SR IMMO

SR IMMO SR Immo, votre agence immobilière .

🔴 Votre avenir, notre priorité 🇲🇬


STAT : 74906 11 # # # 0 0315x

01/03/2026

Mitady toerana azo hanorenana ve ianao 🤔?

Toerana , madio rivotra, Ary lavitra korontana ✅

🇲🇬 Toerana sy Velarany

- Toerana misy azy : TALATA Volonondry
- Velarany : 500m²
- 10 min monja miala ny lalam-pirenena fahatelo RN3

Titré et borné ✅
Rano mora azo tsara ✅
Efa feno fanorenana ny manodidina ( en plein essor) ✅
Tontolo maitso mavana, mangina Ary madio rivotra tsara✅

Infoline : 034 95 430 11

🇲🇬 ireo "Termes" teny fototra amin'ny tontolon'ny FANANAN-TANY eto Madagascar 💥 METY HANAMPY ANAO 🤔- Acte domanial : Tar...
30/07/2025

🇲🇬 ireo "Termes" teny fototra amin'ny tontolon'ny FANANAN-TANY eto Madagascar 💥 METY HANAMPY ANAO 🤔

- Acte domanial : Taratasy ara-panjakana manamafy ny zo amin'ny tany (fipetrahana, fampiasana, fanatsarana).

- Affectation : Fampiasana manokana ny fananana tsy azo miova araka ny lalàna.

- Antichrèse : Fampiasana fananana ho solon'ny fandoavana, toy ny fanomezan-tanana.

- Aire protégée : Toerana natokana ho fiarovana ny zavamananaina sy ny harena voajanahary/saika.

- Bail : Fifanarahana hanofana tany mandritra ny fotoana voafetra amin'ny alalan'ny vola.

- Bail emphytéotique : Fifanarahana fanofana maharitra (oh: -99 taona) mamela ny fanatsarana ny tany, amin'ny alalan'ny vola isan-taona.

- Bailleur : Tompon'ny fananana manofana ny fananany.

- Bien : Zavatra na zo (azo tsapain-tanana/tsy azo tsapain-tanana, azo entina/tsy azo entina) azo atao an'ny tena.

- Biens vacants et sans maître : Tany tsy misy fampiasana na fitakiana ny tompony.

- Bornage : Famaritana ny fetran'ny tany, ilaina amin'ny fanoratana.

- Cadastre : Sampan-draharaha sy sarintanin'ny tany, na fomba fanekena ny zo amin'ny tany any Madagasikara.

- Certificat foncier : Taratasy manamafy ny zo fipetrahana na fampiasana, azo ampiharina amin'ny olon-kafa.

- Cession : Famindrana ny fananana, maimaimpoana na misy vidiny, amin'ny fifanarahana na an-tery.

- Concession : Fampiasana ny fananan'ny daholobe mandritra ny fotoana voafetra, amin'ny alalan'ny vola.

- Classement/Déclassement : Fomba fiasa manova ny toetry ny fananana (ny daholobe na ny tena manokana).

- Délimitation : Famaritana ny fetran'ny fananana tsy azo miova.

- Dépendance : Fananana mifandray amin'ny fananan'ny daholobe na ny tena manokana amin'ny sampan-draharaha.

- Domaine : Vondron'ny fananana tantanan'ny sampan-draharaha na ny tena manokana.

- Hypothèque : Fiantohana amin'ny fananana tsy azo miova ho an'ny mpampindram-bola.

- Immatriculation : Fanoratana maharitra ny tany amin'ny boky foncier.

- Imprescriptibilité/Inaliénabilité/Insaisissabilité : Toetra ny fananan'ny daholobe (tsy azo averina, tsy azo amidy, tsy azo sakanana).

- Livre foncier : Boky fanoratana ny fananana tsy azo miova sy ny taratasy ara-dalàna mifandraika amin'izany.

🇲🇬SR IMMO dia manampy anao hatrany amin'ny fanatanterahana ny nofinofinao ( Trano, Tany) 😉.

Mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny !

👉Aza misalasala mizara ity lahatsoratra ity ary manaraka ny pejinay, hizarana ireto torohevitra eo amin'ny tontolo'ny Fananan-tany 🙏

🇲🇬SR IMMO vous propose un aperçu des termes essentiels en droit foncier 💥- Acte domanial : Document administratif établi...
28/07/2025

🇲🇬SR IMMO vous propose un aperçu des termes essentiels en droit foncier 💥

- Acte domanial : Document administratif établissant un droit sur un terrain (occupation, utilisation, valorisation).

- Affectation : Attribution d’une destination spécifique à un bien immobilier selon son statut juridique.

- Antichrèse : Utilisation d’un bien en remplacement d’un paiement, comme le nantissement.

- Aire protégée: Espace dédié à la préservation de la biodiversité et des ressources naturelles/culturelles.

- Bail : Contrat de location d’un terrain pour une durée déterminée contre un loyer.

- Bail emphytéotique : Bail long (ex: -99 ans) permettant des améliorations sur le terrain, avec redevance annuelle.

- Bailleur: Propriétaire louant son bien.

- Bien : Objet ou droit (corporel/incorporel, meuble/immeuble) pouvant être approprié.

- Biens vacants et sans maître : Terrains sans usage ni revendication de propriété.

- Bornage : Délimitation physique d’un terrain, essentielle pour l’immatriculation.

- Cadastre : Service et cartographie foncière, ou procédure de reconnaissance des droits à Madagascar.

- Certificat foncier : Acte attestant des droits d’occupation ou d’utilisation, opposable aux tiers.

- Cession : Transfert de propriété, gratuit ou onéreux, amiable ou forcé.

- Concession : Jouissance d’un bien public pour une durée déterminée, moyennant redevance.

- Classement/Déclassement : Procédures affectant le statut domanial d’un bien (public ou privé).

- Délimitation : Fixation des limites physiques d’un bien immobilier.

- Dépendance : Bien rattaché au domaine public ou privé d’une entité publique.

- Domaine : Ensemble des biens gérés par une entité publique ou privée.

- Hypothèque : Garantie sur un bien immobilier pour un prêteur.

- Immatriculation : Enregistrement définitif d’un terrain au livre foncier.

- Imprescriptibilité/Inaliénabilité/Insaisissabilité : Caractéristiques des biens publics (non prescriptibles, non transférables, non saisissables).

- Livre foncier : Registre des immeubles immatriculés et des actes juridiques associés.

🇲🇬SR IMMO vous accompagne dans la compréhension et la gestion de vos projets immobiliers avec expertise😉.

Contactez-nous pour plus d’informations !

👉N'hésitez pas à partager le post et à suivre notre page pour ne rien manquer 🙏

26/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mia Randria, Chez Mignnio's Beauté, Boutik Ents'ou, Roliçina Rnt

⭕Ireo karazana tany eto Madagasikara 🔥Ny lalàna mifehy ny tany dia mizara azy ho:- "Terrains publics" : an’ny fanjakana ...
25/07/2025

⭕Ireo karazana tany eto Madagasikara 🔥

Ny lalàna mifehy ny tany dia mizara azy ho:

- "Terrains publics" :
an’ny fanjakana , hanaovana tetikasa fampiasa ho an’ny daholobe (ohatra);

- Tany " propriétés privées titrés et non titrés"
voasoratra ara-dalàna @ OLON-TSOTRA

- Tany voaaro na "Terrains en zones protégées": faritra voa-aro misy fepetra manokana, 💯

💡 SR IMMO dia manampy anao hanamarina ny satan’ny tany ho lavitra olana

📅 Aza adino manaraka ny pejy🙌

📢 SR IMMO vous éclaire en profondeur sur les différents types de terrains à Madagascar !Chez SR IMMO, nous mettons notre...
19/07/2025

📢 SR IMMO vous éclaire en profondeur sur les différents types de terrains à Madagascar !

Chez SR IMMO, nous mettons notre expertise au service de vos projets immobiliers, qu’il s’agisse d’investissements ou d’acquisitions.

La loi portant statut des terres à Madagascar, établit une classification claire des terrains, essentielle pour toute décision stratégique :

- Terrains publics : Appartenant à l’État ou aux collectivités décentralisées, ces terrains sont souvent dédiés à des projets d’utilité publique ou à des infrastructures clés, avec des règles strictes de gestion domaniale.

- Terrains privés titrés : Ces terrains, issus d’une immatriculation individuelle ou collective, bénéficient d’un titre foncier reconnu, offrant une sécurité juridique garantie par le Service de la Conservation Foncière.
Cela inclut des procédures d’enregistrement rigoureuses pour protéger vos droits réels.

- Terrains en zones protégées : Soumis à des régimes juridiques spécifiques, ces terrains incluent les aires réservées pour des investissements, les zones forestières ou celles couvertes par des conventions internationales ratifiées par Madagascar, limitant leur usage commercial ou privé.

💡 Pourquoi faire appel à une agence comme SR IMMO ?
La vérification de la situation juridique d’un terrain est une étape cruciale avant toute transaction.

Entre la validation des titres fonciers, l’identification des contraintes légales et l’évaluation des risques, notre expertise vous évite des erreurs coûteuses et sécurise vos investissements.

Que vous soyez investisseur, entrepreneur ou particulier, un accompagnement professionnel fait toute la différence.

📅 N'hésitez pas à nous contacter pour une analyse détaillée de vos projets immobiliers.

🔍 INONA MARINA ILAY ANTSOINA HOE "CERTIFICAT FONCIER" ?📜 Ary nahoana no tena ilaina ho an’ny tompon-tany ?Ny certificat ...
15/07/2025

🔍 INONA MARINA ILAY ANTSOINA HOE "CERTIFICAT FONCIER" ?

📜 Ary nahoana no tena ilaina ho an’ny tompon-tany ?

Ny certificat foncier dia taratasy ofisialy avy amin’ny Guichet Foncier.
Izy io no manamarina fa ianao no tena tompon’ny tany efa honenanao hatry ny ela — na dia tsy mbola manana TITRE FONCIER aza ianao.

✅ Fankatoavana ara-dalàna ilay zo anao amin'ilay tany.

➡️ Midika izany fa tsy afaka manohitra na manakorontana ny zonao intsony ny olona, raha vantany vao azonao io taratasy io.

🛠️ Ahoana no fomba hahazoana azy ?

1️⃣ Manao fangatahana eny amin’ny Guichet Foncier
2️⃣ Misy fitsirihana eny an-toerana miaraka amin’ny Komity Fankatoavana eo an-toerana
3️⃣ Raha tsy misy olona manohitra sy mazava ny fananan-tany dia mahazo fankantoavana ny fangatahana certificat foncier
4️⃣ Rehefa avy mandoa ny sarany rehetra sy mahazo certificat de non-recours dia avoaka ny certificat foncier

📌 Inona no maha-zava-dehibe azy ?
✔️ Miaro ny tany amin’ny ady sy fivarotana an-tsokosoko
✔️ Afaka ampiasaina amin’ny taratasy ara-panjakana, fizarana lova, na fampindramam-bola
✔️ Azo atao ny mamerina raha very na simba ilay certificat

🏡 SR IMMO dia miaraka aminao amin’ny dingana rehetra — Aza misalasala manoratra aminay ✅

Aza adino manaraka ny Pejy IMMO ahafahanao manaraka ny tontolon'ny Fananan-tany eto Madagascar

🎯 Tany tsy voaaro = loza mitatao !

,

🏡 Manana tany ianao ? Tompon-tany ? ✅Raha ENY, dia tsy ampy fotsiny ny hoe “anah io😂”.Ny tompony ara -dalàna dia tokony ...
09/07/2025

🏡 Manana tany ianao ? Tompon-tany ? ✅

Raha ENY, dia tsy ampy fotsiny ny hoe “anah io😂”.

Ny tompony ara -dalàna dia tokony mikarakara , mandoa hetra, sns...

🚨 Ireto àry ny zavatra 3 tsy tokony hohadinoina🚨 :

1️⃣ Tehirizo tsara ny taratasy rehetra

Titre foncier, certificat de situation juridique(CSJ), acte notarial…

Tsy tokony very, tsy tokony ho simba.

Aza atao anaty “vata” fotsiny fa asiana copie numérique koa raha azo atao.

2️⃣ Ataovy mutation raha tany lova

Raha tany avy amin’ny Ray aman -dReny ( LOVA) , dia tsy maintsy avadika amin’ny anaranao ara-dalàna ilay TANY (Mutation).

Raha tsy izany, tsy ho afaka hivarotra, hanofa, na hanorina ianao amin’ny fomba ofisialy.

3️⃣Vérifier na matetika ny certificat de situation juridique (CSJ)

ty no manambara raha tena madio ilay tany : tsy misy ady, tsy misy fepetra manakana, tsy natao "hypothèque" na antoka taminà findramam-bola.

Tsotra ary hamonjy olana be dia be amin’ny ho avy.

Aza adino manaraka SR IMMO IMMO IMMO raha mahalina anao ny tontolon'ny Fananan-tany eto Madagascar.

📍 Te hividy TANY ve ianao ?TANDREMO 💥Ireto misy fahadisoana 5 lehibe goavana mila hitandremana rehefa Hividy TANY1️⃣ Tsy...
05/07/2025

📍 Te hividy TANY ve ianao ?
TANDREMO 💥
Ireto misy fahadisoana 5 lehibe goavana mila hitandremana rehefa Hividy TANY

1️⃣ Tsy manamarina ny titre na certificat foncier
Mety tsy an’ny olona mivarotra ilay tany.
Mila antontan-taratasy ofisialy vao azo itokisana.
Ao ihany koa no ahitana hoe misy Olana ny Tany ray

2️⃣ Mino tenin’olona fotsiny
Tsy ampy ny hoe "efa an-drazanay io" raha tsy misy porofo.
Ny tany dia an’izay manana taratasy ara-dalàna sy manan-kery

3️⃣ Tsy mandeha Notaire
Ny Notaire no manome “acte authentique”
Io taratasy io no porofo manankery fa nisy fifanarahana ara-dalàna teo amin’ny mpividy sy mpivarotra.

4️⃣ Tsy miraharaha mpandova
Raha tany lova, tokony hanome fankatoavana avokoa ( manao Sonia) ny mpandova rehetra.
Raha tsy izany, mety hisy hiantso fitsarana any aoriana.

5️⃣ Tsy mitsidika ny tany
Mety ho tany misy olana (ady, rano, litige, sns.) no ho vidinao. Ny fijerena an-tsehatra no hany manamarina ny zava-misy.

🎯 SR IMMO dia manampy anao amin'ny dingana rehetra : fanamarinana, fifanarahana amin’ny Notaire, fitsidihana, sy maro hafa.

👉 Mifandraisa aminay alohan’ny handraisanao fanapahan-kevitra.
✅ Mividia am-pilaminana, mahazoa antoka sy fiadanam-po !

Aza adino manaraka ny pejy 🤗

08/04/2025

🔴Le droit, ce n’est pas que pour les procès. C’est pour la vie.👀

Et si on vous disait que chaque décision que vous prenez — personnelle ou professionnelle — a une dimension juridique ?

Signer un contrat de location, embaucher un salarié, créer une entreprise, rompre un partenariat, publier sur les réseaux…
Tout cela relève du droit.

Mais alors, pourquoi attendre d’avoir un problème pour consulter un juriste ?
Pourquoi attendre le conflit au lieu de choisir la prévention?

Chez SR CONSULTING AGENCY, nous croyons que le conseil juridique ne doit pas être un luxe, mais une réflexe du quotidien.
Parce qu’un bon accompagnement juridique, c’est :
- Éviter les litiges avant qu’ils n’éclatent
- Sécuriser vos relations (contrats, partenariats, RH…)
- Protéger ce que vous construisez
- Avancer avec confiance et sérénité

Que vous soyez entrepreneur, dirigeant, indépendant ou même particulier, vous avez besoin d’un conseil juridique solide.
Et c’est notre métier de vous l’apporter, avec clarté, efficacité et discrétion.

Chez SR CONSULTING, on ne fait pas que du droit.
On crée de la sécurité. On vous donne le pouvoir de décider en toute connaissance.

Prenez une longueur d’avance. Parlons-en.

Opportunité à ne pas manquer ! 🔥Découvrez nos trois terrains de choix, soigneusement sélectionnés autour d'Antananarivo,...
31/10/2024

Opportunité à ne pas manquer ! 🔥

Découvrez nos trois terrains de choix, soigneusement sélectionnés autour d'Antananarivo, parfaits pour vos projets immobiliers !

---

📍 Antanambao Avaradrano

À seulement 300 mètres du croisement PK 17, ce vaste terrain d'1 hectare non morcelable offre une vue dégagée, idéale pour un investissement prometteur !

💰 Prix :30 000 Ar/m² (négociable sur place)
✅ Accès voiture, électricité, eau
✅ Possibilité d'achat groupé
✅ Cadastre

---

📍 Ambohimangakely Tsarahasina

À 15 minutes de l'arrêt bus Zone Franche Ambohimangakely, ce terrain titré et borné est idéal pour ceux en quête de tranquillité proche de la ville.

💰 Prix : 80 000 Ar/m²
🗺 Superficie : 1 187 m² (morcelable à partir de 500 m²)
✅ Accès voiture, électricité, eau
✅ Un seul signataire

---

📍 Soavinimerina RN3

Proche du croisement Espace IMAHO, ce terrain de 400 m² est parfait pour un projet résidentiel, offrant une vue panoramique imprenable !

💰 Prix : 130 000 Ar/m²
✅ Accès voiture (1er plan), poteaux Jirama à proximité
✅ Terrain titré et borné
✅ Un seul signataire

Ne laissez pas passer cette opportunité d'acquérir un terrain stratégique et avantageux. Contactez-nous dès maintenant en message privé ou sur WhatsApp au 033 57 618 47 !

Ireto misy tany telo voafantina tsara manodidina an'Antananarivo, mety indrindra ho an'ny tetikasanao rehetra na hanorina na projet hafa 😊

---

📍 **Antanambao Avaradrano**

Eo amin'ny 300 metatra miala ny PK 17, ity tany mirefy 1 hektara ,
mety tsara ho an'izay mikasa hanao tetikasa lehibe.

💰 Vidiny : 30 000 Ar/m² (à débattre sur place)
✅ Misy lalana ho an'ny fiara, akaiky jiro ary rano
✅ Azo atao ny mividy miaraka amin'ny hafa ( manao achat collectif)
✅ Kadasitra

---

📍 **Ambohimangakely Tsarahasina**

Eo amin'ny 15 minitra avy eo arrêt bus Zone Franche Ambohimangakely,
ity tany ity dia titré sy borné, Tanàna " calme "

💰 Vidiny : 80 000 Ar/m²
🗺 Velarana : 1 187 m² (azo zaraina ka hatrany amin’ny 500 m²)
✅ Misy lalana ho an'ny fiara,akaiky jiro ary rano
✅ Olona 1 manao sonia

---

📍 Soavinimerina RN3

Akaikin'ny Espace IMAHO, ity tany mirefy 400 m² , quartier tranquille, miaina any anaty natiora !

💰 Vidiny : 130 000 Ar/m²
✅ Misy lalana ho an'ny fiara (1er plan), akaiky Jiro s'y rano
✅ Tany titré sy borné
✅ Olona 1 manao sonia

Raha Mila fanazavana fanampiny, aza misalasala manoratra aminay Mp na WhatsApp : 033 57 618 47 !

Hividy tany 🤔 ? Ireto ary misy torolalana vitsivitsy tsara fantatra hisorohana ny hosoka rehefa hividy tany ianao Mila f...
28/10/2024

Hividy tany 🤔 ?
Ireto ary misy torolalana vitsivitsy tsara fantatra hisorohana ny hosoka rehefa hividy tany ianao

Mila fahamalinana tsara ny fividianana tany sy ny fikarakarana ny taratasy mikasika izany.
Efa maro tokoa ireo very vola noho ny tsy fahafantarana ny dingana sy ny taratasy ilaina amin’izany.

Ireto ary misy torolalana tsara fantatra hisorohana ny hosoka rehefa hividy tany.

✅Fomba voalohany amantarana fa tsy mpamitaka ny mpivarotra tany dia ny fahafahany manome ny mpividy ny « numéro matricule » ny tany amidiny.

✅Ankoatra izay moa dia mila mangataka ny « certificat de situation juridique (CSJ) », latsaky ny telo volana, ilay mpividy hanamarinana hoe iza tokoa no tompon’ny tany amidy.

Ho fanamafisana izany dia tsara raha manantona eny amin’ny kaominina misy ilay tany mba hanamarinana fa tsy mbola namidy ity farany.
Hita eny anivon’ny kaominina raha efa nisy fifanaovana varo-maty mikasika io tany io tany aloha nefa mbola tsy nafindra amin’ny anaran’ny mpividy.

✅Mampitaha ny "bokin-tany (titre)" sy ny certificat de situation juridique
Ny bokin-tany na "kadasitra" no taratasy azo antoka fa tena tompony ilay mpivarotra

Alohan’ny hividianana tany noho izany dia ilaina ny mampitaha ny ao anaty titre sy ny ao anaty certificat de situation juridique.
🔴 Tsy tokony misy ahiana rehefa mitovy ny voalaza ao amin’izy ireo.

✅Azo hamarinina ihany koa ny" kadasitra "raha toa ka lovan’olona ilay tany ho vidiana.

Tokony ho azo porofoina ny rohim-pihavanana misy eo amin’ny mpivarotra sy izay tompon-tany misoratra anaty kadasitra.

Fomba manampy betsaka amin’ny fisorohana ny hosoka mikasika ny fananan-tany ireo fanamarinana voalaza ireo.

Ny tany amidy ato aminay dia manaraka tsara ireo fenitra takian'ny lalàna ireo daholo 🤗

👍Toy ity Tany amidy eo alohan'ny sampanana makany am Espace Imaho izay mirefy 400 m2 ity,

Amin'iny RN3 iny misy azy io amin'ny plan io 🤗 Prix intéressant 🔴

Aza misalasala ara manoratra aminay raha mila fanazavana fanampiny amin'ilay Tany amidy eny Soavinimerina 🤗 Whatsapp ( +261 33 57 718 47)

Aza adino mi s'abonne amin'ny pejy mba anarahanareo tsy tapaka torohevitra manodidina ny fananan-tany 🔴

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SR IMMO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share