ACJ IMMO

ACJ IMMO Agence immobilière, Conseils Juridiques, Construction

☝Mitady tany/trano ho vidiana ve ianao na manana tany/trano amidy ?Aza misalasala manantona anay fa hahazo fahafaham-po ...
04/10/2023

☝Mitady tany/trano ho vidiana ve ianao na manana tany/trano amidy ?
Aza misalasala manantona anay fa hahazo fahafaham-po ianao.

☝Manana olana ve ianao amin'ny resaka fananan-tany ? na olana hafa ilàna torohevitra araky ny lalàna ?
Izahay dia afaka manome torohevitra anao ( Torohevitra momban'ny fananan-tany, raharaham-pianakaviana, sns ) ary manampy anao amin'ny famahana izany olana izany.

☝Misy taratasy tokony karakarainao anefa tsy manam-potoana ianao ?
Ankino aminay izany fa ho afa-pahasahiranana ianao.
Ohatra : - Maka taratasy fanamarinana fananan-tany ( Certificat de situation et d'immatriculation juridique), plans, autorisation de transaction, sns.
- Mikarakara famindram-pananana eny amin'ny sampan-draharahan'ny fananan-tany ( Famindram-pananana avy amin'ny fizaram-pananana, fifampivarotana, fanolorana, fandovana, sns. )

☝ Maniry ny hanorina trano ve ianao ?
Afaka manampy anao izahay manomboka amin'ny fanaovana plan ka hatramin'ny fanorenana ny trano.
-------------------------------------------------------------------------
☝ Vous voulez faire une acquisition d'un terrain ou mettre en vente votre terrain ?
Contactez-nous.

☝ Vous avez des problèmes d'ordre foncier, familial, etc, et il vous faut des conseils juridiques ?
Contactez-nous.

☝ Vous devez récupérer des pièces administratives, régulariser votre mutation par vente, par partage, par donation ou par succession au niveaux des services des domaines mais vous n'avez pas le temps ?
Contactez-nous, confiez-nous cela et retournez à vos occupations.

☝ Vous voulez construire un immeuble ?
Contactez-nous pour l'élaboration du plan jusqu'à la finition de votre immeuble.

Address

Boutique Gigatel, Enceinte SUPER U Talatamaty, Lot FSI 5 Ter Soamananety Ambohidratrimo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ACJ IMMO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share