Laur's Shop

Laur's Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Laur's Shop, Real Estate, enahlaur@gmail. com, Antananarivo.

Bienvenue chez ♡ Laur's Shop ♡
Votre style , notre priorité ☝🏻✨
👗 Vêtements ⇩ 💇🏻 Produits capillaires
👛 Accessoires variés... ♥

💰Prix doux - qualité assurée 👍🏻✨
📩Commande en message privé 🛍
🚌Livraison rapide partout

☎ 038 93 199 39

" Tsy mifaninana amin' olona aho . Ny tanjoko dia ny ho tsara kokoa noho ny omaly ". ✨🤍
19/07/2026

" Tsy mifaninana amin' olona aho . Ny tanjoko dia ny ho tsara kokoa noho ny omaly ". ✨🤍

Coucou daolo 👋🏻😍 , fantatrao ve fa ny tongolo dia ahazoana voka-tsoa betsaka @ volo 🧅💧 .    ✨ Manalava volo    ✨ Manalef...
15/07/2026

Coucou daolo 👋🏻😍 , fantatrao ve fa ny tongolo dia ahazoana voka-tsoa betsaka @ volo 🧅💧 .

✨ Manalava volo
✨ Manalefaka volo
✨ Mahasalama ny hodi-doha
✨ Mampangirana volo

Araho ary ireo dingana ireo , fa ahita vokany ianao ❤

Aza adino ny m-abonnée ny page fa mbola maro ny zavatra ho zaraina ho anareo 😘😘😘

SérumOignons # TenaEfficace #

Ndao asintsika echange ndray ary !!! 😍 , Ze zavatra atakalo any @ nao any , alatsao ao @ coms ao saody mety @ hafa👇🏻💌 . ...
14/07/2026

Ndao asintsika echange ndray ary !!! 😍 , Ze zavatra atakalo any @ nao any , alatsao ao @ coms ao saody mety @ hafa👇🏻💌 . Alefa ary 😘

Aza adino ny m-abonnée ny page ✔❤

♡ Na misy aza ny tsy fifankazahoana indraindray , ny tena fitiavana dia mahita lalana hiverenana  @ fihavanana ❤ ✨ Tsy m...
13/07/2026

♡ Na misy aza ny tsy fifankazahoana indraindray , ny tena fitiavana dia mahita lalana hiverenana @ fihavanana ❤

✨ Tsy misy tokantrano tsy mandalo olana , fa ny fifamelana no mampaharitra ny fifankatiavana 💍

" Mahareta amin'ny fifankatiavana , mifamelà heloka ".
⇒Efesiana 4:2

Tojo Ny Aina ❤💍

✨ Tsy voatery ho mora ny fiainana , fa aza manaiky ho resy 💪🏻 . ❌ Ny sakana rehetra dia lesona , ary ny faharetana no la...
10/07/2026

✨ Tsy voatery ho mora ny fiainana , fa aza manaiky ho resy 💪🏻 .

❌ Ny sakana rehetra dia lesona , ary ny faharetana no lalana makany @ fahombiazana ❤

✔ Tsarovy fa tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto , koa tohizo ny ezaka , minoa ny tenanao , ary aza mitsahatra manonofy . 🤞🏻

Tsy maintsy ho avy ilay andro hijinjanao lay vokatry ny faharetanao ❤

Tonga ato @ Laur's Shop ny ensemble mamikely 😍 , araraoty aingana fa zay tonga aloha iany no mahazo aann!!! 🥰     🎀 Qual...
19/06/2026

Tonga ato @ Laur's Shop ny ensemble mamikely 😍 , araraoty aingana fa zay tonga aloha iany no mahazo aann!!! 🥰

🎀 Qualité au top
🎀 Toutes les tailles et couleurs disponibles selon vos besoin .

Commande en MP 💌❤

Aza adino ny m-suivre ny page-tsika 🙏🏻🥰

❌ STOCK LIMITÉ ❌

📞 038.93.199.39

's Shop #💌😘

🌿Dites adieu à la chute des cheveux et retrouvez une chevelure magnifique 🌿✨Vous rêvez de cheveux plus longs , plus fort...
17/06/2026

🌿Dites adieu à la chute des cheveux et retrouvez une chevelure magnifique 🌿✨

Vous rêvez de cheveux plus longs , plus forts , et plus brillants?😍
Découvrez le pack EUNOMIA Oignon :

🧴 Shampooing
🔳 Hair Mask
💧 Hair Serum

🧅 Aide à réduire la chute des cheveux
🧅 Favorise la pousse des cheveux
🧅 Nourrit et renforce la fibre capillaire
🧅 Rend les cheveux doux , brillants et faciles à coiffer

🎉🎀 Les 3 produits à seulement 42.000 ar 🎉😍

Prenez soin de vos cheveux avec une routine complète et profitez d 'une chevelure en pleine santé ✨🧅🌿

Commande en Inbox 💌 Laur's Shop 💌

⚠ Quantité limitée ⚠

Réservez vite le vôtre !!💜

📞 038.93.199.39

💜🌸 Curl la la 🌸💜Créme spécial natao hanomezana :  🌼 Hydratation lalina ny volo  🌼 Famaritana tsara ny boucle sy odulatio...
14/06/2026

💜🌸 Curl la la 🌸💜

Créme spécial natao hanomezana :
🌼 Hydratation lalina ny volo
🌼 Famaritana tsara ny boucle sy odulations
🌼 Fanalefahana ny Frizz
🌼 Fampamirapiratana ny volo

Mety tsara ho an'ny
✨ Volo bouclée
✨ Volo ondulée
✨ Volo naturel
✨ Volon ' ankizy , olon-dehibe , lehilahy , vehivavy

Prix : 22.000 ar

Commande en Inbox 💌

📞 038.93.199.39

12/06/2026

�� Kojic Acid + Vitamin C Soap ��
&
�� Kojic Acid Body Lotion ��

Tonga ty ny ririnina , ndao karakaraina ny hoditra fa mijaly � , tena efficace be zareo ty Kojic ty aahhh!!! Manandrama de ho hitanao �

�Ny savony dia manampy hanadio lalina ny hoditra , hanala ireo loto sy tache mainty @ vatana sy tarehy .�

�Ny lotion kosa dia manampy hamandoana ny hoditra , hitazona azy ho malama ary hanome endrika mamirapiratra sy voakarakara isan' andro �

Rehefa ampiasaina miaraka dia tena mifameno tsara ��
Fa afaka ampiasaina mitokatokana koa�

Prix : Kojic acid + Vitamin C Soap
⇒12.000 ar
Prix : Kojic acid Body Lotion
⇒20.000 ar

Efa misy ny STOCK ato fa voafetra tompoko ���

��

� Aza miandry lany vao manao commande �

� 038.93.199.39

Livraison partout à Madagascar���

Address

Enahlaur@gmail. Com
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Laur's Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category