitra mialan'ny Tsena Namontana fa lalàna antonona fiara
👉 Mifefy tamboho ny trano
🚩. Droit de visite 10 000 Ariary
🚩. Honoraires d'agence 50% (payable à la réservation du bien )
🚩. Contact : 0346220858 Mme Maliah (disponible sur WhatsApp)