Toerana tsara

Toerana tsara ✔️Tany mirindra ,mora vidy ,azo aloha tsikelikely ! Toerana tsara ho an'ny fianakavianao👨‍👩‍👧‍👦🔥

❌LOCAL BIRAO IHANY  AHOFA  ANKADIVATO ❌1️⃣ Grande salle (afaka handraisana olona 8 ka hatramin'ny 12) 2️⃣  WC3️⃣ Un accè...
09/07/2026

❌LOCAL BIRAO IHANY AHOFA ANKADIVATO ❌
1️⃣ Grande salle (afaka handraisana olona 8 ka hatramin'ny 12)
2️⃣ WC
3️⃣ Un accès commun afaka hisakafoana
4️⃣Mora idirana ny toerana

👉Mety tsara ho an'ny ekipa misy olona 8 ka hatramin'ny 12 (BPO, Call Center, biraon'ny orinasa, toerana fanaovana fivoriana, ivon-toeram-piofanana, sns......)

Tsy misy fanaka birao izy io ka afaka mandamina sy manamboatra azy araka izay ilain'ny orinasanao ianao.

Atsoy dieny izao ny :

☎️034 07 292 32(whatts app) na afaka miditra hafatra miafina (MP)

🥰ITY INDRAY ARY NY LOTISSEMENT MANARAKA 👇MBOLA ENY IVATO AÉROPORT LALANA MAKANY AMINY CROC FARM AMBOHIPANASINA  🔴Ny Refi...
07/07/2026

🥰ITY INDRAY ARY NY LOTISSEMENT MANARAKA 👇

MBOLA ENY IVATO AÉROPORT LALANA MAKANY AMINY CROC FARM
AMBOHIPANASINA

🔴Ny Refiny 521 m2 ,
🔴Efa mifefy ,efa mipetraka ny poteau Jirama
🔴Faritra voaaro tsara
🔴Azo aloha tsikelikely Ilay vidiny 30% fandoavana voalohany
🔴TITRE EN MAIN

❌Aza adino fa GRATUIT foana ny visite ❌
Midira hafatra miafina na (MP)
☎️034 07 292 32 ( WhatsApp)

IZAO VE DIA TSY MAMPITRIRIRITRA ANTSIKA 🥰TRANO OTRANY AHOANA NOFINOFISINAO AMBOARINA?NY TANY ATO EFA VONONA EFA ELA 🤩MIA...
02/07/2026

IZAO VE DIA TSY MAMPITRIRIRITRA ANTSIKA 🥰
TRANO OTRANY AHOANA NOFINOFISINAO AMBOARINA?
NY TANY ATO EFA VONONA EFA ELA 🤩
MIANDRY ANAO IVIDY IZAHAY SISA 🙏

Lotissement amidy IVATO (Quartier Résidentiel)
👉Tsara vue be
👉-Lalana 800m miala ny Croc Farm
👉-Refiny 400 m2
👉-Accès ,efa voafefy, sécurisé
👉-Titre en main
❌VISITE GRATUIT ❌
📞034 07 292 32 misy WhatsApp,na Tonga dia miantso
Na miditra hafatra miafina (mp)📩

Tany 400 m2 Ivato ihany ☺️(Quartier Résidentiel)👉Lalana makany aminy Croc Farm👉Titre en main 👉Efa voafefy, faritra voaar...
18/06/2026

Tany 400 m2 Ivato ihany ☺️(Quartier Résidentiel)
👉Lalana makany aminy Croc Farm
👉Titre en main
👉Efa voafefy, faritra voaaro tsara
👉VISITE GRATUIT
Mp ( hafatra miafina) na 034 07 292 32 misy WhatsApp

26/05/2026

Ela ela isika tsy niaona 👋
Efa betsaka ireo fianakaviana nividy Ilay tanin-tsika eny Ivato🥰

👉800m miala Croc Farm
👉Refiny Tany 365 m2 - 700m2
👉 Toerana efa voafefy
👉Efa misy poto Jirama mipetraka
👉Titre en main
👉Azo aloha tsikelikely mandritrany 24 volana (35% ny fadoavam-bola voalohany)
Gratuit ny fitsidihana ny toerana
Aza adino miantso ny laharana 0340729232 na mandefa hafatra miafina Raha Mila fanazavana fanampiny 🤗

24/11/2025

🎥 Cette vidéo vous montre précisément l’endroit où se trouve notre terrain, afin que vous puissiez voir clairement l’emplacement réel et l’environnement autour.

✅😍Vue exceptionnelle, Sécurisé, clôturé
📍 Située a Ivato près de la Croc Farm

💌Obtenez plus d'informations en
☎️ 034 07 292 32
🤝 visite gratuit

PROFITEZ DE VOTRE SEMAINE POUR VISITER NOTRE LOTISSEMENT IVATO:         📌Lots de 350 m2 à 600 m2 ✅5min de l'aéroport✅ cl...
17/11/2025

PROFITEZ DE VOTRE SEMAINE POUR VISITER NOTRE LOTISSEMENT IVATO:
📌Lots de 350 m2 à 600 m2

✅5min de l'aéroport
✅ clôturé et sécurisé
✅ Titre en main

👉prix : 185 000 ar/M2
1er accompte 35%

☎️ contact 034 07 292 32

✨En ce moment, il est possible de faire une réservation à seulement 5 % pour le phase 2 à Ivato.✨😱Il ne reste que quelqu...
13/11/2025

✨En ce moment, il est possible de faire une réservation à seulement 5 % pour le phase 2 à Ivato.✨

😱Il ne reste que quelques parcelles disponibles dans le phase 1, c’est peut-être votre opportunité !😱

📍 Emplacement : Zone calme, sécurisée, avec une belle vue, située à 800 m du Croc Farm Ivato
📜 Titre en main
🚧 Terrain clôturé, route goudronnée de 6 m de large
⚡ Poteaux Jirama déjà installés
📏 Superficie : de 350 m² à 600 m²
💰 Prix : 185 000 Ar/m²
📆 Paiement échelonné possible sur 12 mois
➡️ Premier acompte : 35 %

Vous pouvez visiter le site à tout moment selon votre disponibilité.
Notre équipe est prête à vous accueillir et à tout vous expliquer avec plaisir.

📞 Pour plus d’informations ou pour une visite : 034 07 292 32 (appel ou WhatsApp)

04/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Clo Nietzsche, Tale Minaoky Durin

"AZA TARA,EFA VITSY DIA VITSY SISA NY PARCELLE AO AMIN'NY PHASE 1 ENY IVATO(350 M2 a 600m2)".         ✅Toerana azo antok...
28/08/2025

"AZA TARA,EFA VITSY DIA VITSY SISA NY PARCELLE AO AMIN'NY PHASE 1 ENY IVATO(350 M2 a 600m2)".

✅Toerana azo antoka (4km miala ny aéroport)
✅Titre en main
✅Fanamorana ny fandoavam-bola(35% ny Petra- bola voalohany)

👉185 000 ar/ M2
☎️+261340729232(whatsapp)

⚡ka aza avela handalo izao fotoana izao.
⚡Raiso dieny izao ny safidinao ary antsoy avy hatrany izahay ho fanamafisana ny visite na ny reservation anao.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toerana tsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category