Iriantsoa Immo

Iriantsoa Immo Votre projet immobilier commence ici ! Partenaire de confiance à Madagascar.

Du terrain à la remise des clés🔑
🏡 Achat & Vente | 🏗️ Construction | 📋 Accompagnement administratif
Investissez avec une équipe qui connaît le marché malgache de l'intérieur.

🏡 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗥𝗔𝗛𝗔 𝗛𝗜𝗩𝗜𝗗𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗬⚠️ Alohan'ny hividianana ny tany dia ilaina ny manao fanamarinana tsara :🦶 1. J...
13/04/2026

🏡 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗥𝗔𝗛𝗔 𝗛𝗜𝗩𝗜𝗗𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗬
⚠️ Alohan'ny hividianana ny tany dia ilaina ny manao fanamarinana tsara :

🦶 1. Jereo mivantana ilay tany
👉 Mila mandeha mijery mivantana ianao.
👉 Jereo raha azo anorenana fotodrafitr'asa tsara ilay tany, raha misy herinaratra sy rano akaiky, ary raha mora hidiran'ny fiara ilay toerana.

🗣️ 2. Manontania ny manodidina
👉 Azonao atao ny manontany ny olona manodidina mba hahafantarana raha misy ady na olana ilay tany.

📋 3. Hamarino ny taratasy rehetra
👉 Jereo raha titré, borné na kadastré ilay tany.
👉 Angataho ny CSJ (Certificat de Situation Juridique) latsaky ny 3 volana.

📐 4. Hamarino tsara ny refin'ny tany
👉 Ampandrefeso amin'ny mpandrefy tany matihanina (géomètre expert) ilay tany.
👉 Izany no ahafantaranao mazava ny tena refin'ny tany ho vidianao.

🚨 Zava-dehibe :
👉 Betsaka ny olona very vola satria tsy manao fanamarinana mialoha.

💎 Fitsipika fototra :
👉 "Aza mividy tany raha tsy azonao antoka daholo ny zava-drehetra."

📩 Mila fanampiana amin'ny resaka fanamarinana na fikarakarana taratasin'ny tany ve ianao ?
👉 Alefaso aminay ny hafatra 📩

🏡 𝑽𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒑𝒓𝒐𝒋𝒆𝒕 𝒊𝒎𝒎𝒐𝒃𝒊𝒍𝒊𝒆𝒓 𝒄𝒐𝒎𝒎𝒆𝒏𝒄𝒆 𝒊𝒄𝒊 ! 𝑩𝒊𝒆𝒏𝒗𝒆𝒏𝒖𝒆 𝒄𝒉𝒆𝒛 𝑰𝒓𝒊𝒂𝒏𝒕𝒔𝒐𝒂 𝑰𝒎𝒎𝒐.🇲🇬 Votre guide de confiance pour l’immobilier à M...
12/04/2026

🏡 𝑽𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒑𝒓𝒐𝒋𝒆𝒕 𝒊𝒎𝒎𝒐𝒃𝒊𝒍𝒊𝒆𝒓 𝒄𝒐𝒎𝒎𝒆𝒏𝒄𝒆 𝒊𝒄𝒊 ! 𝑩𝒊𝒆𝒏𝒗𝒆𝒏𝒖𝒆 𝒄𝒉𝒆𝒛 𝑰𝒓𝒊𝒂𝒏𝒕𝒔𝒐𝒂 𝑰𝒎𝒎𝒐.
🇲🇬 Votre guide de confiance pour l’immobilier à Madagascar.
🎯 Notre mission : vous aider à mieux comprendre le marché immobilier, éviter les erreurs courantes et faire des choix plus intelligents lors de vos achats de terrains et de maisons.
🧠Sur cette page, vous trouverez :
📍 Conseils d'experts pour acheter en toute sécurité.
💡 Astuces & bonnes pratiques pour bien choisir.
📈 Tendances & opportunités du marché immobilier.
✨ Iriantsoa Immo : Transformez vos décisions en investissements d'avenir.
👇 Abonnez-vous pour sécuriser votre patrimoine et investir avec sérénité !

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iriantsoa Immo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share