Lapa Soa

Lapa Soa Espace événementiel moderne et lumineux à Andoharanofotsy. Mariages, anniversaires, réunions pros

Vos moments méritent leur propre espace ✨Un anniversaire, une fête de famille, une célébration particulière…Choisissez u...
10/08/2026

Vos moments méritent leur propre espace ✨

Un anniversaire, une fête de famille, une célébration particulière…
Choisissez un lieu où vous pouvez vraiment profiter de vos proches.

LAPA SOA — Andoharanofotsy.
📩 Écrivez-nous pour connaître nos disponibilités et nos conditions de réservation.

Quelque chose se prépare…Loading 🚨💐🎉
04/08/2026

Quelque chose se prépare…

Loading 🚨💐🎉

Noho ny fisaonampirenena ny 24 jolay 2026 dia tsy maintsy najanona ny réservation antsika anio. 🇲🇬🥀🕊️Miombo-po tanteraka...
24/07/2026

Noho ny fisaonampirenena ny 24 jolay 2026 dia tsy maintsy najanona ny réservation antsika anio. 🇲🇬🥀🕊️

Miombo-po tanteraka amin’ireo mpiray tanindrazana nilaozana havana, zanaka, namana 🌹

Ny asan’ny devoly anie ho foana amin’ny anaran’Andriamanitra. Izy ihany koa hampionona anareo 🙏

Sary : Mise en place salle pour 70 personnes. Najanona moa ny décorations fa sary sisa no nalaina.

Izay lanonana tianao atao dia afaka tanterahina ato amin’i Lapa Soa ✨📩

AVANT APRÈS - Config en G - Réception de famille du dimanche 13 Juillet 2026 chez Lapa Soa Andoharanofotsy ✨Nous remerci...
19/07/2026

AVANT APRÈS - Config en G - Réception de famille du dimanche 13 Juillet 2026 chez Lapa Soa Andoharanofotsy ✨

Nous remercions chaleureusement nos convives pour ce moment de partage et de convivialité 🥂

Ce fut un réel plaisir de faire la mise en place de la salle pour votre ambiance 🫶🏻

Chez , nous réalisons vos envies en y apportant notre touche personnelle, sur devis.

Réunions de famille, fiançailles, baptême, communion, mariage, ateliers de formation, team building, etc.

Nous proposons : nos services de traiteur du plus simple au plus raffiné des menus, la formule pause café ou pause goûter, la location de la salle et ses accessoires, la décoration sur mesure.

N’hésitez pas à vous abonner et à nous contacter. 📩

AVANT APRÈS - Config en G - Part 3 Satria moa olona 23 teo no noraisina teto dia nalalaka hatrany ny trano ✨Ny toerana n...
18/07/2026

AVANT APRÈS - Config en G - Part 3

Satria moa olona 23 teo no noraisina teto dia nalalaka hatrany ny trano ✨

Ny toerana nisakafoanana natao forme en G ary nasiana toerana natokana ho an’ny Pause Café (boissons chaudes, snacking, apéro) izay hitanao amin’ny sary 🥰

Izahay ato amin’i Lapa Soa dia manao izay hahafa-po anareo hatrany. Misaotra amin’ny fahatokisana 🫶🏻

AVANT - APRÈS Config en G - Part 2 Tohin’ilay sary mise en place pour 20-23 personnes tato amin’i Lapa Soa ✨ Miarakamin’...
18/07/2026

AVANT - APRÈS Config en G - Part 2

Tohin’ilay sary mise en place pour 20-23 personnes tato amin’i Lapa Soa ✨
Miarakamin’ny lumière naturelle ao antrano toy ny mahazatra.

Jereo tsirairay ny sary dia lazao anay ny fahitanao azy 😊

Fandrio dieny izao ny toeranao 📩

AVANT - APRÈS Config en G - Part 1 Santionany amin’ireo sary avant - après an’ilay mise en place pour 20-23 personnes at...
18/07/2026

AVANT - APRÈS Config en G - Part 1

Santionany amin’ireo sary avant - après an’ilay mise en place pour 20-23 personnes ato amin’i Lapa Soa farany teo✨

Manasa anao hanokatra ny sary tsirairay hahitanao ny fivoarany.
Aza adino ms’abonne aminay fa hivoaka tsikelikely eto ny tohin’ny sary 😉

Ahoana ny fahitanao azy ?

Configuration en G pour une vingtaine de personnes ✨Chez Lapa Soa, on adapte la salle à vos besoins 🫶🏻 Nous pouvons accu...
17/07/2026

Configuration en G pour une vingtaine de personnes ✨

Chez Lapa Soa, on adapte la salle à vos besoins 🫶🏻 Nous pouvons accueillir jusqu’à 100 personnes assises avec une piste de danse.

🥂

Olona vitsivitsy no nisafidy ny hilanonana ato aminay tamin’ity indray mitoraka ity, ka dia natao toy izao ny firafitry ny trano.
Ahoana ny fahitanao azy ?

Fandrio dieny izao ny toeranao 📩

Un excellent dimanche à tous 🥂
12/07/2026

Un excellent dimanche à tous 🥂

Vos proches.Vos moments.Votre ambiance. Fantatrao ve fa manana sono karazany roa izahay ato amin’i Lapa Soa ? Ny lakozia...
06/07/2026

Vos proches.
Vos moments.
Votre ambiance.

Fantatrao ve fa manana sono karazany roa izahay ato amin’i Lapa Soa ?

Ny lakozia ihany koa dia malalaka tsara handraisana traiteur na ianareo fianakaviana te hanao sakafo 😊

📩🏠

Address

Ambohimanala Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 05:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 19:00
Sunday 06:00 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lapa Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category