13/11/2025
😊Ho anao izay mitady électricien azo antoka sy manana traikefa tao anatin'ny taona maro mbola tsy nandiso fanatenana hatramizay, dia aza misalasala raha misy azo anampiana, fa électricien Andry dia manao an'i reto Asa ireto😊:
- Installation électrique ou photovoltaic
- installation encastre ou apparent pour le bâtiment
- pose ou installation moteur industrielle avec commandes de demarage
- Installation pompe immergé pour puit ou forage, pose surpresseur, pompe de surface sns....
- Dépannage électrique
- vérification armoire électrique et prise de terre pour les sécurités.
🛠️Izay rehetra olana mifandray amin'ireo dia voavaha avokoa🛠️
Antsoy ary ny laharana:0345658775, 0333546683 na mandefasa hafatra
🙏Mirary soa daholo tompoko ôh🙏