Mitady tany hanorenana

Mitady tany hanorenana Mpivady mitady tany hanorenana ho an'ny taranaka.

✅ 𝗠𝗜𝗧𝗔𝗗𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗬 ✅ :Miarahaba tompoko. 👋❗️‼️ 𝗠𝗕𝗔 𝗩𝗔𝗞𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗛𝗜-𝗖𝗢𝗠𝗠𝗘𝗡𝗧𝗘 𝗦𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗘𝗙𝗔 𝗠𝗣 𝗔𝗭𝗔𝗙𝗔𝗗𝗬 𝗜𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔 𝗧𝗢𝗠𝗣𝗢𝗞𝗢...
11/11/2024

✅ 𝗠𝗜𝗧𝗔𝗗𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗬 ✅ :

Miarahaba tompoko. 👋

❗️‼️ 𝗠𝗕𝗔 𝗩𝗔𝗞𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗛𝗜-𝗖𝗢𝗠𝗠𝗘𝗡𝗧𝗘 𝗦𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗘𝗙𝗔 𝗠𝗣 𝗔𝗭𝗔𝗙𝗔𝗗𝗬 𝗜𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔 𝗧𝗢𝗠𝗣𝗢𝗞𝗢 ❗️‼️

👉 𝐌𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐧'𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 𝐫𝐞𝐧𝐢𝐯𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚, 𝐭𝐬𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐥𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐢𝐥𝐥𝐞.

👉 𝐀𝐱𝐞𝐬 : 𝐑𝐧𝟕 𝐬𝐲 𝐀𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐨𝐟𝐨𝐭𝐬𝐲, 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚𝐤𝐞𝐥𝐲, 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚, 𝐀𝐥𝐚𝐬𝐨𝐚𝐫𝐚... 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨. 𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐚𝐤𝐚𝐢𝐤𝐲 𝐤𝐨𝐤𝐨𝐚 𝐦𝐨𝐚 𝐯𝐚𝐨 𝐦𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚.

👉 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐦𝐮𝐦 𝟑𝟎𝟎𝐦𝟐.

👉 𝐓𝐞𝐫𝐫𝐚𝐢𝐧 𝐩𝐥𝐚𝐭.

👉 𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚. ❗️‼️

👉 𝐀𝐜𝐜𝐞̀𝐬 𝐯𝐨𝐢𝐭𝐮𝐫𝐞.

👉 𝐓𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐢𝐦𝐛𝐚𝐫𝐲.

👉 𝐓𝐬𝐲 𝐥𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐣𝐢𝐫𝐨 𝐬𝐲 𝐫𝐚𝐧𝐨.

👉 ❗️‼️ 𝐓𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 ❗️‼️

💲 𝐁𝐮𝐝𝐠𝐞𝐭 𝐌𝐚𝐱 : 𝟏𝟓𝐌 𝐀𝐫 𝐧𝐚 𝟕𝟓𝐌 𝐅𝐦𝐠 raha tena mety aminay. 𝐓𝐒𝐘 𝐀𝐅𝐀𝐊𝐀 𝐌𝐈𝐀𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐈𝐍𝐓𝐒𝐎𝐍𝐘 ❗️‼️ 🥹

❌𝐓𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐦𝐛𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐤𝐨 ❌

Eny tompoko, hoy ianareo hoe sarotra dia sarotra ny mbola ahitana an'izany amin'izao fa izahay tsy kivy anefa no sady be fanantenana sy finoana hoe tsy maintsy misy anjaranay any ho any. 😇🤞

𝐌𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐚𝐝𝐢𝐚𝐯𝐢𝐧𝐚𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐛𝐚 𝐡𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐌𝐏 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐝𝐞́𝐭𝐚𝐢𝐥𝐬 𝐬𝐲 𝐬𝐚𝐫𝐲 𝐚𝐳𝐚𝐟𝐚𝐝𝐲.

Misaotra mialoha.🙏🙏🙏

11/11/2024

Gasy ray, Gasy reny... Madagasikara dia antsika Malagasy aloha !!!

Address

101
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitady tany hanorenana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category