Varotra Tany sy Trano Fotsiny

Varotra Tany sy Trano Fotsiny Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Varotra Tany sy Trano Fotsiny, Commercial property agent, Itaosy, Antananarivo.

🏠✨ TRANO AMIDY – AMBERIVATRY ITAOSY ✨🏠💰 Vidiny : 230.000.000 FMG Miresaka mivantana amin Tompony 🙏📍 Toerana : Amberivatr...
24/11/2025

🏠✨ TRANO AMIDY – AMBERIVATRY ITAOSY ✨🏠

💰 Vidiny : 230.000.000 FMG Miresaka mivantana amin Tompony 🙏

📍 Toerana : Amberivatry – Itaosy

🛏️ Efitra 3
🍽️ Cuisine
🚿 WC sy Do**he anatiny

💡 Misy jiro
🚰 Misy rano lavadrano
🏍️ Tafiditra tsara ny moto (tsy tongan’ny fiara)

📄 Taratasy complet – ara-dalàna tsara

👀 Droit de visite : 10.000 Ar

📞 Contact WhatsApp :
📱 033 71 303 19
📱 038 76 798 65
📱 037 51 213 68
📱 038 47 093 82

🙏👉Misy tany amidy, Ankaraobato aikaikin ny Commune accè voiture premiere plan pave👉380 m2 sy 400 m2 👉190 000 ar ny m2🙏 p...
07/11/2025

🙏👉Misy tany amidy, Ankaraobato aikaikin ny Commune accè voiture premiere plan pave

👉380 m2 sy 400 m2
👉190 000 ar ny m2
🙏 papier aradalana ( Boky ,Cadastre Sy Le plan)no ao amin tompony,Izy tompony anakiray iany no manao ny Sonia 🙏

Droit de visite 10 000 ar
Whatsapp 0337130319
0387679865
0384709382
0375121368

Trano mitokana tanteraka ahofa tsy tonga any ambodifasika itaosy 1 000 000 ar + caoution Droit de visite 10 000 ar Commi...
21/10/2025

Trano mitokana tanteraka ahofa tsy tonga any ambodifasika itaosy
1 000 000 ar + caoution
Droit de visite 10 000 ar
Commission 50 %
Whatsapp 0338130319
0387679865

Bar fond de commerce 67ha🎤🍻 BARA KARAOKÉ AMIDY – 67Ha 📍 Amoron-dalana lehibe (bord de route)💰 Vidiny: 32millions Ar – Al...
15/10/2025

Bar fond de commerce 67ha🎤🍻 BARA KARAOKÉ AMIDY – 67Ha 📍 Amoron-dalana lehibe (bord de route)

💰 Vidiny: 32millions Ar – Alefa miaraka amin fond de commerce sy licence

🏠 Efitra lehibe efa misy WC & do**he 🚿 Rano mivoaka isan’andro 📍 Toerana stratejika – 67Ha
🔑 Hofatsena: 1 000 000 Ar / volana

✅ Vonona hiasa avy hatrany
✅ Mety ho an'izay te hanohy activité mivantana

efitra 1lehibe,WC do**he,
Loyer1million ar,mis colocataire extérieur manofa 300.000ar
Zan we latsak le 1million ar n alohanao
frigidaire congélateur, siège4,8,6isakiny table
table 13,
télé écran plat, boisson mbola mis
Lieu67 ha
Droit de visite 10.000ar
Commission an hofatsena 50%
Whatsapp 0337130319
0387679865
0384709382
0375121368

TSENA AHOFA🔥 ANOSIZATO andrefana ambany maso✅Grande salle lava2 be, afaka separéna✅Misy jiro, rano pompe, wc sy dch publ...
15/10/2025

TSENA AHOFA

🔥 ANOSIZATO andrefana ambany maso
✅Grande salle lava2 be, afaka separéna
✅Misy jiro, rano pompe, wc sy dch public

🤑Loyer 750 000ar💰
Tsy mety sakafo sy bara satria efitra ray malalaka be tsy misy lakozia

⛔Tsy mety bar sy gargotte ⛔
Visite 10 000ar
Commission 50%
Whatsapp 0337130319
0387679865
0384709382
0375121368 Mme Jael

🌿🏡 TANY SY MAISON BASSE AMIDY – AMBOROPOTSY TALATAMATY 🏡🌿 1 milliard 200million fmg 👉Fix ny prix tompoko .Fa afaka atao ...
14/10/2025

🌿🏡 TANY SY MAISON BASSE AMIDY – AMBOROPOTSY TALATAMATY 🏡🌿 1 milliard 200million fmg 👉Fix ny prix tompoko .Fa afaka atao 2 tranche 🙏

✨ Surface : 1213 m² – Titré & Borné
🏠 Maison basse 28m² : 1 living + 1 chambre + cuisine ouverte
💧 Misy Jiro sy Rano + Lavadrano
🚗 Accès voiture tsara (fa somary mitsofoka kely)
🚚 Camion lehibe ihany no tsy afaka miditra
🔒 Clôturé tamboho
📄 Papier madio – misoratra amin’olona iray

📍 3 min miala amin’ny route principale Talatamaty
🌳 Tanana malalaka afaka anaovana école, garage, espace commercial, na activité hafa
🏗️ Prêt à bâtir

💰 Prix : très intéressant !
🎯 Droit de visite : 10 000 Ar

📞 Contact / WhatsApp :
📱 033 713 0319
📱 038 767 9865
📱 037 512 1368
📱 038 470 9382

BAR KARAOKÉ🎼🎼Espace privé               🍾🍾Toerana efa folaka🍻🍻Reo trano salet reo 👉🏻Lieu : ampitatafika (loharanombato) ...
14/10/2025

BAR KARAOKÉ🎼🎼
Espace privé
🍾🍾Toerana efa folaka🍻🍻
Reo trano salet reo

👉🏻Lieu : ampitatafika (loharanombato)
👉🏻Parking pour 5-6 voitures 🏍🚗🚘🚐
👉🏻Efa misy coin grillade sy comptoir bar
Mis efitra 1 afaka ipetrahana

Loyer : 700.000ar/
Toerana milamina tsara ho anizay tia milamina sy mitokatokana

Commision :50%
Droit de visite :10.000ar
0384709382
0375121368
0384709382

🏢 TRANO AHOFA – ANOSIMASINA ITAOSY 🏡👉 Afaka atao : Bureau / Salle de formation / Call center💰 Loyer : 1 200 000 Ar / moi...
11/10/2025

🏢 TRANO AHOFA – ANOSIMASINA ITAOSY 🏡
👉 Afaka atao : Bureau / Salle de formation / Call center

💰 Loyer : 1 200 000 Ar / mois
💵 Caution : 1 200 000 Ar (Afaka zaraina ny fandoavana)

🏠 Toerana : Amorondalana Bdr principale
📍 1er & 2ème étages (tsy misaraka)

🔹 1er étage :
🛏️ 2 chambres
🌅 Terrasse

🔹 2ème étage :
🏛️ Grande salle
🚿 Do**he & 🚻 WC à l’intérieur
🍳 Cuisine américaine
🌄 Vue panoramique

💡 Misy jiro sy rano 💧

📌 Droit de visite : 10 000 Ar
💼 Commission : 50%

📱 Whatsapp :
📞 033 713 0319
📞 038 767 9865
📞 037 512 1368
📞 038 470 9382

🏠 TRANO AHOFA – KININA BE ITAOSY CITE 🏠Mety tsara ho bureaux 💼 na salle de formation 🎓📍 Toerana stratejika — bord pave, ...
10/10/2025

🏠 TRANO AHOFA – KININA BE ITAOSY CITE 🏠
Mety tsara ho bureaux 💼 na salle de formation 🎓
📍 Toerana stratejika — bord pave, mahatazana arrêt bus

🔹 Loyer : 280 000 Ar (tsy misy caution)
🔹 Ambonirihana
🔹 1 grande living + 1 chambre (carreau daholo)
🔹 Cuisine & do**he anatiny 🚿
🔹 WC ivelany 🚻
🔹 Rano mampatsaka 💧
🔹 Afaka hodina alina satria akaiky arrêt bus 🌙

👉Ambany tsena 500 000 ar afaka ipetrahana

🔹 Droit de visite : 5 000 Ar
🔹 Commission : 50%

📞 Contact Mme Jael
📱 033 713 0319
📱 038 767 9865
📱 037 512 1368
📱 038 470 9382 Tonga de miantso tompoko

---🌿 🟢 TANY AMIDY – ANDRAMAHAVOLA ITAOSY 🏡📍 Toerana somary mitsofoka fa tsy manototra✅ Tonga dia azo anorenana avy hatra...
09/10/2025

---

🌿 🟢 TANY AMIDY – ANDRAMAHAVOLA ITAOSY 🏡

📍 Toerana somary mitsofoka fa tsy manototra
✅ Tonga dia azo anorenana avy hatrany
⚡ Eo akaikin’ny poteau JIRAMA
📏 Surface : 1 are 40
💰 Prix : 100.000.000 Fmg
📜 Taratasy ara-dalana tsara
🤝 Mpanera direct amin’ny tompony (tsy miampitapita)

📞 Contact / WhatsApp :
📲 033 713 0319
📲 038 767 9865
📲 037 512 1368
📲 038 470 9382

06/10/2025
Andoharanofotsy Trano amidy Maika efitra 8 Accee misy jiro sy ranoTaratasy Milamina tsara atao vente Notaire600 millions...
06/10/2025

Andoharanofotsy Trano amidy Maika efitra 8
Accee misy jiro sy rano
Taratasy Milamina tsara atao vente Notaire
600 millions fmg 400 m2
Ireo ny momba azy efitra valo
Efa misy jiro sy rano fa ny rano iaraha mahalala dia misy lava_drano eo atokotany mbola malalaka ny toktany
Acces voiture

Taratasy eny aminy Notaire fa raha tsy tiany ny vente Notaire dia afaka atao vente tsotra

Misy droit de visite
Whatsapp 0337130319
0387679865
0385121368
0384709382

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra Tany sy Trano Fotsiny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share