01/02/2025
NY asa vita no hifapitsarana ary e 😊
NY commande vita anio njay.
Misaotra nanome toky hatrany🙏🙌🙏
Ary mbol vonona ny hanome fahafaham-po anareo hatrany izahay eto Ralanto METALETAL ,koa aza misalasala aza mandefa NY commande-nareo.