Zava-Misy Marina

Zava-Misy Marina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zava-Misy Marina, paris, Antananarivo.

✅ Ombay mitady 😢 :Very teny ivato tamin'ny 7 ora hariva teo ity zaza   ity. Voalaza fa nisy nitondra   izy. Ity ny lahar...
12/03/2024

✅ Ombay mitady 😢 :

Very teny ivato tamin'ny 7 ora hariva teo ity zaza ity. Voalaza fa nisy nitondra izy. Ity ny laharana hahafahana nifandray amin'ny fianakaviany raha misy mahita na manam-baovao momba azy : 0340872137.

©Tsiry Randriamanjato

LALÀN'NY FAHADIOVANA 🚮🔴 Voasazy handoa onitra 50.000 ariary ireo izay tratra iray manary fako etsy sy eroa sy manao malo...
11/03/2024

LALÀN'NY FAHADIOVANA 🚮

🔴 Voasazy handoa onitra 50.000 ariary ireo izay tratra iray manary fako etsy sy eroa sy manao maloto aman-kalamanjana eny Analakely sy ny manodidina, 300 .000 kosa ny onitra aloan'ireo fiara na mpivarotra mandoto ny tanàna araky ny nambaran'ny avy eo anivon'ny kaominin'Antananarivo mahakasika ny lalàn'ny fahadiovana.

RAISONNEMENT DEBILE NY AN'IREO MPANOHITRA 🤣🤣🤣Raisonnement débile sisa no an'ireo mpanohitra! MBO MARINA EH! Ireo olona t...
16/10/2023

RAISONNEMENT DEBILE NY AN'IREO MPANOHITRA 🤣🤣🤣

Raisonnement débile sisa no an'ireo mpanohitra! MBO MARINA EH!
Ireo olona tonga maro manatevin-daharana manohana ny Filoha Andry Rajoelina izany dia voakarama daholo? Dia manam_bola firy milliard izy izany hanakaramana an'ireny? REHEFA FAIBLE RY MPANOHITRA DIA AZA BE TATASIKA TSONY AH! ACCEPTEO NY REALITE.
ARIVONIMAMO MANOHANA NY N°3 ✌️

Aza mifaninana amin'i filoha Andry Rajoelina ranga fa tena mafy izy eh... ✌️✌️✌️
15/10/2023

Aza mifaninana amin'i filoha Andry Rajoelina ranga fa tena mafy izy eh... ✌️✌️✌️

✅Maître Avoko :"Tsy nanohana ny kandida laharana faha3 izahay tamin'ny 2018 fa ankehitriny kosa Dia resy lahatra tantera...
06/10/2023

✅Maître Avoko :

"Tsy nanohana ny kandida laharana faha3 izahay tamin'ny 2018 fa ankehitriny kosa Dia resy lahatra tanteraka sy mahita fa tena niasa sy niezaka Ary nahavita be tamin'ny firenena i Andry Rajoelina .

Efa maro ny krizy natrehana fa dia niteraka fahasahiranana hoan'ny firenena foana izany,hoy hatrany izy.

Raha Tiana hitohy ny ezaka fampandrosoana an'i Madagasika Dia ny laharana faha3 hoy izy no vahaolana tokana✌️✌️✌️
Mankasitraka 🙏🙏🙏

02/10/2023

Hanameloka an'iza izany nareo 8 sa 11 zao ? Ireny mintsy ilay Cinema na politika atao anefa? Jinjao izay nafafy eh.

ALAIN ANDRIAMISEZA : MANAKORONTANA IZAY MITADY 13 MAI AMIN’IZAO - TSY HAHAZO VAHOAKA IREO KANDIDA 11 IREO 👉Tsy mora izan...
30/09/2023

ALAIN ANDRIAMISEZA : MANAKORONTANA IZAY MITADY 13 MAI AMIN’IZAO - TSY HAHAZO VAHOAKA IREO KANDIDA 11 IREO

👉Tsy mora izany midina eny @13 Mai izany ary manakorontana firenena izany raha izao
👉Tsy ahazo vahoaka ireo Kandida 11 raha accord politika no takiana satria tsy fahamahana olana ara-tsosialy izany fa olan'ny kandida 11 irery
👉Hisy vahoaka tsy hanaiky koa eto raha sakanana ny tsy hilatsahan'i Andry Rajoelina.Raha tena ho atao izany ho maromaro amin'ireo ihany koa no tsy ho afaka hilatsaka
👉Matoa mitady ny FFKM, OSC sy ONU ny Kandida 11 dia faible.Ny tena mpitolona dia sahy mijoro amin'ny heviny irery

Ny fikambanana TMT(tanora Manolo-Tanana) eto fianarantsoa dia fikambanana mpanao asa sociale resy lahatra ary vonona han...
28/09/2023

Ny fikambanana TMT(tanora Manolo-Tanana) eto fianarantsoa dia fikambanana mpanao asa sociale resy lahatra ary vonona hanohana an' i Andry Rajoelina✌️ nohon fananany finiavana hampandroso an'i Madagascar

°3✌️✌️



Tanora Manolo-Tanana
Tanora Manolo-Tanana Analamanga
Tanora Manolo-Tanana Fianarantsoa

Tanora Manolo-Tanana..Raha nitsidika ity toerana ity izahay teto Ambatondrazaka dia nitondra izay voatsirambin'ny tanana...
22/07/2023

Tanora Manolo-Tanana..

Raha nitsidika ity toerana ity izahay teto Ambatondrazaka dia nitondra izay voatsirambin'ny tanana ka nivatsy
Vary amin'ny gony,menaka,sira,karazana legioma, "Macaronis"savony,siramamy, biscuits sy mofo..sns..
Maro ireo filana tena mbola tokony omena azy ireo rehefa tena tafaresaka tamin'ireo masera mpiakarakara izahay..
Tahaka ny couche,jiro mandeha amin'ny herin'ny Masoandro satria tena sahirana izy ireo rehefa tapaka ny jiro.akanjo,ireo fitaovana ampiasain'izy ireo mivezivezy (Fauteuil roulant) sy ireo maro isankarazany.
Manentana antsika rehetra Tanora namana sy ireo mahalala tanana mba hanampy azy ireo.

Manaova ny soa ho soavina🇲🇬
Manaova ny tsara ho tsaroana 🇲🇬
©️ Fenohery Rijason

Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo : Tetikasa misy fiantraikany mivantana no sady maharitraOlana ara-pahasalamana goavana...
20/05/2023

Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo : Tetikasa misy fiantraikany mivantana no sady maharitra
Olana ara-pahasalamana goavana ny tsy fanjarian-tsakafo indrindra ho an’ny faritra Atsimo. Mifandimby ny taona, naroso ny fandaharanasa maro karazany kanefa mbola mitoetra ny olana amin'ny toerana sasany. Izany no nanomezana ireo vahaolana misy fiaintraikany mivantana toy ny :
✅Nutrisud izay manodina sakafo be otrikaina natokana hiadiana amin’ny tsy fanjariantsakafo ary mitsinjara izany eny anivon’ny toeram-pianarana ifotony
✅Fametrahana ireo “cantine scolaire” ahafan’ny mpianatra manohy ny fianarana am-pilaminana ary hanenana ny vesatry ny ray aman-dreny
✅Fizarana tohana ara-tsakafo : vary, menaka, voamaina amin’ny fotoana sarotra
Eo ihany koa ireo vahaolana maharitra toy ny fanamboarana ny pipeline Efaho izay manampy amin’ny fambolena sy fiompiana noho ny famahana ny olan’ny tsy fisian-drano eny an-toerana.
Manaraka lamina ny asa maro miandry satria ny teny nomena dia natao hotanterahina hatrany

Izy no Rakotosoa Sylvain Razanany, iray tamin’ireo olona nodarohan’ireo Miaramila zazavao miisa 6 tetsy Avaradoha ny ali...
19/05/2023

Izy no Rakotosoa Sylvain Razanany, iray tamin’ireo olona nodarohan’ireo Miaramila zazavao miisa 6 tetsy Avaradoha ny alin’ny 17 Mai 2023 .

Noraisin’ny Ministeran'ny Fiarovam-pirenena an tanana moa ny fitsaboana azy ireo

Raha tsiahivina dia nisy miaramila enin-dahy no nidaroka sivily teny amin’ny faritra Avaradoha iny, alina tokony tamin’n...
18/05/2023

Raha tsiahivina dia nisy miaramila enin-dahy no nidaroka sivily teny amin’ny faritra Avaradoha iny, alina tokony tamin’ny 11 ora tany ho any. Mamomamo avy nisotro tany anaty bara ireto mpitandro filaminana ireto ka izy indray no nanankorontana. Ilay noheverina fa hiaro ny vahoaka sy ny fananany no nanao izao toetra mamoehitra izao, namono ny mpiray tanindrazana.

Vokatr’io dia nandray fepetra avy hatrany ny teo anivon’ny tafika malagasy. Noroahina ireo miaramila ireo ary natao famotorana sy hakarina fitsarana. « Ny miaramila dia tsy mitazona jiolahy. Tokony mahay miaina ny miaramila fa tsy manao toy ireny. Efa natolotra ny zandary izy ireo mba hatao fanadihadiana ka tsy mandray azy ireo intsony ny tafika malagasy » : io no fanambarana nataon’ny Etamazaoro.

Marihina fa misy mbola manao fanompoam-pirenena ireto andian-tafika nesorina tamin’ny asany ireto ary ny sasany efa am-perinasa. Ankoatra izay dia noraisin’ny etamazaoro an-tanana kosa ny fitsaboana ireo roalahy sivily naratra voadaroka. Marihina fa naneho am-pilaminana ny fanoherana ny herisetra nataon'ireo miaramila ireo ihany koa ny mponin'Avaradoha io hariva io.

Nanohitra izao fihetsika fidarohana tsy ara-drariny natao ny mpiara monina amin’izy roalahy. Nilanja sora-bavénty ireto farany naneho ny hatezerany manoloana ilay fikasihan-tanana.

©️ Gazetiko

Address

Paris
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zava-Misy Marina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zava-Misy Marina:

Share