28/03/2026
🏡✨ TRANO TSARA AMIDY – EFA NAHENA BE NY VIDINY! ✨🏡
TONGA DIA MIPETRAKA NA IZAY METY TOMPOKO
Ity no opportunité tsara tsy tokony ho disoinao!
📍 Toerana: Antsahakely Marobiby – Itaosy
🌿 Ao anaty toerana mangina, milamina ary azo antoka,
🚗 azo idirana fiara hatreo amin’ny vavahady.
📐 Superficie: 3 ares 31
📄 Titré sy Borné
✍️ Olona tokana no manao sonia (sécurité amin’ny achat)
🏠 Fizaran-trano:
🔹 Rihana ambony:
• 3 Chambres coucher
• 1 Chambre misy fivoahana mivantana mankany amin’ny terrasse
🔹 Rez-de-chaussée:
• Living lehibe sy malalaka
• 1 Chambre
• 🍽 Cuisine
• 🚿 Do**he + Toilette
🚘 Garage misy
💡 Rano sy Jiro JIRAMA efa misy
💰 VIDINY: 130 Millions Ariary (Mbola azo ifanarahana)
📌 Droit de visite: 10.000 Ar
📞 Contact:
034 68 297 68
032 90 283 12
💬 WhatsApp: +261 34 68 297 68
⚡ Trano tsara toerana, vidiny efa nihena — aza tara fa mety ho lasan’olona haingana!