07/09/2026
Ity ilay hoe occasion rare, Tany Ankasina 67 Ha, Accès MOTO NEFA MORA
TANY AMIDY
📍Ankasina 67 Ha, eo amin’ny B26 akaikin’ny masera
✨Refy: 1 are latsaka
📜Taratasy milamina tsara: Cadastre misoratra amin’ny olona 1
🏍️ Accès MOTO
👉Prix: tena mora
Afaka miantso avy hatrany ho an’izay vonona
📱034 99 909 91
Droit de visite: 10 000Ar