Chez Nous

Chez Nous Nos différentes offres pour vous loger

Chambre collective pour étudiant 🥰 Espace individuelle respecter 🏡
24/02/2026

Chambre collective pour étudiant 🥰
Espace individuelle respecter 🏡

24/02/2026
Chez Nous
30/01/2026

Chez Nous

25/01/2026

Merci de votre confiance 🥰 !!!

Arabaina nahatratra ny taona 2026 ! 🥂
25/01/2026

Arabaina nahatratra ny taona 2026 ! 🥂

30/11/2025

Ho anareo izay mitady toerana hipetrahan'ny mpianatra Dia misy offre disponible ato amin'ny pensionnat izay manomboka amin'ny 300.000 ariary 😉
Ka ny tafiditra amin'izany Dia :

🛏️ Lit misy espace individuel
🖨️ Bureau personnel
👕 Armoire mitokana
🧼 Fanasana lamba miaraka amin'ny fipasohana
📺 TV misy canal+ anaty espace en commun
🏋️‍♀️ Accès salle de sport
🥐 Petit déjeuner iray volana
🍛 Dîner iray volana

🛜 Wifi optionnel à 25.000 ariary pour 30 Go
🏠 Chambre individuelle ( izany hoe olona iray chambre iray ) manomboka amin'ny 400.000 ariary

📥 Misy ihany koa ny service à la demande toy ny sakafo atoandro

🍽️ Afaka mahandro tsara ny mpianatra

📍Toerana en pleine ville ( Tsimbazaza) : près de toutes commodités (Marché, Supermakis, Pharmacie, Banque) avec énormément de variétés de bus ( pour aller à Aceem, Akantso , Iscam, Essca, Vatel, Inscae, CNAM...)

🧐 Raha afaka manao visite na solontena afaka manao visite Dia izay no tena tsara Sady mahita n'y toerana mivantana izy no afaka miresaka mivantana amin'ny responsable no mahazo ny retourn'ny ankizy mipetraka ao amin'ny pensionnat ( raha sendra an'ny ankizy ao ) 😌

Raha Mbola misy fanontaniana Dia aza misalasala 🤗

Ny contact : 0387503669
WhatsApp : +261322658706

❤️BETIES ❤️Chambre FILLE 2 Interdit aux GARCONS
30/11/2025

❤️BETIES ❤️
Chambre FILLE 2
Interdit aux GARCONS

❤️BROTHERS ❤️Seul et unique Chambre GARCON Interdit aux FILLE
30/11/2025

❤️BROTHERS ❤️
Seul et unique
Chambre GARCON
Interdit aux FILLE

Terrain de Pétanque
30/11/2025

Terrain de Pétanque

Nos petit déjeuner ☕🌸🌿🍀🌼
30/11/2025

Nos petit déjeuner ☕🌸🌿🍀🌼

SportAccessible à tous les pensionnaires
30/11/2025

Sport
Accessible à tous les pensionnaires

Address

Tsimbazaza/Ankaditoho
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Nous posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category