05/07/2026
🌍 Arovy ny harena voajanahary ananantsika !
Ny 28 jona tao Morondava, niara-nankalaza ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗜𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 (JME), ny a𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗸𝗮𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝗷𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗶𝗻𝗮 (JIB) ary ny a𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗶𝗮𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗵𝗮𝗻𝗴𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗶𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 (JMDS) isika.
🌿 Tamin’izany fotoana izany, Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny Kôlônely RANDRIANIRINA Michaël dia nanao fanambarana hentitra hoe:
« Ny Fanjakana Malagasy dia manolo-tena hanohana ireo fikambanana rehetra izay maniry hiady amin’ny fitrandrahana sy fanondranana tsy ara-dalàna ny harena voajanahary (biby sy zavamaniry). »
Miaraka amin’ny MEDD, amin’ny alalan’ny tetikasa Projet PA-CIWT Madagascar sy ny TSA Madagasikara izay mpiara-manatanteraka, dia miasa miaraka amin’ny Mponina eny Ifotony mba hiaro ireo karazana Zavamananaina tokana eto Madagasikara sy hanome velon-tena maharitra ho an’ny mponina.
🤝 Ataontsika ho reharehan’ny firenena ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny karazanjavamanaina!
📢 -dalanaNyZavamananaina -CIWT ’nyNatiora
🌍 Protégeons nos trésors naturels!
Le 28 juin à Morondava, nous avons célébré ensemble la Journée Internationale de la Biodiversité (JIB), de la Journée Mondiale de l’Environnement (JME) et de la Journée Mondiale de la Lutte contre la Désertification et la Sécheresse (JMDS).
🌿À cette occasion, Son Excellence Monsieur le Président de la Refondation de la République de Madagascar a pris un engagement fort :
« L’État Malagasy s’engage à soutenir toutes les organisations qui souhaitent lutter contre le trafic des espèces sauvages. »
Avec le MEDD, à travers le Projet PA-CIWT Madagascar et TSA Madagasikara, nous travaillons main dans la main avec les communautés pour préserver nos espèces uniques et offrir des moyens de subsistance durables.
🤝 Ensemble, faisons de la conservation une fierté nationale !
📢 -CIWT