Anj'art Métallique

Anj'art Métallique Atelier d'ouvrage métalliques

🧺 Fanahazandamba Pliable – Mora ampiasaina !✔️ Mety tsara ho an’ny tanana kelikely✔️ Maivana, tsy mandreraka✔️ Afaka afo...
16/12/2025

🧺 Fanahazandamba Pliable – Mora ampiasaina !
✔️ Mety tsara ho an’ny tanana kelikely
✔️ Maivana, tsy mandreraka
✔️ Afaka aforitra rehefa tsy ampiasaina
✔️ Mitsitsy toerana ao an-trano

👉 Vahaolana tsotra ho an’ny fanasan-damba isan’andro

Livraison gratuite hatrany 🛵
Sur commande fa vetivety ihany🥰
Aza misalasala miantso na mandefa hafatra mihafina
Contact 034 06 494 35
Afaka manao pose ihany koa izahay🛠️

📸 “Client faly, asa vita tsara 😎”Misaotra an’i SFOI - SOCIETE DE FABRICATION DE L’OCEAN INDIEN  amin’ny fitokisana.👉 Rah...
22/10/2025

📸 “Client faly, asa vita tsara 😎”

Misaotra an’i SFOI - SOCIETE DE FABRICATION DE L’OCEAN INDIEN amin’ny fitokisana.
👉 Raha mila asa tahaka izao ianao dia aza misalasala miantso:
📞 034 06 494 35
📍 Tsiadana Ampasanimalo

🔥 ASA SOUDURE HAINGANA & MAHARITRA 🔥Mitady hanamboatra grille, portail, varavarana, table, décoration na étagère fer ve ...
18/10/2025

🔥 ASA SOUDURE HAINGANA & MAHARITRA 🔥

Mitady hanamboatra grille, portail, varavarana, table, décoration na étagère fer ve ianao?
Ato aminay dia kalitao no laharam-pahamehana 💪

✅ Design moderne & mateza
✅ Vita haingana – azo alaina amin’ny fotoana fohy
✅ Vidiny mora araka ny safidinao

📞 Contact: 034 06 494 35
📍 Tsiadana Ampasanimalo

Address

Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anj'art Métallique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category