LACLE IMMO

LACLE IMMO 💚❤️TOMPOTRANO VE IANAO,MANANA TRANO AMPANOFAINA? SA MITADY TRANO HOFAINA ? MANDEFA MP NA 034 56 479 59 NA MP 📩

🟥 APETRAKA ETO AMIN IZAO TRANGA HAFAHAFA AMINY RESAKA FAHAVEREZAN-JAZA SY ANKIZY IZAO. LAHARANA MAITSO 147✅ 🟨 MIRARY SOA...
05/07/2026

🟥 APETRAKA ETO AMIN IZAO TRANGA HAFAHAFA AMINY RESAKA FAHAVEREZAN-JAZA SY ANKIZY IZAO.
LAHARANA MAITSO 147✅
🟨 MIRARY SOA IREO ANKIZY REHETRA MANERANA NY NOSY AMIN FANADINANA MANOMBOKA RAMPITSO. AZA ADINO NY CONVOCATION NY CARTE D IDENTITE SCOLAIRE . ARY MIRARY SOA BE DIA BE .
🟧 MILA MITANDRINA ISIKA RAY AMAN-DRENY AMIN IREO ZANANTSIKA FA NY RATSY TSY KELY LALANA.
MAHERESZA DAHOLO TOMPOKO

LACLE IMMO

🟩 AZA TARA ARY FA INDRO NY TANY SYVTRANO AHOFA SY AMIDY ATO 🔐♥️🟨 Kitio ny rohy eo ambany amin izay mety mahaliana anao 👇...
03/07/2026

🟩 AZA TARA ARY FA INDRO NY TANY SYVTRANO AHOFA SY AMIDY ATO 🔐♥️
🟨 Kitio ny rohy eo ambany amin izay mety mahaliana anao 👇🏻
✅ Ref : tany amidy Antsirabe cité Melia 👇🏻
https://www.facebook.com/61555277206667/posts/122305517558175906/?app=fbl
✅ Ref : TRANO ÉTAGE 67HA NORD À VENTRE 👇🏻
https://www.facebook.com/61555277206667/posts/122306021108175906/?app=fbl
✅ Ref : TANY MIARAKA AMINY TRANO TELO (3) ALAROBIA AMBONILOHA AMIDY 👇🏻
https://www.facebook.com/61555277206667/posts/122306044094175906/?app=fbl
✅ Ref : APPARTEMRNT À ETAGES six (6) STUDIOS DISPONIBLE MAHABO ANDOARANOFOTSY ( idéal ho an' ny mpianatra) na Petite famille👇🏻
https://www.facebook.com/61555277206667/posts/122306294606175906/?app=fbl
✅ Ref : TRANO AMIDY AMORON' NY RN4 ANKAZOBE 👇🏻
https://www.facebook.com/61555277206667/posts/122306301800175906/?app=fbl
✅ Ref : 🏢✨ À LOUER – AMBOHIBAO ANTEHIROKA
LOCAL PROFESSIONNEL + MAISON D'HABITATION 👇🏻
https://www.facebook.com/61555277206667/posts/122306304878175906/?app=fbl
✅ REF : TANY SY TRANO AMIDY ANDRANOVELONA (EAU VIVE) AU BORD DE LA ROUTE PRINCIPALE RN4 👇🏻
https://www.facebook.com/profile.php?id=61555277206667
✅ REF: TRANO AHOFA AMPANDRANA BEL' AIR BORD DE ROUTE PRINCIPALE 👇🏻
https://www.facebook.com/61555277206667/posts/122306489486175906/?app=fbl
🟥 Raha misy mahaliana anao ny tolotra dia manasa anao hiditra message privé (mp) 📩 na Whatsapp : 0345647959 ☎️
🏠
🔑

🟥 REF:   TRANO AHOFA AMPANDRANA BEL' AIR BORD DE ROUTE PRINCIPALE 🏠🔑🟨 Trano ahofa Ampandrana Bel' air bord de route prin...
02/07/2026

🟥 REF: TRANO AHOFA AMPANDRANA BEL' AIR BORD DE ROUTE PRINCIPALE 🏠🔑
🟨 Trano ahofa Ampandrana Bel' air bord de route principale .
✅ 1 liviving spacieux
✅ 3 chambres à coucher
✅ Do**he WC. Interieur
✅ 3ëme étages azo anaovana activité
✅ Bord decroute principale ny appartement 🏠
🟧 Loyer 3 millions d' ariary, Commission d' agence 50%, droit de visite 10.000ar 🔐
🟩 Raha mety aminao ny trano dia mandefasa message privé 📩 na whatsapp 0345647959 ☎️


🟥 REF :   TANY SY TRANO AMIDY ANDRANOVELONA (EAU VIVE) AU BORD DE LA ROUTE PRINCIPALE RN4 🏠🎉♥️🥳✅Tany Mirefy : 1Ha 20 na ...
02/07/2026

🟥 REF : TANY SY TRANO AMIDY ANDRANOVELONA (EAU VIVE) AU BORD DE LA ROUTE PRINCIPALE RN4 🏠🎉♥️🥳

✅Tany Mirefy : 1Ha 20 na 12. 000 m2.
✅Trano 03 no efa miorina.
01 : Trano lehibe : Restaurant ny ambany (efa nisokatra 7 Mois) ary chambres hotels 06 chambres ny ambony ( mbola grosses œuvres)
02: Trano mpiasa (3 pièces )
03 : Trano gardien ( 02 pièces)
04 : Wc sy do**he ( 02) confort.
✅ Efa misy Jiro sy Rano (Panneau solaire daholo)
✅ Misy lavandrano (03)

🟨 Toerana : Andranovelona Eau Vive Rn4 au bord de la route principale.

🟧 Prix : 50.000Ar m2 à débattre kely ✅ efa ao anatiny daholo ireo rehetra ireo. 600.000.000 d' ariary. Droit de visite 20.000ar 🔐

🟦 Papier : Titré et Borné . Papier bien en regle 🎉

🟩 N. B :Projet saika nataony tompony teo : Piscine bungalow hôtel Park sns... Espace. fa hifindra hipetraka any ivelany ka amidy
Cause de départ 🤗.

🟫 Raha mahaliana anao ary dia manasa anao hiditra message privé 📩 na hiantso via whatsapp 0345647959☎️

🟥 Ref :   🏢✨ À LOUER – AMBOHIBAO ANTEHIROKALOCAL PROFESSIONNEL + MAISON D'HABITATION 🔑Vous recherchez un espace idéal po...
01/07/2026

🟥 Ref : 🏢✨ À LOUER – AMBOHIBAO ANTEHIROKA
LOCAL PROFESSIONNEL + MAISON D'HABITATION 🔑

Vous recherchez un espace idéal pour développer votre activité tout en habitant sur place ? Découvrez cette opportunité !

🏢 Local professionnel ✅ Grande salle de 110 m² ✅ Bien ventilée ✅ Sanitaires extérieurs

🏠 Maison d'habitation à étage ✅ Cuisine ✅ Salle d'eau ✅ Rez-de-chaussée : 7 × 5 m ✅ Étage : 6 × 5 m

🌟 Les atouts du bien : ✔️ Bord de route pavée (accès facile) ✔️ Cour / Parking privé ✔️ Site entièrement clôturé ✔️ Environnement sécurisé ✔️ Idéal pour bureaux, commerce, entrepôt ou toute activité professionnelle

💰 Loyer : 3 500 000 Ar / mois

📌 Droit de visite : 10 000 Ar 📌 Commission d'agence : 50 % du premier loyer 📅 Visites uniquement sur rendez-vous

📩 Contactez-nous en message privé ou sur WhatsApp : 034 56 479 59

🟥 Ref :   TRANO AMIDY AMORON' NY RN4 ANKAZOBE 🤗✅ Toerana tena stratejika, latsaky ny 2 km miala an'Ankazobe mankany Maha...
01/07/2026

🟥 Ref : TRANO AMIDY AMORON' NY RN4 ANKAZOBE 🤗
✅ Toerana tena stratejika, latsaky ny 2 km miala an'Ankazobe mankany Mahajanga, amoron-dalana RN4.
✅ Mety tsara ho:
Toeram-pisakafoanana (efa nampiasaina tamin'izany)
Épicerie na magasin
Hôtel kely na chambre d'hôtes
Trano fonenana sy fandraharahana miaraka
✅ Refin-tany :
Andrefana : 16,78 m
Atsinanana : 13,30 m
Avaratra : 16,80 m
Atsimo : 15 m
🟨 Fizarana ny trano :
✅ Rihana ambany
Grande salle : 5,60 m × 3,80 m
Épicerie kely : 3 m²
Cuisine : 4 m × 2 m
Chambre : 2,50 m × 1,50 m
✅ Rihana ambony
Grande salle : 5,60 m × 3,80 m
Grande salle : 6 m × 3,70 m
Chambre : 3 m × 2,30 m
🟦 Prix 35.200.000 d' ariary Droit de visite 20.000ar
🟩 Taratasy en regle tsara
🟧 Raha mahaliana anao ary dia manasa anao hiditra message privé 📩 na whatsapp 0345647959 ☎️

🟥 Ref :   APPARTEMRNT À ETAGES six (6) STUDIOS DISPONIBLE MAHABO ANDOARANOFOTSY ( idéal ho an' ny mpianatra) na Petite f...
01/07/2026

🟥 Ref : APPARTEMRNT À ETAGES six (6) STUDIOS DISPONIBLE MAHABO ANDOARANOFOTSY ( idéal ho an' ny mpianatra) na Petite famille)🥳
✅ 6 chambres dispo. Ny 3 à l' étage ny 3 ambany rihana
✅ Olona iray isaky ny chambre. Na famille kelikely iray ambany dia iray à l' étage
✅ Cuisine, do**he, wc hitambarana eo aminy couloir
✅ Eau et electricité comprise. Saingy tsy mahazo mampiasa induction na résistance.
✅ Accessible fiara sy Moto. Saingy ny Moto ihany no afaka mipetraka ao .
✅ Loyer 250.000ar isaky ny efitra
✅ Caution 1 mois du loyer
✅ Droit de visite 10.000ar
✅ Commission 50%
🟨 Raha mahalianao ary dia manasa anao hiditra message privé 📩 na hiantso whatsapp : 0345647959
🟩 Nb: ny chambre sasany efa misy fandrina 🙂 visite sur rdv .

LACLE IMMO  🟥 ZARAINA AMINAO  OMBAY MITADY
01/07/2026

LACLE IMMO 🟥 ZARAINA AMINAO OMBAY MITADY

🔥❗️OMBAY MITADY ILAZANA IZAY MAHITA NA MAHAFANTATRA AN'I RATOLOJANAHARY FANOMEZANTSOA LANJA NIAINA 14 TAONA❗️🔥

📌 MIAKANJO ROBE MANGA SY VESTE ARY KAPA FA TSY HITA NANOMBOKA NY ZOMA 26 JONA 2026 KOA IANGAVIANA IZAY MAHITA NA MAFANTATRA AZY MBA HAMPANDRE NY MANAMPAHEFANA AKAIKY AZY NA HIANTSO NY LAHARAΝΑ : 034 31 558 26 / 033 67 703 28 / 034 62 525 53

Mangataka fizarana ny fianakaviana tompoko 🙏

🟥 Ref :   TANY MIARAKA AMINY TRANO TELO (3) ALAROBIA AMBONILOHA AMIDY 🟨 Terrain 324m², avec trois  (3) maisons ✅Grande m...
30/06/2026

🟥 Ref : TANY MIARAKA AMINY TRANO TELO (3) ALAROBIA AMBONILOHA AMIDY
🟨 Terrain 324m², avec trois (3) maisons

✅Grande maison 4 Chambres à l'étage + wc et do**he, rdc WC, do**he, buanderie, cuisine

✅Duplex 1 pièce à l'étage+ wc, do**he, 1 pièce en bas + cuisine

✅2em duplex, 2 pièce a l'étage, grande salle, wc et do**he, cuisine

✅Garage 1 voiture, dépendance, parking 3 voitures

✅Total terrain 324m²
Surface bâti 100 a 145m² environ pour les 3
Titré et borné

🟦 Prix 1 Milliard 540 Millons d' ariary, Droit de visite 20.000ar
🟩 Raha mahaliana anao ary dia midira avy hatrany message privé 📩 na miantso ny laharana whatsapp 0345647959 ☎️✅🥳

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261345647959

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LACLE IMMO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to LACLE IMMO:

Shortcuts

Share

Category