ARKA CNC

ARKA CNC Cabinet de conseils, d'expertises et de contrôles techniques

12/07/2025

🔵 Ilaina ve ny isolation thermique eto Madagascar ?

⚠️ Toa tsy dia rarahintsika gasy izy io. Inona re no mety ho antony?

⚠️ Zavatra tokony fantariko alohan'ny hampanamboatra plan: raha tsy te ho very vola, fataro aloha ny alignement ⚠️Tokony...
11/07/2025

⚠️ Zavatra tokony fantariko alohan'ny hampanamboatra plan: raha tsy te ho very vola, fataro aloha ny alignement ⚠️
Tokony mangataka alignement aloha vao mampanamboatra plan

🚨 Efa averinay foana fa raha hanao trano manaraka lalàna ianao, mila mahafanatra ny alignement aloha🚨

Inona ary ny vokadratsy raha tsy manaraka izany, (sombiny ihany ireto)

❌ Mety hanana olana amin'ny mairie ianao : tsy hahazo permis de construire
❌ Very fotsiny ny vola nanaovana plan fa mbola redéfinir -na daholo ny mesure rehetra

✅ Tsy io taninao io dia azo anorenana daholo fa misy ny règlement tsimaintsy arahina

Ny zavatra tsapa anefa tamin'ny expérience professionnelle izay anana dia ela vao mivaly iny fangatahana alignement iny.

♻️ Solution : mila efa vita à l'avance ilay alignement dia accord sisa angatahana any amin'ny commune ohatra.

🧪 Ankino Aminay ny fanamboarana ny alignement ny taninao fa sady tsy lany vola be ianao, tsy lany fotoana satria vetivety dia hivoaka ary hanaraka fenitra ny tranonao (permis de construire assuré sady tsy ela)

Arka Cnc
__________________________________
Rénovation, réhabilitation, construction
Études architecturales, aménagement intérieur, aménagement extérieur
Contrôleur technique, design, consulting
Entretien, demande d'alignement, demande de permis de construire
Manao plan 2D, 3D

Contact:
___________________________
Mp Arka Cnc
034 18 538 03
032 17 194 53 (whatsapp)
[email protected]

https://whatsapp.com/channel/0029Vb6ILyx2v1ItcZEsPY0w

Ireo Erreurs 5 tsimaintsy ialana raha hanangana trano : Hoy ny fomba fiteny malagasy hoe, "Tsara raha naniry zaza ka ter...
10/07/2025

Ireo Erreurs 5 tsimaintsy ialana raha hanangana trano :

Hoy ny fomba fiteny malagasy hoe, "Tsara raha naniry zaza ka teradahy na naniry harena ka nahavita trano"
♻️Harena ny trano ka raha tinao haharitra dia ialao ireto erreur dimy ireto

1️⃣ Tsy manao etude de sol

Mety hitarika problème goavana amin'ny structure izy io indrindra raha tsy stabe ilay terrain ( argile oahatra, remblai non stabilisé,...)

2️⃣ Tsy maka technicien fa maçon ihany dia mahavita azy

Raha tsy misy encadrement professionnel, mety tsy hifanaraka amin'ny tranonao ny fondation na mety ho dangereux mihitsy aza , ny ferraillage poutre sy dalle dia tsy azo tomombanana. Ary ity no antony mahatonga ilay mur de soutènement mianjera ireny foana refa amin'ny vanimpotoanan'ny orana eto Antananarivo.

3️⃣ Fampiasana matériaux de mauvaise qualité

Misy fiatraikany ratsy amin'ny faharetan'ny fotodrafitrasa io : béton friabre, fers rouillés, brique tsy masaka tsara

4️⃣ Tsy fanana plan mazava sy tsy mifanaraka amin'ny norme
Mauvaise dimensionnement, ...

5️⃣ Mauvaise gestion de l'humidité

Olana sedrainay sy iantson'ny client anay foana ity : misy ascension d'eau, mando ny vatandrindrina, miofaka ny loko, mankarary.
Arka Cnc
__________________________________
Rénovation, réhabilitation, construction
Études architecturales, aménagement intérieur, aménagement extérieur
Contrôleur technique, design, consulting
Entretien, demande d'alignement, demande de permis de construire
Manao plan

Contact:
___________________________
Mp Arka Cnc
034 18 538 03
032 17 194 53 (whatsapp)
[email protected]

❌❗❗Mando amin'ny rindrina❗❗❌Maro no nangataka analyse sy solution dia ity ary♻️ Arateknika dia Inty no antsoin hoe Infil...
14/02/2025

❌❗❗Mando amin'ny rindrina❗❗❌

Maro no nangataka analyse sy solution dia ity ary

♻️ Arateknika dia Inty no antsoin hoe Infiltration d'eau par pression hydrostatique

✅ Raha anao analyse tsotsotra isika dia izao io olana io :

Inty hitantsika amin'ny sary dia endrika iray isehoanny « infiltration d'eau due à la pression hydrostatique » izay ateraky ny rano ao ambanin'ny tany ka mivoaka eo aminny mur ana sous-sol na vide sanitaire. Ny antony dia vokatry ny tsy fahaizana na tsy fitandremana ny ranonorana ary ny système de drainage k mahatonga fitangoronan'ny rano eo amin'ny fototra na fondation. Izany no isan'ny mahatonga ny fidiranny humidité sy trace n'ny rano amin'ny rindrin'ny trano anatiny sy ivelany.

✅ Ireo antony mahatonga azy io

♻️Antony mifandraika amin'ny conception na tsy fahaizana nandrafitra ilay asa
1️⃣Tsy misy na tsy fahatomombanana eo aminny « système de drainage »
2️⃣Tsy ampy ny étanchéité na simba eo aminilay étanchéité : lasa miditra aminny porosité ilay rano
3️⃣Tsy ampy firy na tsy mety ilay fomba nanaovana ilay pente-nilay tany : mahatonga fitangoronan'ny rano eo aminy fototrano
4️⃣Fampiasana matéiaux tsy mifanaraka aminny tokony ho izy : béton poreux na tsy fisianny adjuvant hydrofuge

♻️Antony mifandraika aminny environnement
1️⃣Ambony be ny haavonny nappe phréatique
2️⃣Orana avy foana sady be loatra ka mahatonga saturation de sol ary mahatonga augmentatio de lhumidité résiduelle
3️⃣Na mety hoe sol défavorable ihany koa : ohatra aminny zany ny tanimaga izay miazona rano

✅ Ireo vokatra miatraika aminny structure sy ny occupation du bâtiment

1️⃣Fahapotehanny béton syn y joints de maçonnerie.
2️⃣Lasa arafesina ilay armatures métalliques
3️⃣Fisianny « moisissures », fisianny bactéries ary mety mahatonga tsy fahasalamanireo olona monina ao aminilay trano.
4️⃣Miaraka aminny fotoana, ilay amandona lava aminny vatatrano dia mety hahavery ny resistance des matériau anny structure
5️⃣Fiatraikany aminny lafiny arabola : lafo kokoa raha tsy voamboatra aingana

✅ Ireo vahaolana azo raisina raha sendra olana tahaka ity

1️⃣Rah tsy ampy ny pente’n’ilay tny dia mila tokony farafahakeliny 2 pourcent ny pente
2️⃣Asina drain vertical manodidina ilay trano raha misy partie rindrina milentika ambanin’ny tany mba hiarovana azy tsy ho tonga any ami’ny vatantrano (ho jerena manokana iity resaka drain ity amin’ny fotoana hafa)
3️⃣Imperméabiliser-na ny vatandrindrina any anaty tany : asina membrane bituminous na enduit hydraofuge aminy
4️⃣Raha ahitana fitrearana dia tsetsemana résine mba hi- bloquer- na ilay rano tsy hiditra ao anaty structure na anaty trano
5️⃣Drainage de surface indray dia mahakasika ireny lakandrano ireny, asina azy eo ambonin’ny tany mba hitondra ny rano tsy hakeo amin’ny foundation syn y rindrina
6️⃣Asina adjuvant ydraufuge amin’ny béton izay mahatonga ny béton tsy ho tanteradrano

ARKA CNC
__________________________________
Rénovation, réhabilitation, construction
Études architecturales, aménagement intérieur, aménagement extérieur
Contrôleur technique, design, consulting

Manao plan

Contact:
___________________________
Mp Arka Cnc
032 17 194 53 (whatsapp)
[email protected]

❌♻️ Ny fomba fanorina Malagasy ♻️❌👋 Raha nanana ny « Panthéon » izay vita tamin’ny taona 126 taorian’ny Jesoa Kristy ny ...
11/02/2025

❌♻️ Ny fomba fanorina Malagasy ♻️❌

👋 Raha nanana ny « Panthéon » izay vita tamin’ny taona 126 taorian’ny Jesoa Kristy ny Raomanina, ny Malagasy kosa nanana ny fomba fanoriny izay naharitra taona maro kanefa efa hadinodino ny fomba fanantanterahana azy ankehitriny.

✅ Ny tamboho gasy sy ireny trano vita amin’ny tany ireny dia isan’ny fomba fanorona nentimpaharazana Malagasy. Teto ankibon’imerina no tena niandohany.
Vita amin’ny “bouse” ana ombivavy ary indraindray aza miaro atody sy ny sisa izy izany.

Amin’ny ankapobeny dia marron no lokony ary atao lafiny mitsivalana ny fandriny ny fomba fanotana azy. Ireo antony no mahatonga io tamboho io ho mahazaka ireo “intemperie” ary maharitra amantaona maro be mihintsy.

✅ Zavatra tsikaritra :
Maro be ny tamboho na trano vita tamin’io fomba fanorona io no mbola hita atramin’izao na dia tamin’ny vanimpotoanan’ny faha mpanjaka aza no naorenana azy ireny. Raha tsy haka ohatra hafa afatsy ny “Manda Fort” izay hita any Mahavelona Foulpoint Toamasina isika.

✅ Raha hanao kajy tsotsotra isika dia izao:
Ny Manda fort dia nahorin’I RADAMA Premier tamin’ny taona 1822 ary nampian’i Angleterre izy tamin’izany fotoana izany nanorina azy io.
Aratantara dia vita tamin’ny Calcaire nampina atody sy ny sisa io manda io.
Isika izao dia 2025. Izany hoe 203 taona izany izay no nitsangana io manda ao Foulpoint io.
Hatramin’izao dia mbola mijoro tsara izy ary lasa vakoka ho antsika Malagasy.

✅ Ny zavatra tsapa anefa dia :
Ireny tamboho gasy fahita amin’ny izao fotoana izao ireny dia lasa mitritritra be vao maina. Mirodana avy hatrany vao iandronan’ny rano. Ary loza mananontanona raha vao misy rotsakorana lava reny
Tsy haintsika Malagasy intsony ny manangana ny tamboho gasy ary ny mahatsikaiky dia ity : ny vazaha indray no mampianatra antsika manamboatra izany ‘tamboho gasy’ izany. Toy ny hoe vaha hampianatra Malagasy vakodrazana : toa hafahafa ihany.

♻️🚫 Amin’izao dia maro ireo manampahaizana Malagasy miezaka mandalina sy mamperina indray io fomba fanorona nentimpaharazana Malagasy io ary hantenaina hahita vokatra atsy aorina kely atsy.

_____________________________________
Études et conception, aménagement intérieur paysagiste, Contrôle technique Arka Cncnc
[email protected]
0321719453 (whatsapp)

05/02/2025
❌ inona no vaha olana izay mahay???♻️ Io no anisan'ny mahatonga ilay bobongolo amin'ny vodirindrina anatiny iny♻️ Fahava...
23/01/2025

❌ inona no vaha olana izay mahay???

♻️ Io no anisan'ny mahatonga ilay bobongolo amin'ny vodirindrina anatiny iny

♻️ Fahavalon'ny fanorenana anie ny rano e😊

Tokony ho izy 🔵⚪🟡
20/01/2025

Tokony ho izy 🔵⚪🟡

❌❌ Raha vao hanao trano ianao,... ?.. Dia  fantaro fa ny fanaovana plan trano dia tsy mijanona irery eo amin’ny kisarisa...
15/01/2025

❌❌ Raha vao hanao trano ianao,... ?
.. Dia fantaro fa ny fanaovana plan trano dia tsy mijanona irery eo amin’ny kisarisarina espace, Marobe ireo “NORMES” sy “REGLEMENTATION TECHNIQUE” tokony ary tsimaintsy arahina.

♻️ Ireo arifenitra ireo dia miantoka ny « sécurité, confort, éfficacité énérgetique » ary « durabilité » an’ilay trano.
Ohatra vitsy ireto voatanisa etsy ambany ireto,

😝 Niniana tsy napetraka ny source an’ilay normes fa afaka manontany anaty hafatra miafina raha mila fanazavana misimisy

1️⃣ Normes mahankasika dimension efitra :

✅ Chambres: tokony ho farafahakeliny 9m² ny chambre simple ary 12m² hoan’ny chambre parentale
✅ Séjour : tokony ho farafahakeliny dia 20m² ho an’ny trano salantsalany
✅ Cuisine: farafahakeliny tokony ho 6m²
✅ HSP : mba ho azo hiainana dia tokony farafahakeliny 2.50m kanefa misy exceptions ho an’ny combles na sous-sols aménagés.

2️⃣ Normes mahakasika ny accessibilité
❌Ireto normes ireto dia tokony ho mitsinjo ireo PMR

✅Varavarambe: farafahakeliny 80cm ny velarany
✅Couloirs: tokony tsy ho latsaky ny 90cm
✅Trano fandroana :tokony hisy “espace de manœuvre” 1.5 m ho an’ny fauteuil roulant

3️⃣ Normes mahankasika ny « Eclairage et ventillation »

Araka izay tratra dia tokony ho azon’ny hazavana sy rivotra voajanahary ny trano rehetra, ilaina amin’ny fahasalamana io
✅Varavarankely : farafahakeliny 1/6 n’ny surface habitable

4️⃣ Normes mahakasika ny Sécurité électrique
Tokony hamaky NFC 15-100, hihihi

5️⃣ Norme mahakasika ny Seïsme sy ny cyclône:
Rehefa eo ampanaovana calcul de structure ity

🚫
Santionany ireo, entina ilazana fa tsy kilalao ny manao plan antrano fa mila manantona technician na architect raha tapakevitra

afaka manao plan sy dévis raha mahaliana anao dia manasa hiditra MP

👋 Mbola ho maro ny fizarana ka manasa anao hi-abonné amin’ny pejy

Contacts
_________________________
📩 [email protected]
☎️ +261 34 18 538 03 ("WhatsApp")

Quelques pratiques
10/01/2025

Quelques pratiques

Découvrez une nouvelle section de notre portfolio, spécialement dédiée aux maisons modernes de style cubique.✅ Nous vous...
26/11/2024

Découvrez une nouvelle section de notre portfolio, spécialement dédiée aux maisons modernes de style cubique.

✅ Nous vous accompagnons à chaque étape, de la conception à la réalisation de votre projet, qu'il s'agisse de rénovation intérieure ou extérieure, de construction, de réhabilitation, ou de contrôle technique.

📨 [email protected]

Address

Ambohimiry Ampasampito
Antananarivo
101TANÀ

Telephone

+261328594582

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ARKA CNC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ARKA CNC:

Share

Category