Mpandrafitra HAZO soavina atsimondrano.

Mpandrafitra HAZO soavina atsimondrano. Ouvrages bois

Penderie en bois.Ho avy izao ny fety mila zavatra tsara sy milamina isika ao atrano ao.Ity ary ny vahaolana e! 😁🇲🇬Pender...
09/12/2025

Penderie en bois.
Ho avy izao ny fety mila zavatra tsara sy milamina isika ao atrano ao.
Ity ary ny vahaolana e! 😁🇲🇬
Penderie en bois : 250 000 Ar fotsiny
Dimension : l:110cm P:37cm H :165cm.
Contact : 034 83 201 65
Lieu : Soavina atsimondrano.
N B : Manao livraison izahay,mandefa faritra ihany koa.

Faly miarahaba tompoko. 😁Ho anao mila étagères tsara sy mafy, vita Malagasy 100%🇲🇬👍Vokatra azo antoka.Lieu : Soavina ats...
07/11/2025

Faly miarahaba tompoko. 😁
Ho anao mila étagères tsara sy mafy, vita Malagasy 100%🇲🇬👍Vokatra azo antoka.
Lieu : Soavina atsimondrano.
Contact : 0348320165 , 0321497777.
👉Jereo eo amin'ny sary ary ny modèle sy ny vidiny mety aminao tompoko. 👍

👉Tsara ary tena mafy 💪foana ny étagères ato amintsika. 👍Aza misalasala miantso na manantona anay tompoko.Fidio ary izay ...
10/07/2025

👉Tsara ary tena mafy 💪foana ny étagères ato amintsika. 👍
Aza misalasala miantso na manantona anay tompoko.
Fidio ary izay mety aminao.
Lieu : Mpandrafitra HAZO soavina atsimondrano. (Tanjombato).
🚴Manao livraison izahay, mandefa faritra ihany koa.

Étagères en bois.Ho anao mila zavatra tsara sy mafy, mety aminao ity.👉Vita Malagasy 100% 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬Lieu : Soavina atsimond...
18/06/2025

Étagères en bois.
Ho anao mila zavatra tsara sy mafy, mety aminao ity.
👉Vita Malagasy 100% 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Lieu : Soavina atsimondrano.
Efa io ambany io contact sy prix tompoko. 😁😁😁
🚴Manao livraison izahay, mandefa faritra ihany koa.

Salama daholo tompoko😁🙋‍♂️🤝Mila Zavatra tsara sy mateza vita amin'ny hazo voakarakara tsara  ve ianao?Ireto étagères vok...
10/05/2025

Salama daholo tompoko😁🙋‍♂️🤝
Mila Zavatra tsara sy mateza vita amin'ny hazo voakarakara tsara ve ianao?
Ireto étagères vokarinay ireto tompoko dia azo antoka tanteraka na kalitao na ny hamafiny
👉Koa aza misalasala ary miantso, na manantona mivantana aty aminay fa ho afa-po tokoa ianao.
Contact : 034 83 201 65.
👉🚴MANAO LIVRAISON IZAHAY, MANDEFA FARITRA IHANY KOA.
Démontables daholo ireo tompoko.

Miarahaba tompoko.🤝😊👉Mila étagères mafy sy matanjaka ve ianao?Dispo de suite ity article iray ity tompoko, ny kalitao te...
17/04/2025

Miarahaba tompoko.🤝😊
👉Mila étagères mafy sy matanjaka ve ianao?
Dispo de suite ity article iray ity tompoko, ny kalitao tena tsara.👍
Prix :120 000 Ar.
Contact : 034 83 201 65 na 032 14 977 77.
🚴Manao livraison izahay, mandefa faritra ihany koa.

Miarahaba tompoko.Hafa ihany ny Zavatra tsara sy azo antoka.Maro be isika no sahirana mitady étagères mafy sy tsara.👉Aza...
11/04/2025

Miarahaba tompoko.
Hafa ihany ny Zavatra tsara sy azo antoka.
Maro be isika no sahirana mitady étagères mafy sy tsara.
👉Aza atao mandalo fotsiny no ahitanao an'ireto vokatra ato aminay ireto raha te hanana Zavatra tsara ianao.
👉Étagères mafy sy azo antoka tsy mora Simba amin'ny vidiny mora.
👉Efa ireo amin'ny sary ireo ny vidiny.👍
Lieu : Soavina atsimondrano.
Contact : 0348320165 , 0321497777.
🚲Manao livraison izahay, mandefa faritra ihany koa.

Miarahaba tompoko.🙋‍♂️🤝👉Ny mafy sy mateza ary tsara kalitao hatrany no omenay anareo🥰.Dispo de suite daholo ny étagères ...
24/03/2025

Miarahaba tompoko.🙋‍♂️🤝
👉Ny mafy sy mateza ary tsara kalitao hatrany no omenay anareo🥰.
Dispo de suite daholo ny étagères ato amintsika,vita amin'ny hazo.koa aza misalasala miantso tompoko.
Contact : 034 83 201 65, 032 14 977 77 na Mp.
🚴Manao livraison izahay, mandefa faritra ihany koa.

Mbola hafa ihany ny vita Magasy a!Sady amin'ilay originale be ity fa tsy pirate.😁Dispo de suite ny étagères ho antsika m...
08/02/2025

Mbola hafa ihany ny vita Magasy a!Sady amin'ilay originale be ity fa tsy pirate.😁

Dispo de suite ny étagères ho antsika mbola tsy nahazo.
Dimension: L:85cm l:30cm H:170cm.
Prix : 170000 ar.
Contact : 034 83 201 65 na MP
🚴manao livraison izahay m, mandefa faritra ihany koa.

Étagères Penderie tsara kalitao.Dimension : L:110cm l:37cm H:165cm.Prix : 250 000 Ar.Contact : 034 83 201 65 , 032 14 97...
12/12/2024

Étagères Penderie tsara kalitao.
Dimension : L:110cm l:37cm H:165cm.
Prix : 250 000 Ar.
Contact : 034 83 201 65 , 032 14 977 77 na MP.
Lieu : Mpandrafitra HAZO soavina atsimondrano.
Manao livraison izahay,mandefa faritra ihany koa.

06/12/2024
Salama daholo e!😁Tena tsara bé ry reto ity modèle ity a!Jereo fa afaka personnaliséna tsara ilay couleur.😱Penderie mahaz...
06/12/2024

Salama daholo e!😁
Tena tsara bé ry reto ity modèle ity a!
Jereo fa afaka personnaliséna tsara ilay couleur.😱
Penderie mahazaka Entana tsara.
Dimension: l:110cm P:37cm H:165cm.
Prix : 250000 ar.
Contact : 034 83 201 65, 032 14 977 77.
🚚Manao livraison izahay dia mandefa faritra ihany koa.

Address

Lot SIV 33 Analapanga Soavina
Antananarivo
TANA102

Telephone

+261348320165

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpandrafitra HAZO soavina atsimondrano. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mpandrafitra HAZO soavina atsimondrano.:

Share

Category