16/09/2024
TRANO MEUBLĂE AHOFA MORA
-> 900 000 Ar / mois
-> 40 000 Ar / jour (10 jours minimum)
- Quartier aminÂŽny centre ville sady sĂ©curisĂ©e no akaiky arrĂȘt Bus (Marohoho-Antsimbazaza)
- Charges toutes comprises / TSY mandoa (Jiro, rano, abonnement canal+, Wifi)
- Une chambre misy fandriana 2 places
- Salon misy canapé 2 places miaraka aminŽny télé sy Canal
- Cuisine misy fatana induction sy rice cooker ary Fitaovana complet
- Table Ă manger pour 6 personnes miaraka aminÂŽny Frigo
- WC sy do**he
- Misy Wifi
- Tsy afaka fiara fa misy toerana azo ametrahana fiara eo akaiky eo.
- Tompony mivantana
- TSY misy caution
- TSY misy panera
- Visite 10 000 Ar, averina raha toa ka ofainao ilay trano.
Raha mila fanazavana fanampiny MP na antsoy ny 034 72 616 35 / 032 53 819 48