08/11/2025
Oooiiiiiiieeeehhhhh♥️
Ity ary ilay JEUX FONDS DE DEPART entana 5 carton no zaraina olona 5 be izaho 🙏
Tsotra kely ilay Jeux ary atao fisarihana 🎁
1) Rahoviana ny Anniversaire an’i Tantine fabiola
a) 12 Novembre
B ) 13 Novembre
2) Invitéo ny Namana i Lalao ary partage amin’ny compte perso sy groupe 3 ary taggeo Namana 5 hilalao 🙏
Atao fisarihana ny 15 Novembre Amin’ny 3ora folankandro 🎁 ka izay manaraka fepetra sy tsara vitagna no mahazo 🙏
Mirary soa dia bonne chance 👍
Compte faika tsy manankery 🙏