03/11/2025
Manomboka izao, aza mety ho voasoloky intsony!
Géomètre expert irery iany no afaka midina eny antsaha(descente sur terrain)manao n'y asa fandrefesan'tany.mpisoloky n'y akoatry Zay ka voarara n'y lalana.
Aza misalasala manantona géomètre expert fa amaha n'y olona momba n'y fanan'tany no andraikiny araky Ny efa nanaovany fianianany Teo anatrehany fitsarana s'y n'y vahoaka👍