18/06/2026
✨🥤 GOURDE THERMOS DISPONIBLE 🥤✨
Mitady gourde tsara kalitao ve ianao? 😊
✅ Mitazona rano mangatsiaka sy mafana mandritra ny ora maro
✅ Tsy mitete
✅ Mateza sy tsara endrika
✅ Mety ho an'ny ankizy sy olon-dehibe
✅ Mora entina eny rehetra eny
🎁 Tsara atao fanomezana ihany koa!
📦 Efa misy stock
📩 Midira privé raha hanafatra na mila fanazavana fanampiny.
Prix 20.000ar
⚡ Aza tara fa voafetra ny entana! ⚡
🥰🥤