19/08/2026
Lamba landy natolotry ny manampanahy ahy ny hitondra teniny fianakavina, ka asampiko fa manaja ahy.🙏
Arabaina ianareo fa tanteraka tokoa ny natao. Mirary tokatrano sambatra, harahin-jaza lahy sy zaza vavy👏🙏🥰
Vodiondry sy Soratra 💍
& ❤️
Henikaja amam-boninahitra ny Ray aman-dReny sy ny fianakaviana🙏😘🥰
vonona hiara hiasa sy hanadratra ny maha malagasy hatrany , vonona ny hanafy haja sy hanome voninahitra 🙏🙏🙏