Villa privée ambohimangakely

Villa privée ambohimangakely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Villa privée ambohimangakely, Real Estate, Antananarivo, Antananarivo.

28/09/2025

~ Notre prestation SERVICE TRAITEUR en extérieur ~ ce dimanche 28 Septembre 2025

Merci pour votre confiance 💐 💌

✨ SAKAFOM-PIFALIANA ho FIOMBONANA ✨

🏫 Excellentia Park Ambohimanga 📸

29/08/2025

Reprise des réservations 👉 📱 : Prestation Salle avec Menu

📄 Pour Plus de renseignements, contactez-nous direct en MP ou 📞 034 17 668 77

📸 Petit extrait ~ Engagement 29.08.25 ~ ✨ ♥️

- Fankalazana ny faha-10 taona ny Club Madadeuchecar 🎈🎉 - Mahafinaritra foana ny tafaray sy mivondrona anaty fikambanana...
16/02/2025

- Fankalazana ny faha-10 taona ny Club Madadeuchecar 🎈🎉 -

Mahafinaritra foana ny tafaray sy mivondrona anaty fikambanana tahaka itony, mampifandray Ary afaka mifanampy , mifanome torohevitra , matanjaka ny sera sera sns.

Misaotra antsika rehetra 💐 Mahafinaritra ny fiarahana

➡️ Renseignements par mp ou 0341766877

02/02/2025

" Vodiondry & Soratra "

Mankasitraka anareo hatrany dia mirary soa indrindra hoan'izy roa kely 💐

26/01/2025

Extrait de notre prestation cette année 2025 📸

-  Prestation service traiteur en extérieur  Mankasitraka antsika rehetra hatrany 💐💐💐 🗞️ Misy Tolotra manokana omena ho ...
25/01/2025

- Prestation service traiteur en extérieur

Mankasitraka antsika rehetra hatrany 💐💐💐

🗞️ Misy Tolotra manokana omena ho antsika manao réservation salle avec menu amin'ity taona 2025 ity

Aza misalasala Maka fanazavana fanampiny amin'ny MP na 0341766877 📞

Miarahaba antsika rehetra nahatratra an'izao taona vaovao 2025 izao ✨🍾🥂 Mirary soa sy fahombiazana 💐 Aza adino fa mbola ...
01/01/2025

Miarahaba antsika rehetra nahatratra an'izao taona vaovao 2025 izao ✨🍾🥂

Mirary soa sy fahombiazana 💐 Aza adino fa mbola mitohy foana ny fandraisana lanonana ato amin'ny Villa privée ambohimangakely

Aza misalasala miantso ny ☎️ 0341766877 na mandefa message direct ato amin'ny pejy 📩

📌 Visite sur RENDEZ-VOUS uniquement

✨ Bonne et heureuse année à vous tous ✨

31/12/2024

" Extrait de nos mignardises sucrées - salées " 📸

Mirary soa indrindra an'i Stephane & Nancy - ho lamban'akoho 💐

Dernière Prestation  en extérieur pour cette année 2024 🌹 🗞️" Prestations cocktail sucré et salé Plus de 10 variétés" Mi...
30/12/2024

Dernière Prestation en extérieur pour cette année 2024 🌹 🗞️

" Prestations cocktail sucré et salé Plus de 10 variétés"

Misaotra antsika rehetra niantso anay nahazo fahasoavana tamin'iny taona 2024 iny . Maro dia maro ianareo 🙏 💐

Mitohy ny fifaliana sy ny fahasoavana 2025 ka aza misalasala miantso raha hanao location salle na prestation service traiteur

☎️ 0341766877 / MP direct

" Fa mpamonjy no teraka ho anareo anie ao an-tanànan'i Davida , Dia Kristy Tompo " .  Lioka 2:11Mirary Krismasy ho antsi...
25/12/2024

" Fa mpamonjy no teraka ho anareo anie ao an-tanànan'i Davida , Dia Kristy Tompo " . Lioka 2:11

Mirary Krismasy ho antsika rehetra 🎄🧑‍🎄✨

27/10/2024

" Raiso ny tanako Fa ianao no anjarako "

Vodiondry ce dimanche 27 octobre 2024 💍
Mirary soa anareo roa 💐

EFA hitanao ve ny anjaranao ? Ny toerana aty EFA misy miandry anareo 🤭

Contact : 0341766877 ☎️

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261341766877

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Villa privée ambohimangakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category