23/01/2023
Vao manomboka ny fahavaratra dia efa ohatran'izao ny haratsin'ny làlana eny Ampefiloha (Cité Be Moka ) eto @ Fokontany Ambaniala. Tena mampikaikaika ny vahoaka sy ny mpampiasa azy Ity làlana ity kanefa dia Làlana manamaivana ny fitohanan’ny fiara Ety @ faritra Itaosy raha hivoaka any @ ville.
Mitalaho mafy ny mponina mba hanamboarana ity làlana ity