Hay-TIC Immo

Hay-TIC Immo Accompagnement client dans la recherche de biens immobiliers / dans la recherche d'acquéreurs ou de locataires.

Il ne s'agit pas juste de posséder de l'immobilier :) Faites appel à nous pour vous aider, nous sommes toute ouïe et tot...
29/11/2021

Il ne s'agit pas juste de posséder de l'immobilier :)
Faites appel à nous pour vous aider, nous sommes toute ouïe et totalement à votre service :)
Très belle semaine :)

❓ Mitady   na   ianao?❓ Nikaroka hatraiza hatraiza fa tsy nahita? ❓ Tsy manam-potoana hikarohana noho ny asa aman-drahar...
24/11/2021

❓ Mitady na ianao?
❓ Nikaroka hatraiza hatraiza fa tsy nahita?
❓ Tsy manam-potoana hikarohana noho ny asa aman-draharaha?
👉 Ankino aminay ny fitadiavana izay ilainao
👉 Vonona ary mihaino anao izahay
👉 Mazava sy mangarahara ny fifampiresahana rehetra
👉 Aza misalalasa mandefa hafatra eto amin'ity takila ity na miantso ny 034 67 506 44

Affirmation qui donne à réfléchir pour démarrer cette semaine :D
22/11/2021

Affirmation qui donne à réfléchir pour démarrer cette semaine :D

Ahoana izany?
20/11/2021

Ahoana izany?

Trouver une maison où vivre, résous bien des problèmes, mais le plus important c'est d'y trouver le bonheur :)Nous vous ...
15/11/2021

Trouver une maison où vivre, résous bien des problèmes, mais le plus important c'est d'y trouver le bonheur :)
Nous vous souhaitons de trouver la vôtre avec nous :)
Belle semaine! :)

  Tohatra ivelany mirefy 387 metatra any New York, USA! 😮😮😮Ho an'ny olona sahisahy sy tia   no nanaovana azy ity. Eo ami...
11/11/2021



Tohatra ivelany mirefy 387 metatra any New York, USA! 😮😮😮
Ho an'ny olona sahisahy sy tia no nanaovana azy ity. Eo amin'ny gratte-ciel 30 Hudson Yards no misy azy. Izay te hiakatra eny dia 185 dollars ny sarany aloa. Ampanaovina fiarovana ary misy olona mitondra.
Voalaza fa tsy mbola nisy tetikasa fanorenana tsy miankina (projet immobilier) lehibe noho ity hatramin'izay tany USA. 😮😮😮
❓ Sahinao sy vitanao ve ny hiakatra tohatra 387 metatra izany?

Loharano sy sary: ledauphine.com

 Ny trano nitoeran'ny olombelona hatramin'izay nisiany ka hatramin'izao
09/11/2021


Ny trano nitoeran'ny olombelona hatramin'izay nisiany ka hatramin'izao

Passez une très belle semaine les gens! :)
08/11/2021

Passez une très belle semaine les gens! :)

 Trano faran'izay kely hita any Suède any. Trano tsotra, tsena kely, sns...❓Atao inona koa izany hoy ianao?Tsy hoe hisy ...
05/11/2021



Trano faran'izay kely hita any Suède any. Trano tsotra, tsena kely, sns...
❓Atao inona koa izany hoy ianao?
Tsy hoe hisy olona hividy na hanofa hipetraka ao anatiny akory, fa nahavita nisintona mpizahantany maro tany amin-dry zareo ilay izy :D

Loharano: immobilier.lefigaro.fr

 ✅ Horesahintsika anio indray ny momba ny saritany. Anisan'ireo taratasy tokony hananan'ny tompon-tany, hivarotra tany i...
04/11/2021


✅ Horesahintsika anio indray ny momba ny saritany. Anisan'ireo taratasy tokony hananan'ny tompon-tany, hivarotra tany izy io.

❓Tahaka ny ahoana ny firafiny?

👉 Raha tany efa misy trano ilay izy dia tokony ho hita eo amin'ny saritany ny drafitra hamantarana ny toerana sy ny fokontany misy ilay tany ( )

👉 Mila hita koa ny firafitry ny tany ( ), Coupe A na Coupe B, ary ny fetra faran'ilay tany voalaza.

👉 Lazaina koa raha misy anarana ilay tany ( ), ary raha tsy misy dia ny anaran'ilay tanàna misy azy

👉 Lazaina raha mifefy ilay tany misy trano

✅ no hiantsoana izay rehetra izay

👉 Raha tsy misy trano indray ilay tany, dia tokony ho hita eo amin'ny sarintany ny

Sary hita tany ho any... Hevitra hafa kely sady miavaka 😮😮😮
04/11/2021

Sary hita tany ho any...
Hevitra hafa kely sady miavaka 😮😮😮

Que ce doux novembre vous permette de trouver votre beau chez vous avec nous 😊🏡
01/11/2021

Que ce doux novembre vous permette de trouver votre beau chez vous avec nous 😊🏡

Address

Lot II H 10 D Ankadindramamy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00

Telephone

+261346750644

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hay-TIC Immo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share