17/06/2026
hair 🥰.
🎆Mitohy fona promotion tsika tena hoe promotion ry zareo ah tena tsara ity nefa sady mora tsy misahirana tsony manao ny volo SIPA Kely tsika reny hoavy ity ny fety 🎇.
☘️ Shampooing.
☘️Après shampooing.
☘️Masque .
☘️Gel .
🎊Condition tsika tsisy resaka bé tsony fa tonga de JP en commentaire na mp de mandefa ny numéro sy lieux anaterana azy ka nareo sisa endrasana afaka tonga de miantso nareo amin ity numéro ity hiany anefa.
☎️0382151130 na 0387013622 .