13/11/2024
Salama eh!
Raha manana entana hotanterina ianao:
✅Hifindra trano
✅Anatitra zezika
✅Livraison ny entana toy ny PPN;biriky;voninkazo
dia izahay afaka atokisanao eo amin'izay sehatra izay
➡️Manana mpiara miasa efa za-draharaha izahay afaka atokisanao tanteraka
➡️Manamora ny asanao satria tena ny ampilamina anao no tanjonay
➡️Fiara afaka manatitra ny entanao na aiza na aiza
Aza misalasala miantso raha mila fanampiana ianao
📞032 98 829 44/038 52 868 50